Voasoratra ao @ BB "afo fandiovana,"tambazako izay mahita !
181. ikaretsaka
(
04/02/2008 12:12)
niryna.. efa hoe diso pilipitra hono ko...
za koa ange manana an'io boky io fa tsy io no ataoko copy coller eto isaky ny mihetsika e

183. ikaretsaka
(
04/02/2008 23:46)
ny middle finger-ko tsy zatra manindry bokotra voalavo loatra fa tsy hoe izany ry cutie a.
indrindra izahay " paoma makeny itaosy" itony

187. ikaretsaka
(
05/02/2008 02:35)
sady rehefa mihinana hoa tonga dia vary sy laoka fa aza mikitsimpotsimpona izany
188. niryna
(
05/02/2008 06:57)
Kristy no nanafaka ny rehetra tamin'ny ota tsy nila vola fa ny tenany no nataony sorona ary ho voavonjy tokoa izay rehetra mino Azy
http://baiboly.org/toko.asp?boky=HEBREO&toko=7&andininy=26-27&dika=
http://baiboly.org/toko.asp?boky=HEBREO&toko=9&andininy=26-28&dika=
18 Fa Kristy koa aza efa nijaly indray mandeha noho ny ota, ny Marina hamonjy ny tsy marina, mba hitondra antsika ho amin'Andriamanitra, ka novonoina tamin'ny nofo, fa novelomina tamin'ny fanahy, 1 Pet 3:18

189. soanja
(
05/02/2008 12:07)
niryna:

Tsy azoko mihitsy ny idiran'ny resaka vola amin'ity zavatra resahin'i Nyrina ity ? Fa iza no milaza amin'i Nyrina fa vidiana izany Famindrapon'Andriamanitra izany?
Sa ve i Nyrina rehefa mankany ampiangonana ka manatitra fanatitra dia mihevitra fa mividy zavatra ao? Sa tsy manao izany mihitsy ianao, tsy manome rakitra mihitsy?
Ny zava-drehetra dia misy fandaminana avokoa raha te hanana ny tsara indrindra.
190. soanja
(
05/02/2008 12:12)
niryna:
[
18 Fa Kristy koa aza efa nijaly indray mandeha noho ny ota, ny Marina hamonjy ny tsy marina, mba hitondra antsika ho amin'Andriamanitra, ka novonoina tamin'ny nofo, fa novelomina tamin'ny fanahy, 1 Pet 3:18
Raha namaky tsara zany i Nyrina dia nahita fa io teny nosoratako ihany ity naverinao eto ambany ity.
FORUM no anaran'ity toerana ifandraisantsika ity ry Nyrina. Natao hifampizarana sy iadian-kevitra tokoa. Mitonia lalandava ao amin'i Tompo!
192. niryna
(
06/02/2008 07:28)
mmmhh:
Le izy tsy atao hanaratsy fiangonan’iza n’iza fa mba misy kosa ny zavatra natao hisainana hoe ara-baiboly ve le izy, satria ny baiboly no fototra hiaingantsika. Fa aza mora tohina ny sasany;
Io ohatran’ny hoe ianareo ao an-trano e, tsy hoe reefa iray tampo aminao na RAD nao le olona de tsy maintsy hoe tsara fôna izay momba azy sy izay ataony.
Fa mba jereo ihany hoe hatraiza.
Saino kely fotsiny ity :
=D=D izany mantsy,raha lazaina hoe tsy ampy ny baiboly fa nanasorana ,tsy maintsy misy miteny any amin'ny TT ary dia miverin any amin'ny TV.
=D=D=D^:^^:^^:^
“ rah misy izany “purgatoire” izany de tsy hisy hivavaka intsony , satria tsy maintsy hadio, tsy hisy fiangonana hiorina etsy sy eroa, tsy tokony hibebaka, .... hanao ratsy e, satria ho voadio ihany koa !!! “
Aza manaiky fitahina, io fomba iray hitaritan'ny fanahy ratsy antsika mba hanao ratsy satria hoe misy izany afo fandiovana izany, @ zay tsy misalasala ny olona hanao ratsy. Nefa hoy ny baiboly :
^:^28 Ny fanantenan'ny marina dia fifaliana; Fa ny fanantenan'ny ratsy fanahy ho foana.Oha 10 :28
Ohabolana 11:7 Raha maty ny ratsy fanahy, dia foana ny fanantenany, Eny, foana ny fanantenan'ny mpanao ratsy. [Na: mahery.]
5 Fa tsy misy fahatsiarovana Anao any amin'ny fahafatesana, any amin'ny fiainan-tsi-hita* iza no hidera Anao?[Heb. Sheola] Sal 6:5
Salamo 115:17 Ny maty tsy mba hidera an'i Jehovah. Na izay midina any amin'ny mangingina;
21 Omem-boninahitra ny zanany, nefa tsy fantany; Ary mietry ireo, nefa tsy hitany. Joba 14:21
Mpitoriteny 9:5 Fa fantatry ny velona fa ho faty izy; fa ny maty kosa tsy mba mahalala na inona na inona, ary tsy manana valim-pitia intsony izy; fa hadino ny fahatsiarovana azy. MPITORITENY 9
:-*:-*
Ny Fanahy Masina anie hanazava amintsika tsirairay avy ny Marina. Amen ! ^:^
193. niryna
(
06/02/2008 07:30)
mmmhh:
Eny e, na fiangonana inona na fiangonana dia manana boky hafa ampianaràna, fa ireo dia fanazavana an'izay tsy azo (tsy mazava)anaty "baiboly" ary reefa manazava zvtra izy de tsy maintsy asiany réf avy anaty baiboly ao mba hanamarinany hoe "marina" ny teniny.
Zao zany conclusion n'io amiko e, ny katôlika dia mino ny "afo fandiovana" satria nampianarina azy io, na tsy ao anaty baiboly aza satria
hery:
Tsy fototra hiaingan'ny Kristianina rehetra koa ny baiboly. Ho an'ny katolika ohatra dia tsy ny Baiboly IRERY no ahitana ny fampianaram-pinoana.
miombon-kevitra
Fa izaho TSIA, satria ny ahy ny fampianarana finoana dia mianga avy @ baiboly fôna, tsy manda ny boky hafa aho, fa raha amarinin'ilay mpanoratra avy @ andalan-teny avy anaty baiboly ny teniny de tsy mampaninona ahy.Donky, amiko "afo fandiovana" tsy misy:wink:
194. niryna
(
06/02/2008 07:50)
Mitandrema isika fa sao misy ambodia mitafy odin-janak'ondry.
Mamely ny ondry hiahaka hosakafon'ny ambodia namany.
Kristy dia fitiavana ary raha milaza fa manana fitiavana isika dia mipoitra eny ihany fa tsy mila hoe i ranona manana fitiavana,ny voa afafy foana no ahalalana na miaraka amin'ny Kristy na tsy miaraka aminy.
miambena isika fa ny asan'ny satana dia tsy manan-tsaina afa tsy ny hampisavorovoro ny sain'ny olona ary izay kely saina sy marivo no tratrany amin'izany.
Tsy tonga mba hampihavana izy fa tonga mba handrava .
Fantaro izay hinoanao. Ny famonjena izay avy amin'i kristy no tadiavintsika dia izay.
Jaona 20
20 Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nasehony azy ny tanany sy ny lanivoany. Dia faly ny mpianatra, raha nahita ny Tompo.
21 Ary hoy indray Jesosy taminy: Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan'ny Ray Ahy no anirahako anareo kosa.
22 Ary rehefa nilaza izany Izy, dia nanisy fofonaina, ka hoy Izy taminy: Raiso ny Fanahy Masina;
24 Fa Tomasy, anankiray tamin'ny roa ambin'ny folo lahy, ilay atao hoe Didymo, dia tsy mba teo aminy raha tonga Jesosy.
25 Dia hoy ny mpianatra sasany taminy: Efa nahita ny Tompo izahay. Fa hoy kosa izy taminy: Raha tsy hitako eo amin'ny tanany ny holatry ny nohomboana, ka ataoko eo amin'ny holatry ny nohomboana ny rantsan-tanako, ary ataoko eo amin'ny lanivoany koa ny tanako, dia tsy mba hino aho.
27 Ary hoy Izy tamin'i Tomasy: Atehefo eto ny rantsan-tananao, ka jereo ny tanako; ary atehefo eto koa ny tananao, ka ataovy amin'ny lanivoako; ary aza ho isan'izay tsy mino, fa minoa.
28 Dia namaly Tomasy ka nanao taminy hoe: Tompoko sy Andriamantro!
29 Hoy Jesosy taminy: Satria nahita Ahy hianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino.
31 fa voasoratra izao, mba hinoanareo fa Jesosy no Kristy, Zanak'Andriamanitra, ary mba hanananareo fiainana amin'ny anarany, raha mino hianareo.

195. soanja
(
08/02/2008 17:06)

Ary sao dia ny asan'ny Satana, izay tsy hinoako ary ity ampiasainao ity:
Ilay hoe misia i satana hanimba olona sy hanitsakitsaka ny fisainan'ny olona tsy hanantona an'Andriamanitra be fitiavana.
Tsy mahafaly an'i Nyrina ve ny fiheverena fa afaka manampy ny namanao ianao hanavotra azy amin'ny lafiny rehetra. Inona no olanao momba izany? Tsy mahafaly an'i Nyrina ve mahita fa mivavaka ho an'ny namanao ianao? Na maty izy na velona???
I Jesoa resahinao io na i Kristy resahinao io Mpamonjy no inoan'i Kristianina katolika fa hanaovatra ny namany izay any ampasana.
Ka raha tsy mahita an'io ny fomba fijery io i Nyrina dia hevero fa somary tery ihany ny fisainana na neurons any aminao, azoko lazaina hoe tsy nivelatra ka tsy afaka hivelatra amin'Andriamanitra izay goavana tokoa manoloana izay misy amin'izao tontolo izao. Tsy miangatra no iresahako ary ampitiavana tokoa!
Mbola afaka mampivelatra ny sainao ianao. Na antitra toy ny inona aza ny olona iray dia afaka mianatra sy mampisokatra ny atidoha. Afaka atoroko anao ny fanaovana izany. Nomen'Andriamanitra ny atidoha isika hampiasaina sy hivelarana amin'ny mahOlombelona sy mahaFanahy. Io iray io koa nomeny ny biby saingy voafetra ny fizarazany amin'ny asany na ny sokajy ao anaty atidoha ao. Ny antsika manantombo be. Saingy mihena rehefa tsy ampiasaina ary tena mampifanahaka antsika amin'ny biby tokoa!
Ampiasao lalandava ny saina. Omeo fitiavana izy hivelatra ary indrindra hisokatra hijery ny zavabitan'ny hafa ka handalina izany!
199. soanja
(
09/02/2008 02:52)
fijo:
ilay zoro ijerevana azy mihintsy no tsy mifanojo ngamba ny anareo ka.
Izay aloha dia marina ka avy aty amin'ny zoroko aho no hilaza izany aminy satria izy avy any amin'ny zorony tsy hahalala afa tsy I Satana mitanotanona azy eo nefa ny fitiavan'Andriamanitra mila aparitaka amin'ny fo tia sy mandray ny hafa.
Te hiteny fotsiny aho hoe mamaky boky hafa ireo fa saingy tsy hilaza izany eto mihitsy.
200. rakapy
(
09/02/2008 03:16)
Aza maka zorony intsony zany fa ataovy eo ampovoany dia milamina!:-D:-D:-D