Ny XXX
82. xxx
(
10/12/2007 18:36)
:P ka izany anie ho aho e! toa ny fahitako azy misy efatra ny mi jouer role n'i xxx eto izao fa izay nosoratako aloha haiko tsara e!8)
86. ikaretsaka
(
10/12/2007 21:32)
tena le tahirin'x hoa no tsara.. atao rehleman ana basikety ity dia rehefa lany tahiry (ohatra hoe 3 isam-bolana) dia aleo miharihary ohatran'ny kary
87. xxx
(
10/12/2007 21:39)
ataoko ampy ahy tsara ny tahiry xxx fa tsy ataoko be fandrapaka mitsy....;-)
89. naritsimba
(
11/12/2007 04:42)
74. Mpandefa : hery [ Valio ] 10-12-2007 13:12:16
Lohateny : Re : Ny XXX
mimich> olona iray ihany no manao xxx hatrery ambony ery ka hatreto kah
Raha araka io nolazain'i hery io hoe olona iray ihany no manao xxx hatrery ambony ka hatreto dia dikan'izany amiko, aleo foanana tsy hisian'ny olana.
Amiko matoa ny olona iray tsy sahy mampiasa ps dia efa naman'ny tia manao zavatra tsy mazava izy izany. Na ps aza ange natao ho fantatra ny olona iray e, tahaka ny mpanoratra tononkalo io, ny mpihira, manana ny tena anarany izy ireny. Ny hita eto mantsy dia entina hanaovana zavatra ratsy ny xxx.
Asakasakareo anefa io, fa ny tena hita dia maro no mihemotra ireo namana izay tena nahita fa nahafatra-po teto @ dinika, ary lasa mampihen-danja ny fankamamiana ny sera² ilay izy.
Soso-hevitra ihany ny ahy ho an'ny tompon'andraikitra satria, ka sao lahy ny nenina tsy aloha hananatra fa aoriana handatsa, atsipy ny tady eny an-tandroky ny omby ary atsipy ny teny ho an'ny ampon'ny manam-panahy, fa ny anongotsongoana ny maty tahotra ny hanirim-belona.
misaotra eeeee!

90. Valala
(
11/12/2007 04:51)
Refa tsy ho foana ny xxx d aleo ny hevitry i Ika no atao raha mety e! amzay izay lany tahiry d tratra eo, izany hoe ny hanomezana an'le xxx izany d mba hilazanao zavatra perso raha ohatra ka misy, raha tsy misy moa izany d'efa aleo hiharihary eo ny ps rehetra, raha amin'iny no misy manopa d tonga d'efa sakana indray ny IP-ny. Mety ve izany sefo sa tsy mety.:D:D:D:D:D
Tsiky dia ampy
Tsiky dia ampy
91. xxx
(
11/12/2007 06:34)
nartismba: efa hoe tsy olona iray ihany no xxx eto satria izaho nanao xxx eto fa anefa nisy xxx manoratra hafa ihany koa afaka manao fampitahàna raha ts mahatoky...
ianareo te hanapa-kevitra hanao xxx anefa aho vao haingana no nisafidy hanao xxx...tsy hanopàna mitsy fa noho ny filambaniny ataon'ilay olona nanao xxx, noho izy ihany no antony hanovako xxx amin'ny dinika ankapobeny ka! aleo hazava ny resaka...
raha hisy tenteraka ny fiovàna avy ami'ilay olona mpanompa olona io dia hiverina indray hampiseo ps aho ....kanefa izany angaha ita raha miafina xxx aho:-D
izao aloha no hitako hoe misy filaminana amiko e! satria tsy hio hainy akory hoe izaho io mamaly io ka tsy ho sahy hanara-body ahy amin'ny xxx filam-baininy eo izy...fa raha tsy mahazo mampiasa xxx intsony fa hoe ho fohanana hohatra dia ho hita eo ihany;-)

92. ari.malala
(
11/12/2007 09:53)
tsy ny fanafoanana ny xxx hoa no vahaolana, ary tsy izay rehetra manao xxx d ratsy avokoa. ekena fa natao ho fantatra ny ps aza, fa efa mifankahita sy mifankahalala enrdika iany anie amreny mandeha fihaonana ireny e, ary ny olona misy mahatadidy hoe iny ilay namoaka dinika toy izao, nefa raha resaka vie privée mba akàna hevitry ny maro v d tsy maintsy hibaribary zany...asa nefa alou e, misy sosonkevitra 3 hitako interessant zao ao, d le hoe asiana tahirin'xxx, ampitomboina ny isan'ny mpandrindra ny dinika, ary ilay hoe asina tsindry hoe "torio" izay manao xxx ka manompa na manambany olona. Raha izaho manokana dia ireo no hitako hevitr amety indrdindra aloha, nefa miankina am topon'andraikitra iany ny fanatanterahana azy sy ny hoe hanafoanana ny xxx...
93. kelly13
(
11/12/2007 11:02)
hery>bon courage fa d efa lanin'ny be sy ny maro zany le we "tahiry xxx" e!
d aleo ho hitan'ny be sy ny maro eto kou ze mpila vanona sy mpanompa @ zay fay totally!
za d tena gaga mihintsiny @ oul sasany tsy mahay miaina ka, asa tsisy lavak'orona hiainana angamba d eto no manala vokona

94. kelly13
(
11/12/2007 11:04)
saika adino ry mr admin, fa mba tairo kely aty @ zay le chiave n'ny dabam-pako e :wink:
95. xxx
(
11/12/2007 11:32)
kelly13:
hery>bon courage fa d efa lanin'ny be sy ny maro zany le we "tahiry xxx" e!
Tsy misy an'izany lanin'ny be sy ny maro izany eo ô !
Tsy mamaha olana n'inon'inona io, fa vahaolana tandrametaka be fotsiny, ary tsy misy lojika ifotorany koa.
Raha ilaina ny hanasiana fanakianana dia tairo azany :
:arrow: ho raikitra indray ny bizina tahiry xxx sy ny karazana adivarotra amin'ny kaonty, re- tahiry biz'oroka
:arrow: xxx 5 ve dia mba ho ampy ? niova 3 indray aza ilay izy avy eo. Dia tsy ho afaka hamaly izay dinika nosokafany mihoatra ny in-5 akory izany.
:arrow: tahiry xxx 5 izany lasa hanana dikany vaovao indray avy eo hoe : samy afaka manompa in-5 isam-bolana daholo. Aza imemezana zany fa mety marina ho an'ny olom-bitsy an ! ireo olom-bitsy kianinareo amin'ny xxx ireo !
:arrow: ny olona tsy misy sain-dratsy ho lasa voafetran'ny isa, fa ny sasany ho afaka hanompa in-5, kanefa ompa iray tokana ihany aza dia ampy hampisavoritaka anareo mandritra ny taona.
:arrow: arakaraka ny habetsaky ny isan'ny pseudo izany no habetsaky ny tahiry xxx ananana ? Ndeha haka pseudo 10 aho izany vao ho afaka (manompa ?) mi-xxx im-50. Ko tsy ndeha ? Vao mainka sady misy ny xxx efa tsy tianareo no mbola misy pseudo vinany vaovao afaka manompa tsy misy fetra indray.
Ka raha io no heverina ho vahaolana, dia TSY HAHOMBY mihitsy io. Rehefa tsy mahomby io avy eo dia hiverina ihany amin'ny hoe : "foany tanteraka mihitsy ny xxx". Kanefa ilay hevitra aza niainga tamin'ny hoe : misy ilana azy amin'ny zavatra tsy ratsy koa ny xxx. :idea:
96. simplex
(
11/12/2007 11:49)
Ary isan-taona tsy maintsy misy resaka xxx foana an :)
Marina kosa io e
za koa aloha manohana ny hevitr'i soanja e . Aleo asiana [Torio] na hoe [Hitaraina] eo akaikin'ilay [Valio] isaky ny hevitra.
Sady zao kou, manafaka an'ilay problema hoe admin tsy tokony fantatra izay. Azo esorina @ izay ilay colonne hoe mpadnrindra io fa ilay mpiandraikitra efa maharay hafatra avy eto @ dinika hoazy, rehefa misy namana mitaraina :)
Zany hoe tsy ilaina fatantry ny namana intsony hoe iza no mpandrindra an'ity dinika ity satria izy afaka mitaraina any aminy mivantana @ alalan'le [Torio]. Miravona hoazy le hoe admin miandany @ hevitra iray :P
mangataka an'i xxx na ze te hanao objection rehetra mba hanome ny heviny :P
Misaotra manokana an'i soanja :-*
xxx:good point :)
:arrow:arakaraka ny habetsaky ny isan'ny pseudo izany no habetsaky ny tahiry xxx ananana ? Ndeha haka pseudo 10 aho izany vao ho afaka (manompa ?) mi-xxx im-50. Ko tsy ndeha ? Vao mainka sady misy ny xxx efa tsy tianareo no mbola misy pseudo vinany vaovao afaka manompa tsy misy fetra indray.
Marina kosa io e
xxx:sa va sa va, efa hita le hevitrao fa aza enti-po be loatra e :°):-*:-*;-)
Ka raha io no heverina ho vahaolana, dia TSY HAHOMBY mihitsy io. Rehefa tsy mahomby io avy eo dia hiverina ihany amin'ny hoe : "foany tanteraka mihitsy ny xxx". Kanefa ilay hevitra aza niainga tamin'ny hoe : misy ilana azy amin'ny zavatra tsy ratsy koa ny xxx.
za koa aloha manohana ny hevitr'i soanja e . Aleo asiana [Torio] na hoe [Hitaraina] eo akaikin'ilay [Valio] isaky ny hevitra.
Sady zao kou, manafaka an'ilay problema hoe admin tsy tokony fantatra izay. Azo esorina @ izay ilay colonne hoe mpadnrindra io fa ilay mpiandraikitra efa maharay hafatra avy eto @ dinika hoazy, rehefa misy namana mitaraina :)
Zany hoe tsy ilaina fatantry ny namana intsony hoe iza no mpandrindra an'ity dinika ity satria izy afaka mitaraina any aminy mivantana @ alalan'le [Torio]. Miravona hoazy le hoe admin miandany @ hevitra iray :P
mangataka an'i xxx na ze te hanao objection rehetra mba hanome ny heviny :P
Misaotra manokana an'i soanja :-*
97. xxx
(
11/12/2007 12:13)
simplex:
Ary isan-taona tsy maintsy misy resaka xxx foana an :)
re:lapino
simplex:
sa va sa va, efa hita le hevitrao fa aza enti-po be loatra e :°):-*:-*;-)
tsy maintsy averenina kely lesy ilay dinika rehefa mitady ho lasa amin'ny hevitra tsy mety a, fa tsy hoe entim-po akory. (hadinon'la ni-quote an'ilay :idea: ) :) . Lasa ohatra ny hoe tsara daholo manko ny hevitra tsy mahazo fanakianana. Dia mitady ho roboka any daholo izay entim-po fa tsy entin-tsaina tsara. :-P Dia aleo asiana fanakianana ihany fa miala tsiny amin'ny tompon-kevitra :wink:
98. xxx
(
11/12/2007 12:28)
Miravona hoazy le hoe admin miandany @ hevitra iray :PSomary hors sujet ity an : fa tsy miravona io.
Sady aleo koa fantatra ihany ny admin satria :
- mba fantatry ny rehetra hoe iza no mandrindra ao
- mba fantatry ny xxx hoe iza daholo no tsy maha-xxx azy
- mba tsy voatery hitory an'izay tsy manan-tsiny foana vao afaka mandefa hafatra ho an'ny admin raha fantatra izy
Ataoko fa tokony mba hanana zo an'ireo roa voalohany kosa ny mpidinika e :wink:
simplex:
mangataka an'i xxx na ze te hanao objection rehetra mba hanome ny heviny :P
Tsy objection fa fangatahana : Rehefa misy xxx avoaka ny pseudo-ny, dia mba ampiarahina amin'ny antony hoe "niteny ratsy" na "niteny frantsay", dia ampiarahina amin'ny anaran'izay nitory (raha nisy) sy ny anaran'ny mpandrindra namoaka azy. :wink:
99. kelly13
(
11/12/2007 12:33)
misy ilana azy amin'ny zavatra tsy ratsy koa ny xxx.
ekeko io teninao io, nefa d xxx no ataon'ny sasany fialàna vokona ato (jereo ny nosoratako etsy ambony).
arakaraka ny habetsaky ny isan'ny pseudo izany no habetsaky ny tahiry xxx ananana ? Ndeha haka pseudo 10 aho izany vao ho afaka (manompa ?) mi-xxx im-50. Ko tsy ndeha ? Vao mainka sady misy ny xxx efa tsy tianareo no mbola misy pseudo vinany vaovao afaka manompa tsy misy fetra indray.
d hoy aho etsy ambony oe :
"inn no tombotsoa azo avy @ fananana ps maro²"? ary ny farany d oe "maninn no miditra xxx ra manana ps maro²"?"
Dia aleo asiana fanakianana ihany fa miala tsiny amin'ny tompon-kevitra
fa maninn no miala tsiny raha manakiana? olombelona dol nge tsika menakavy ato e (tsy haiko klou na za no lazainao eto, ms raisiko ho ahy le izy), miloloha lanitra isika tsy maintsy lena, i.e., tsisy "parfait", ny fanakianana amiko vao maika hahatsara zvt, ka isaorana anao manakiana :)
100. simplex
(
11/12/2007 12:35)
:D:D:D
le hoe TSY HAHOMBY, @ soratra ngoza no tena noteneniko e, diso mandray personnel loatra an'ilay dinika ela :-P fa mazava ilay hevitra hoe fiasco io resaka tahiry io. Miverina foana le hoe prevention ve sa oppression ny lalana? :)
Ny tena marina nge faux problema ity resaka ity e. Siora ah fa manana statistika an'ny xxx ny mpiandraikitra, izay manamarina fa ngamba tsy mihoatra ny 20% an'ny xxx akory no mpanompa eto. Izany ve dia hanafohanana ny xxx? :roll::°):)
Ra hanao tahiry ihany dia avadiho hoe tahiry bonne conduite ahay. Ahena isaky ny fitarainana mitombona io. Misy manko ilay dinika tsy dia tena hita tsara hoe manopa ve zao na hoe manendrikendrika izao na miampanga lainga (tsy fantatra ny tena marina) dia mba omena avertissement na point otran'ny tany an-tsekoly e :roll: @ zay refa mihoatra ny 5 points ohatra dia mba tsofina kely le ps :^):^)
Tsy manin kou na tsy tsofina aza fa asiana black list atao hitan'ny ol rehetra hoe ireto avy ny ps tsy azo antokisana :°):lol::lol::lol: