Ny XXX

141. xxx ( 15/12/2007 00:18)
hay ve e! tsy possible izany xxx hanopa xxx izany tsy hay akory izay ao ambadika ao tsinona....
142. ikaretsaka ( 15/12/2007 00:58)
za miombon-kevitra amin'i soanja..
143. Valala ( 15/12/2007 04:25)
Mba mangataka fanazavana am sefo rehetra azafady?

eo amle resaka IP Ity no tiako ho fantatra, satria otranay aty ampesana zao betsaka mintsy no mpikambana ato amin'ity site ity, d mitovy daholo ve izany ny IP-nay sa hoe samihafa??? satria raha mitovy daholo ny IP ampiasainay nefa izahay betsaka ka misy manao xxx 1 fotsiny ohatra ka manao toetra ratsy izy d izahay menakavy no wain sy miaraka gain ato, indrindra koa raha hoe ho ferana ny ps amin'iny IP iray ka mitovy daholo ny anay ohatra, tsy efa mihoatra ve izahay? miala tsiny fa tena tsy haiko le izy an!:D

Enga anie mba tsy hitovy fa otrany hanahirana ihany
144. ikaretsaka ( 15/12/2007 04:30)
efa heo foany any io fa io no andrerahana ratsan-tanana sy klik mpouse eo
145. Ralay ( 15/12/2007 06:55)
valala> Tsy misy atahoranao izany fa na mitovy aza ny IP dia fantatra foana ilay ps manao xxx.
Tsy mbola misy resaka ferana ps @ IP iray izany koa izao aloha fa aleo hilamina e:lol: :P
146. lapino ( 16/12/2007 17:11)
soanja:
Amiko rehefa xxx dia miafina izany. Tsy afaka mitory, izay miseho ps ihany no tokony hitory raha tsy hoe angaha hitan'i admin any hoe iza ilay xxx saingy mbola hikaroka ip izy raha izany sns . Zah moa tsy mahalala ny fidirana xxx dia tsy arako hoe ahoana ny fisehony ao amin'ny system fa mino aho fa mahabe asa ny ahita xxx hitory xxx.

Mba anandramo in-1 fotsiny e :wink:
Ny xxx ange eo amin'ny endrika hitantsika ivelany fotsiny no miafina e. Fa olona identifié soa aman-tsara daholo ireny, nampiditra solonanarana sy tenimiafina daholo, ary tsy misy miafina amin'ny admin na kely aza.

ikaretsaka:
efa heo foany any io fa io no andrerahana ratsan-tanana sy klik mpouse eo
tsy voatery ho takatra foana ny antony anaovan'ny olona xxx, fa raha izay asan'ny rantsan-tanana sy ny klik dia "ça en vaut la peine" matoa ataony. :wink:
147. soanja ( 16/12/2007 23:19)
lapino:

Hay ve e! Mbola hanandrana ihany fa saingy refa tena mafy ady. :):) tsy azoko antsaina loatra anefa izany satria efa be ihany izay kapoka atidoha nahazo ahy teto izay. Hihihi.
Betsaka ny zavatra nianarako teto amin'ny serasera ary betsaka no ampihariko amin'izao. hihihi. Vero taingenam-pody mantsy no tena ny fiainana e! Isaorana ny Serasera Namana. :-*:-*
Bonne continuation ho an'ireo zay mandeha undercover e!!!

148. Valala ( 17/12/2007 04:30)
Ralay sôtra nanazava fa za mantsy tsy mahay anzany d lasa saina ihany, hevitra tsy azo hono mantsy mampihazohazo, aleo manontany ihany.:D:D:D
149. ari.malala ( 17/12/2007 10:37)
soanja:

Anisan'ny zavatra iray manampy koa ny fihenan'ny xxx saingy tsy hampisy ny ps be loatra miforona dia ny famerana ny isan'ny ps miforona amin'ny ip iray. Andefasana filazana izy ohatra hoe: "ity ny ps fahatelo na fahaefatra amin'ity ip ity " sns amin'izay fantany fa misy manaramaso izy, raha afaka taratra aty ivelany moa izany dia mety isorohana ny hoe tsy nanao xxx fa namorona ps vaovao. Tokony hisy fomba hanarana maso an'io.
Aza manahy tokoa fa ankinintsika amin'ny fahendren'ny mpisera ny serasera.
Tsara foana ny fisian'ny olana indraindray amin'izay mizotra amin'ny fanatsarana lalandava ny lalana. :-*

Soanja, afaka ataonya nie ny hoe miditra cyber izy e, na koa manana ordi portable izy d @iny no mamorona ps vaovao... nefa ilay ps vaovao tsy idirana ampahibe maso fa idirana xxx anompàna sy anambaniana olona am ts antony...

150. xxx ( 17/12/2007 13:34)
izay mitsy ny fanaony ka! sady indrindra fa olona miasa birao de hamoronany ps maro samihafa ireo pc maro ao am birao ireo;-) ny ps fatan'ny pokona mijanona ho ps anjel latsaka an-tany:lol:
151. Valala ( 18/12/2007 05:11)
xxx d tena olona tsy misy atao koa izy raha izany, za ve handany andro amzany, sady surtout ny zavatra rehetra atao anie misy fetra sy misy farany avokoa!
152. ari.malala ( 18/12/2007 06:37)
fa za ko aloha miaiky an'ireny olona ireny mintsy e! afaka ankisikely, afaka olona tena class, afaka olona tena vulgaire, afaka lehilahy, afka olondehibe manan-kaja... tena mahay mijouer personnalité maromaro mintsy... mahay izy ka! miaiky aho!:-D
153. soanja ( 21/12/2007 05:56)
ari.malala:

soanja:

Anisan'ny zavatra iray manampy koa ny fihenan'ny xxx saingy tsy hampisy ny ps be loatra miforona dia ny famerana ny isan'ny ps miforona amin'ny ip iray. Andefasana filazana izy ohatra hoe: "ity ny ps fahatelo na fahaefatra amin'ity ip ity " sns amin'izay fantany fa misy manaramaso izy, raha afaka taratra aty ivelany moa izany dia mety isorohana ny hoe tsy nanao xxx fa namorona ps vaovao. Tokony hisy fomba hanarana maso an'io.
Aza manahy tokoa fa ankinintsika amin'ny fahendren'ny mpisera ny serasera.
Tsara foana ny fisian'ny olana indraindray amin'izay mizotra amin'ny fanatsarana lalandava ny lalana. :-*

Soanja, afaka ataonya nie ny hoe miditra cyber izy e, na koa manana ordi portable izy d @iny no mamorona ps vaovao... nefa ilay ps vaovao tsy idirana ampahibe maso fa idirana xxx anompàna sy anambaniana olona am ts antony...

Ratsy anie ka tsy kely lalana fa no hoforonintsika aza na ho foanana izao rehetra izao de mbola mahita irika hanasiana ny hafa ny malailay an-tsikinana satria izay ny momba azy.
Herezo ny dia fa na manana ps firifiry aza izy rehefa ela ny ela reraka ihany izy satria ny marina tsy mba maty imason'Andriamanitra.

154. xxx ( 21/12/2007 06:03)
marina izany! ny marina mipoitra foana e!
na ho ela na ho haingana kobo foana indrindra fa hoe ps maro no tolominy ao anaovana ny asa ratsy dia tsy ho haraka avy eo dia kobo tratra foana...
155. xxx ( 24/01/2008 11:07)
dia inona izany no fanapahan-kevitra?
156. xxx ( 24/01/2008 13:26)
:@:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2422