Ny XXX
1. xxx
(
17/07/2006 16:33)
tsy azoko itsony...ka nahoana aza ilay olona tratra ndray mande nanao xxx kanefa ps roa samy hafa no napesainy ary ip iray ihany....?
2. diamondra27
(
17/07/2006 17:14)
lasa misy resaka columbo sy derrick sy nestor burma sy juge est une femme sy inspecteur harry ndray zany le resaka xxx :-D:-D
fa tena important ve izy io e!
de mba ilazao ihany zany ny namana refa tapakevitra nareo @ décision
fa tena important ve izy io e!
de mba ilazao ihany zany ny namana refa tapakevitra nareo @ décision
3. xxx
(
17/07/2006 17:55)
diamondra27 i comisera colombo no tena milay! ny an'ininy tratra foana ny suspect:-D na de ikoizana be aza lay olon-dratsy:-D
4. naritsimba
(
06/12/2007 05:06)
Miarahaba antsika namana rehetra!
Nisy resaka nifanaovana t@ namana maro² mikasika ity serasera.org ity indrindra ny eto @ forum.
Ny fangatahan'ny ankamaroan'izy ireo na ny nanoratra taty amiko na ny niresaka tamiko mivantana dia ny hoe: ALEO FOANANA TANTERAKA NY XXX rehefa manoratra eto @ forum.
Ny antony goavana indrindra dia:
1-Mampihena ny lanjan'ny dinika atao eto ny fampiasana xxx.
2-Lasa natao hiafenan'ireo olona sasany @ fanenjehana sy fanaratsiana ny hafa ilay xxx.
3-Tsy voahaja intsony ny foto-pisainana maha-Malagasy eo @ lafiny fitaizana.
Dia manantena ny fahatsapan-tenan'ny webmaster sy ireo Admin ary ireo tompon'andraikitra samihafa.
Misaotra Tompoko

répondu par xxx le 24/01/2008 13:26
5. xxx
(
06/12/2007 06:15)
Izaho indray anefa nisafidy ny hamaly amin'ny xxx zao fa talohaloha teo vao itan'i xxx mamaly dinika ny ps ampiasaiko dia izaho indray no iadiavany sy ilàny vaniny na ompaina mitsy....dia aleoko miafina amin'izany tsy fatany akory hoe izaho io....
6. xxx
(
06/12/2007 06:19)
ny tiko lazaina, mamaly dinika amin'ny xxx aho fa tsy entiko hanenjehana olona akory....fa mba hialàko an'ilay xxx tsy maty voalavo ankibo, mpanenjika ny mpidinika, tsy ny dinikano valiany fa zavatra mandreraka sy mankaleo ny ataony eto dia aleo ny tena no miafina mba tsy ho fatany intsony.
8. hery
(
06/12/2007 08:35)
REsaka efa nandeha matetika teto marina ity. Aleo samy haneho ny heviny eto indray. Ny hoe fahatsapan-tenan'ny webmaster dia misy fahatsapan-tena izay mety tsy mitovy amin'ny noheverinareo. Na ny marimarina kokoa fahatsapan-tena tsy noheverinareo. Efa fantatra hatramin'ny voalohany fa misy lafy ratsiny sy lafy tsarany ilay XXX. Ny lafy ratsiny anefa dia noho ny tsy fahaizana mampiasa azy. Dia hofoanana ve izy noho ny tsy fahaizan'ny olona mampiasa azy?
Izany ve tsy mitovy amin'ny hoe Foano ny alikaola fa be loatra ny mamo toaka mamono vady? Kanefa ny alikaola ilaina hanasitranana fa ny mpampiasa azy no tsy mahay. etc.
Miandry ny hevitry ny sasany koa.

10. xxx
(
06/12/2007 08:48)
Dia manantena ny fahatsapan-tenan'ny webmaster sy ireo Admin ary ireo tompon'andraikitra samihafa.Efa mahatsapa tena soa aman-tsara ry zareo ka :wink:
1- Tsy mampihena ny lanjan'ny dinika velively ny tsy fahafantarana an'izay miresaka, fa mampisy objectivité aza satria mamafa izay préjugé rehetra misy eo amin'ny pseudo. Ny olona tsy matoky ny hevitra hijoroany no matahotra an'izay objectivité izay.
2- Tsy natao hieren'ny jiolahy akory ny xxx, kanefa ekena fa misy mampiasa azy amin'ny ratsy. Raha zohiana ny lojikan'ireo olona niresaka tamin'i Naritsimba an'izany dia tsy tokony hisy antsy izany ao an-dakoziany. Kanefa ireo olona niresaka tamin'i Naritsimba izao mbola xxx koa aminay.
3- Inona ilay foto-pisainana maha-malagasy eo amin'ny lafiny fitaizana tsy voahaja ? :?:
Efa be izay ny dinika momba ny xxx, dia ny hevitra eo ihany no mihodinkodina, ary tsy namana vaovao akory no mitondra an'ilay hevitra (oops! fantatro ilay pseudo hoe naritsimba! ;-)). Dia efa misy fepetra noraisina koa, izay manome adidy ny mpiandraikitra, fa ny namana tsirairay koa hiteny raha misy xxx manao fomba ratsy.
Raha misy dinika momba ny xxx izany, dia tokony ho tsikera an'io fepetra io aza no lojika kokoa. Fa tena dinika tsy mandroso ny miverina foana any amin'ny "case départ".
11. mimich
(
06/12/2007 08:49)
Izaho anisan'ilay kamo miady hevitra amin'i xxx, dia lasa kamo koa mandray anjara amin'ny dinika.Miombon-kevitra tanteraka amin'i naritsimba amin'io resaka io
Ny soson-kevitra arosoko raha azo raisina dia izao: Foanana ny fampiasana ny XXX amin'ny ankapobeny. Ny momba ireo manana olana ka tsy te ho fantatra rehefa mametraka dinika dia anokafana lohahevitra iray atao hoe "OLANA" any avokoa izay rehetra manana olana no mandefa ny dinika arosony , ary ny olona mandroso dinika irery ihany no tokony ho afaka manao "xxx", fa ny mpamaly sy ny mpanome soson-kevitra dia tokony hiseho ps avokoa.

12. Ralay
(
06/12/2007 08:54)
Efa noresahana matetika teto io naritsimba ary efa naverimberiko fa nekena ny fanaovana xxx mba ahafahan'ny tsirairay manana discretion. Marina fa Ps no ampiasaintsika eto nefa efa mifankalala tarehy sy bika ihany isika na izany aza.Ka hoy aho tamin'izay hoe miankina @ admin mpitantana ny dinika tsirairay no mamoaka na tsia ny ps raha ohatra ka misy fitarainan'ny namana tonga any aminy amin'ny fanosorapotaka ataon'izay mampiasa xxx.
Tsy maintsy misy foana ny mamaraha hoy isika izay.
Raha ohatra ka foanana io dia haniry indray ny ps vaovao isanandro hanosorapotaka.
Tsy maintsy misy foana ny mamaraha hoy isika izay.
Raha ohatra ka foanana io dia haniry indray ny ps vaovao isanandro hanosorapotaka.
13. mimich
(
06/12/2007 09:01)
fanampiny ankoatra ny xxx. Tato anatin'ny 1taona mahery teo ho eo dia hita fa nitombo marobe ny mpandray anjara teto amin'ny dinika. Tao anatin'izay ihany koa dia hita fa tsy araky ny admin ny fandrindrana ireo dinika mandeha hany ka maro ny mihoa-pefy. Ka hoy aho hoe "sao dia mba tokony hojerena miaraka amin'ny fitombon'ny mpandray anjara ny fitombon'ny mpandrindra. ary tokony efa misy fitsipika ifanarahan'ireo mpandrindra rehetra ao amin'ny fomba fanivanana mba tsy hifanipaka toy ny valala an-karona.
Misaotra
Misaotra
14. ravatorano
(
06/12/2007 09:44)
za zany mbola makafoka b amin'ilay xxx kle
za moa dia efa tsy miobokevitra amin'io nefa toa neken'ny be sy ny maro ka dia nandefitra za fa demokr mou ilay izy zay ah !
zao mantsy maro loatra ny namana mitaraina amin'io xxx io sy ny fampiasana azy nefa ila hoe aseho mibaribary indray ilay ps toa manahirana be satrai efa nahazo ahy io indray mandeha hoe fa maninn no avoakanao eo ny ps-ko nefa za efa maifona amin'ilay xxx d nolazako ny antony fa mandrakity androany d lasa fahavalon'ilay olona io za kle nefa namana no tadiaviko eto fa tsy rafaha8
ny momba ny hoe tokony ampiana ny admin dia manaiky za fa iny anjaran'ireo tompon'andraikitra no manapa-kevitra amin'izay

15. ari.malala
(
06/12/2007 10:57)
ilay xxx anie tsy ratsy e, za zao manao xxx ndraindray refa misy dinika personnel tiako akàna ny hevitry ny mpisera, saingy misy ny olona tsy maty voalavo ankibo, miatsaravelatsihy refa asehony ny ps ny d namana izy, fa refa xxx izy d tena olona faran'izay tsy manjary... manaratsy manenjika, manambany, efa niharany aho mantsy... ka iraisako hevitra am mimich sy ravato ilay hoe ampitomboina ny mpandrindra ny dinika, ahafahana manara-maso izay manao ny tsy mety, sy anitsiana azy ireny. ilay mamoaka ps manaratsy kosa aloha dia tena ekeko 100% satria amzay fantatra hoe iza no mpandefona ivoho ato e! mody namana nefa aveo aratsiana ny olona...
16. xxx
(
06/12/2007 11:20)
[quote=xxx]
somary henoko ny akon"ny resaka nifanaovan'i naritsimba amin'ny namana hafa! fa ilay olona nifampiresaka taminao dia anisany tokoa manao xxx eto amin'ny forum....tsy hifanenjehana fa samia mahatsapa tena amin'izay hataony...ary na tsy hiafina ambadiky ny xxx aza izy mbola mahita lalana mampiasa ps hafa hanaovana ny asa ratsiny..ù
noho izany tsy dia misy dikany loatra ny fanafoanana ny xxx fa ny ratsy tsy kely lalana....fohano eo ny xxx fa tsy hahasakana azy hampîasa indray ny ps-ny maro hamelezana izany......
2- Tsy natao hieren'ny jiolahy akory ny xxx, kanefa ekena fa misy mampiasa azy amin'ny ratsy. Raha zohiana ny lojikan'ireo olona niresaka tamin'i Naritsimba an'izany dia tsy tokony hisy antsy izany ao an-dakoziany. Kanefa ireo olona niresaka tamin'i Naritsimba izao mbola xxx koa aminay.
somary henoko ny akon"ny resaka nifanaovan'i naritsimba amin'ny namana hafa! fa ilay olona nifampiresaka taminao dia anisany tokoa manao xxx eto amin'ny forum....tsy hifanenjehana fa samia mahatsapa tena amin'izay hataony...ary na tsy hiafina ambadiky ny xxx aza izy mbola mahita lalana mampiasa ps hafa hanaovana ny asa ratsiny..ù
noho izany tsy dia misy dikany loatra ny fanafoanana ny xxx fa ny ratsy tsy kely lalana....fohano eo ny xxx fa tsy hahasakana azy hampîasa indray ny ps-ny maro hamelezana izany......
17. xxx
(
06/12/2007 11:26)
ravatorano: ny famoahana ny ps amin'ny dinika sahanin'ny mpandrindra anie rehefa misy fitarainana ihany vao haseho e! ireny olona manompa sy manoso-potaka ambadiky ny xxx ireny no angatahina avoaka fa tsy iay olona mampiasa xxx amin'ny dinika tsotra ...
fa na izany aza hoy aho tsy mahasakana an'ireny tsy maty voalavo ankibo ireny no mamorona ps hafa na mampiasa ps maro noforoniny hanompàna olona....
ari.malala: marina mihintsy io.....tadidinao ilay xxx navoaka mpanaratsy iry.....

18. xxxx1
(
06/12/2007 13:05)
Tsy ny ratsy foana akory no mampiasa xxx fa araka ny antony voalaza etsy ambony. Rehefa tsy azo ampiasaina intsony ny xxx dia hampiasa ps hafa ilay olona dia miverina ihany ny olana.
Misy koa ilay ataonareo hoe tsy maty voalavo ankibo dia indraindrainy foana izay mba hevitra aposakao na tonga indray izy @ angady sy ny harona mamely. Kanefa rehefa ampiasainao xxx izy dia miresaka tsara.
Ny fepetra noraisin'ny mpiandraikitra amin'ny famoahana ny ps-n'ireo manala baraka namana, na fanalana namana koa dia efa ampy.
Satria raha izaho ohatra no manao xxx, na apoitran'ny mpiandraikitra aza hoe xxxx1 ihany io xxx io, inona no ho vokantsoa azo ? Mazava ve :-D:-D:-D
vive xxx :-P:-P:-P:-P:-P

19. ari.malala
(
06/12/2007 13:10)
xx, tsaroako tsara mints, izaho sy ianao no tratra t@ iny mantsy...
20. xxx
(
06/12/2007 13:46)
xxxx1: nh tombotsoa amin'ny fanapoitràna ny ambadiky ny xxx, ilay mpanompa ireny dia tsara mihitsy ka! ny tombotsoa azo avy aminy dia efa sakana izy izay tsy ho namana hiseraseràna intsony...indrindra fa fantatra hoe iza tokoa izy!8)
ie! marina miitsy iio! rehefa ianao no mamaly dinika amin'ny xxx dia tsy ho fantany hoe ianao io ka dia milamina ny tantara....tsy mila vaniny izy satria tsy hay hoe iza marina i xxx mamaly dinika io....
manao ankamantatra eo izany aloha alohan'ny hanaovany ny fomba ratsiny hihihi!