Ny XXX

41. xxx ( 07/12/2007 00:24)
xxx:

xxx farany : dia amin'izay araka ny famafana ny tenin'izay manondrana amin'ny fanompana sns knoo. izaho tsy miteny hoe tsy arany amin'izao ... (izaho mantsy toa mbola tsy nisy nanompa :-P ) fa ho fanomezana fahafaha-po an'ireo efa nisy nanompa izany :wink:

Na ilay famoahana ps aza anie tsy tena mahavaha ny olana amin'io e ! raha tsy hoe le ps fampiasana isan'andro ihany, ohatra hoe Pissoa, no ao ambadik'ilay xxx. Fa raha ps vao noforonina tahaka ny nolazain'ny namana hafa dia mitovy ihany ilay ps sy ilay xxx donc ... tsy dia misy vahaolana amin'ny fanompana fa apetraka amin'ny fahendren'ny tsirairay ozizy ny fitsipika ! :-D:-D:-D


ka dakàna mitsy ny ip n'ilay ps manompa dia tsy ho afaka miditra ato am sera intsony izay no tena tsara.....izay no avantazy amin'ny fampiasàny ps...fa na izany aza efa nahitàna olona iray mampiasa ps maro ka! natao ny fitiliana....dia efa voasakana daholo izy rehetra reo ny ps ampiasainy izany tsy namako itsiony mitsy.:°)


42. xxx ( 07/12/2007 00:29)
fijo; ka izany no nampangingina ny ompa tato ho ato fa any madà ny mpanao xxx sy mpampiasa ps fanompàna amin'izao fotoana izao....hahatsapa tena izy ary
mba hiova amin'izay fa efa olon-dehibe no tokony ho matotra amin'izay ......
dia manaraka, afaka mampiasa pc maromaro koa ilay olona araka ny efa fitantarany amin'ny namana dia io koa izany fanaony e! ny ratsy tsy mba kely lalana fa dia mahagaga ilay olona mandàny andro fotsiny hoe hanao ratsy......tssss
43. xxx ( 07/12/2007 00:35)
31. Mpandefa : xxx [ Valio ] 06-12-2007 22:51:17
Lohateny : Re : Ny XXX
xxx farany : dia amin'izay araka ny famafana ny tenin'izay manondrana amin'ny fanompana sns knoo. izaho tsy miteny hoe tsy arany amin'izao ... (izaho mantsy toa mbola tsy nisy nanompa ) fa ho fanomezana fahafaha-po an'ireo efa nisy nanompa izany


mazava ho azy tsy ny olona rehetra ny ompainy fa ny olona vitsy halany amin'ny tsy antony....dia ireo olona vitsy ireo foana no voaompany noho izany dia olona iray ihany na roa no mpanompa .....manimba ny rivotra hiainana:{
44. naritsimba ( 07/12/2007 04:58)
Variana ihany ny tena mamaky satria dia mampiasa xxx daholo ny ankamaroanareo izay mamaly, hita @ izao fa na dia efa ps aza no ampiasaina dia mbola miafina ihany, ny ps tsy mbola hita tava anie dia mitovy @ xxx ihany amiko ny heviny.

Tsapa ihany koa fa mbola ho ela vao ho sahy hiseho amin'ny maha izy antsika isika.

ity misy soso-kevitra apetrako:
1-izay te hanao xxx dia aoka tsy hivoaka avy hatrany ny hevitra soratany fa tokony handalo any @ Admin aloha, ka rehefa hita fa tsy manohintohina sy tsy manaratsy ny hafa dia izay vao avoakan'ny admin.
2-Mety tsy ho araky ny admin ny famakiana ireo hafatra satria azoko antoka fa hanao fanahy iniana ny ankamaroantsika dia aleo ampiana ny admin.
3-Raha ampiana ny Admin dia aleo ankinina @ tompon'andraikitra ny fijerena ny olona mendrika atao an'izany, ho an'ny aty Madagasikara dia misy ny fikambanana namana serasera dago, afaka miresaka @ ireo mpikambana ao aminy @ izay olona vonona hanao Admin ka manaiky ny fepetra apetraka.

dia mazotoa daholo ry namana isany.
45. Valala ( 07/12/2007 05:29)
za koa miombokevitra amin'ny samoana, aleo asiana fandramana mintsy aloha d adaboka tanteraka refa mahomby.
mandreraka be mintsy mantsy le manao xxx mandrangitra ny namana hafa ato, za aloha tena kamo miforum amzao satria toa lasa misy fanenjehana perso be mintsy ato, surtout raha vao hitany fa mazoto miforum enao d'efa rangitiny sy ataony izay mankaleo sy hampiala anao ato. lasa tsy misy ambiance otran'ny taloha tsony mintsy. Za aloha d aleoko mipirina :wink:
46. Rasiligaoma ( 07/12/2007 05:41)
naritsimba> manabe asa admin ilay hevitr'ise fa tsy ratsy , ny an'i samoina koa tsara, ny an'ika koa tsara ilay hoe andramo aloha, fa hitako mety ho tsara dia ny an'i ika le hoe omena alalana mampiasa xxx in-5 isam-bolana ny tsirairay (tahiry biz'oroka) dia izay 5 fautes na probl perso aza ka mila xxx izy dia miala tsiny fa lany credits ianoa rahavako! miseho ny ps anao!
lasa sady miampy fananarana izay amiko satria mahay mi moderer tena, tsy mahabe asa fa ny tsirairay ihany no admin-ny tenany!
izya tsy mahay mitsisy dia veloma!
ny didy aman-dalàna taloha dia apetrantsika ihany (ilay hoe manompa sns..)
47. xxx ( 07/12/2007 06:04)
ny fampiasàna na tsy fampiasàna xxx ho aho dia tsy mahasakana ny ratsy hanopa ny hafa e!
firifiry izay ps mody hoe vaovao foronina anio dia hanopàna ny namana fotsiny.....na hanokafana dinika fotsiny juste hanopàna olona fotsiny.....
fa hitako aloha fa voafafa tsy hita popopka ilay ps nanopa e!

naritsimba: marina ny teninao hoe olona mendrika no mba hatao admin fa dia misy efa olon-dehibe tsy matotra mihintsy ao tsy hanonona ps aho fa ny toetrany sy ny fombany dia tsy lmendrika ho admin fa otran'ny zaza mboola vao mianatra mitondra tena ny fahitàna azy.....tsy lahy fa vavy......
48. ari.malala ( 07/12/2007 06:14)
Valala, ka na hofoanana aza anie ny xxx d hamorona ps vaovao hanompàna sy hanaratsiana ary hanambaniana indray ireny mpanao ratsy ireny e! izaho hoa tratra! ilay nasehon'i lanto iny zao, nanoratako izy hoe fa manin za no ompainao d nosakanako, d ps hafa ts fantatro avy aiza no mamaly ana sy mbola manompa ary manakana iany koa... c ki veut dire manana ps maromaro izany io olona io, nefa dia nitonona ho namako taloha, nahavatra niantso antel sns... noho izany tsy vahaolana ilay fanafoanana ny xxx fa ilay hoe avoaka ny ps rahefa manafintohina, dia ilay hoe ampitomboina ny admin koa izao hitako vahaolana tsara, dia ilay hoe limiténa ny fahafahana manao xxx Ny zavatra tsikaritro mantsy d tsisy dinika ts idiran'ilay xxx mpanaratsy sy mpanambany olona ary d midenigrer olona am ts antony ftsn...
49. xxx ( 07/12/2007 06:22)
ari.malala: ka ny azy mody hoe namana anefa fahavalony rehefa mampiasa ps hafa izy.....
ankizy tsy maninontsy maninona azy dia opaina fotsiny amin'ny tsy antony .....mba manana ny hasiny ihany ilay tompon'ny ps fa tsy fakofako...
atao hoe olona misy fahavoazana ve???anefa mba olondehibe misaina ihany indraindray anie e!
ny hahatratrarana aazy dia tsy mahay mifehy tena hoe manao ratsy aho ity ka tokony hangina fa ny fomba firesany sy fitantarany any aman'olona any dia ahatsapàna "indice" maro be hoe izy ihany ilay olona nanopa tao. Mba miovà amin'izay ho aho fa tsssss
50. kelly13 ( 07/12/2007 07:34)
ny zvt tena tsy azoko d oe "inn no tombotsoa azo avy @ fanaratsiana sy fanompana namana"? ny tena tsy azoko manaraka d oe "inn no tombotsoa azo avy @ fananana ps maro²"? ary ny farany d oe "maninn no miditra xxx ra manana ps maro²"?
51. sakaizakely ( 07/12/2007 08:37)
ilay xxx koa ange mahafinaritra ny mampiasa azy rehefa mba te hananihany namana iny e ! na koa rehefa misy resaka perso be iny

lasa xxx daholo koa ny mpandray anjara, tsy efa lany crédits daholo ve ireo raha mipetraka marina ny fepetra :-D:-D:-D:-D:-D
52. xxx ( 07/12/2007 12:04)
Izaho dia manohana ilay hevitra hoe ps roa na telo ihany raha bé indrindra ny IP iray. Dia avoaka ampahibémaso eo raha manompa olona, na miteniteny foana amin'ny tsy antony na tonga dia esorina avy hatrany tsy ahazo hiditra ato intsony.
Ary rehefa nataoko ny fandinihina izay voalaza rehetra teo dia toa ohatrin'ny olona iray ihany no tena manao io fitondra-tena tsy mendrika io dia ny fanompana olona nohon'ny fihalonana angamba, misy an'izay ps iray izay mantsy tsy nisy tsy nahitana azy eraky ny dinika rehetra taloha ary milaza fa naman'y olona rehetra izy io, fa tato ato izay dia tsy hita intsony fa efa nivadika ps hafa angamba anaovany ny asa-ratsiny, ary ny tena mahagaga dia toa lasa vakansy ny fahafantarako azy aloa izao dia milamindamina tsy misy manompaompa sy anao xxx manaratsy ny dinika. Toa samy mahafantatra azy daholo ihany ny akamaroan'ny namana eto fa dia mahavariana fa nohon'ny maha admin azy angamba dia avela eo ihany miaraka amin'ny zavadratsy ataony aman'olona.
53. xxx ( 07/12/2007 13:27)
Misy koa tranga toy izao : raha maro anaka ny mpianakavy ao antrano mampiasa ny connexion 1 dia mety ho ps 5 na 6 mampiasa IP iray ihany. Rehefa sendra mandray vahiny namana koa dia tsy ho afaka miditra izany izy raha toa ka ferana ny ps mifanaraka @ IP iray ???

Dia inona ihany ity manebaka sy manendrikendrika olona ity ? Tsy tokony avoaka ve io xxx ambony io ry sefo fa dia tena manome indices betsaka mirona amin'olona iray.

Toetra itovizana ny anareo ary matoa ianao voadonany dia mety nandona azy koa. Samia misaina fa mankaleo, dia aza mifaly mitakoritsika manaratsy olona foana rehefa mifampiresaka ravehivavy isany fa tena tsy alehany...
54. sitlo ( 07/12/2007 14:05)

Niova ndray ny hevitro nony namaky ilay dinika aho. Kay ilay izy disika gaoka.

re: lapino


55. Samoana ( 07/12/2007 14:48)
Namaky ireo XXX marobe ireo aho dia nisy eritreritra nandalo: nahoana indray moa raha tsy asiana ps mivoaka mihintsy eto fa atao XXX daholo ny namana miserasera e:wink:!Amin'izay hevitra no mifamaly fa tsy ny ps. Izay mifandray tadi-dokanga avy eo miresaka en privé raha ilainy izany.
56. xxx ( 07/12/2007 15:07)
io hevitry i samoana io no tena tsara indrindra!:-D



49. Mpandefa : xxx [ Valio ] 07-12-2007 14:27:28
Lohateny : Re : Ny XXX
Misy koa tranga toy izao : raha maro anaka ny mpianakavy ao antrano mampiasa ny connexion 1 dia mety ho ps 5 na 6 mampiasa IP iray ihany. Rehefa sendra mandray vahiny namana koa dia tsy ho afaka miditra izany izy raha toa ka ferana ny ps mifanaraka @ IP iray ???

Dia inona ihany ity manebaka sy manendrikendrika olona ity ? Tsy tokony avoaka ve io xxx ambony io ry sefo fa dia tena manome indices betsaka mirona amin'olona iray.

Toetra itovizana ny anareo ary matoa ianao voadonany dia mety nandona azy koa. Samia misaina fa mankaleo, dia aza mifaly mitakoritsika manaratsy olona foana rehefa mifampiresaka ravehivavy isany fa tena tsy alehany...


fa iza no noendrikendrehina....fa angaha teo nisy nitonona ps kosany..... matoa ny olona manao izay hahatonga saina azy dia mba ny hovainy fa tsy misy manompa azy eo! fa hita izao fa mpanompa no fataony ato koa inona indray....aleo ilamina fa enga anie hampiova azy ny dinika mivoaka toy izao.....
iza no tsy mitaraina ny aminy aty ambadika aty ary olona iray ihany no resahina eto.....
57. sitlo ( 07/12/2007 15:24)
Ataovy dinika vaovao ny resaka fanompana sy ny fitanisana ny teotran'ny hafa sy ny hanovana ny toetra sy ny sisa fa mankaleo be.

Dinika tokony handeha tsara fenoinareo ny voalavo ao an-kibonareo.

[center][/center]
58. xxx ( 07/12/2007 15:28)
sitlo: rehefa leo dia aza miditra intsony....
ny resaka fanaovana xxx manompa olona no votoantony dinika eto fa tsy resaka sitlo leo
59. xxx ( 07/12/2007 15:30)
mbola tsy ompa sy fanalàna baraka direct amin'ny ps-ny aza no atao eto toy ny fanaony.....
nahoana rehefa izy no manao tsy leo ianao?????
rehefa tsy manompa azy fotsiny sy tsy manonona ps-ny aloha dia aleo handeha amn'izao.....mba misy hiovàny anie ity dinika ity e!
60. xxx ( 07/12/2007 15:44)
ny dinika ra sitl tsy maintsy hoe mihitatra kely foana a! rehefa mandeha amin'ny ara-dalàna fotsiny ilay mpidinika dia aza mifanome moraly sy mifampibaiko hoe manokafa dinika vaovao eh oy e!:-D
momban'ny xxx mpanompa ny ato dia ato daholo no antontona ny rehetra izay vokatry ny fo sy eritreretin'ny saina.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3598