Ny XXX
101. kelly13
(
11/12/2007 12:41)
aleo ahitsiko fa zao vao hitako ny dika-teny :°) parfait=tonga lafatra no tiko lazaina etsy ambony, misaotra naharitra
102. simplex
(
11/12/2007 12:57)
xxx:atao in? nga tsy hidinika no tena tanjona :)
Sady aleo koa fantatra ihany ny admin satria :
- mba fantatry ny rehetra hoe iza no mandrindra ao
sady ilay point negatif tsy voalaza le resaka lava be teto mikasika an'ilay hoe tsy mba impartiale ny admin fa manao poids lourd be @ firehan-kevitra sasany... mampatahotra ny mpidinika sasany izany sns... refa tsy fantatra ny admin dia hifampitondra toy samy mpidinika tsotra ny admin sy ny mpidinika rehetra :P
xxx:efa fantany fa misy mahita foana izy dia izay no essentiel. @ zay kou tsy afaka miatsara-velatsihy hoe mibrosy admin, nefa refa tsy admin dia ratsy toetra ;-)
- mba fantatry ny xxx hoe iza daholo no tsy maha-xxx azy
xxx:en gros te hifanoratra @ admin izy?
- mba tsy voatery hitory an'izay tsy manan-tsiny foana vao afaka mandefa hafatra ho an'ny admin raha fantatra izy
* ra message personnelle tokony hoe fantany personnellement koa ny admin tiany hiresahany, noho izany tokony hanany ny ps-ny.
* ra te hitaraina izy mikasika ny dinika, afaka mampiasa an'ilay [Torio]
* ra te hiresaka momba ny takelaka na resaka otr'zany http://forum.serasera.org/?rub=contact/contact
na ihany ko manokatra dinika momba izany.
xxx:ny tenin'i hery t@ le resaka lava be iny dia hoe tsy site personnelle ity. Noho izany tokony tsy miditra resaka personelle akory. Tsy manakana ny tsy ho namana akory izany fa izay no hisian'ny fandefasana hafatra ao @ namana. Ary ra te hinamana @ admin izy afaka manokatra dinika hoe te hinamana @ admin aho inona no tokony hataoko :)
Ataoko fa tokony mba hanana zo an'ireo roa voalohany kosa ny mpidinika e :wink:
xxx:Ekena ilay hoe tokony avoaka ny antony nanaovana azy.
Tsy objection fa fangatahana : Rehefa misy xxx avoaka ny pseudo-ny, dia mba ampiarahina amin'ny antony hoe "niteny ratsy" na "niteny frantsay", dia ampiarahina amin'ny anaran'izay nitory (raha nisy) sy ny anaran'ny mpandrindra namoaka azy. :wink:
Fa tsy mety kosa ra avoaka ny anaran'ilay nitory, noho ny antony tsotra hoe ho vitsy kely ny ol sahy hitory na otr'zany ra vao avoaka io, aleo ho anonyme fantatr'ilay admin ihany. Tsy hoe resaka tahotra fa hoe fiaraha-monina fotsiny ihany aza.
Ny admin tsy ilaina araka ilay nolazaiko teo satria io admin io dia hanoratra hoe noho ny voasoratra ao @ fitsipika toy izao dia izao. Izany hoe tsy hanao zavatra @ fo izy eo. Ary i hery sy izay super-admin na comity mpandrindra ny admin ao afaka ahita ihany hoe i admin rakoto no namafa an'ity na hoe namoaka an'ity. Ra toa ka misy fitarainana @ iny asan'ny admin iny dia mba azony jerena ihany hoe ahoana sy ahoana.
;-)
103. ari.malala
(
11/12/2007 13:02)
tam cas ko no teneniko, nangataka tamin'ny admin 1 za hoe mba avoay tao io xxx manambany io azafady de nivoaka teo ny ps ny niaraka t@ anaran'ny admin namoaka azy ka! d efa nahita koa za ndremande, nivoaka ny psn'olona niteny ratsy tamzay d teo koa ny anaran'ny admin, ery ambany ery misy hoe "nahitsin'i..."
104. xxx
(
11/12/2007 13:04)
kelly13 > tsy ny hevitrao no nokianiko teo ka ; ny hevitrao notoheriko an-kitsirano fotsiny :-P:-*
Fa ilay hevitra "tahiry xxx" no nokianiko :wink:
simp > perso ahoana ary ? io sora-baventy io ange ilay fanakianana e ! Tsy maintsy hasongadina ilay foto-kevitra mba tsy ho difotra ao anatin'ny resabe; tsy ho taitra amin'io akory ny olona raha natao sora-kely io; kanefa raha io fotsiny no lazaina tsy misy fanazavana dia sao raisin'ny olona fa "offense" eo indray.
Fa marina koa fa manana ny politikany ny admin. Kanefa misy ihany ireo olona (mana-?) mi-korontan-tsaina amin'ilay resaka. Dia ahoana ary no atao ? :wink: Ary ny tena olana koa dia izao : lasa resaky ny marenina ilay resaka xxx.

kelly13:Mipetraka ilay fanontaniana amin'izao. Saingy mahazo valiny io raha sanatria ka raikitra eo ny "tahiry xxx". :wink:
"inn no tombotsoa azo avy @ fananana ps maro²"?
105. simplex
(
11/12/2007 13:20)
xxx:somary centre d'interet kely ny xxx teto ka :°) zany hoe rehefa avy namaky an'ilay fanazavana izy d efa kopy hoe betsaka lavitra ny lafiratsin'ilay hevitra noho ny lafi-tsarany :) zany hoe tsy ho taitra marina alou izy fa hampiasa coco hitadiavana hevitra hamaliana azy no tena ho ao andohany voalohany e :b:b:b
simp > perso ahoana ary ? io sora-baventy io ange ilay fanakianana e ! Tsy maintsy hasongadina ilay foto-kevitra mba tsy ho difotra ao anatin'ny resabe; tsy ho taitra amin'io akory ny olona raha natao sora-kely io; kanefa raha io fotsiny no lazaina tsy misy fanazavana dia sao raisin'ny olona fa "offense" eo indray.
xxx:@ herin-taona ndray mifankahita e ;-)
Ary ny tena olana koa dia izao : lasa resaky ny marenina ilay resaka xxx. :wink:
tokony hatao archive ity dinika ity, tonga dia omena ny Jereo eto izy @ zay :P
106. xxx
(
11/12/2007 14:00)
simp > fijeriko manokana an : tsy tsara ho an'ny fiaraha-monina mihitsy ilay hoe misy miambina anao eo fa tsy fantatrao hoe iza. Indrindra moa fa olona mifanerasera aminao ihany ilay izy, dia izy mahafantatra anao kanefa ianao tsy mahafantatra azy. Raha tsy hoe angaha politika ohatra ny any amin'ny tany kominista no hatao amin'ny serasera ...
Eritrereto hoe manao xxx ela, dia nisy namoaka ny anaran'la kanefa xxx koa ilay namoaka azy. Dia raha ohatra ela mahita fa tsy nisy antony tokony namoahana an'ilay ps akory (afaka manao hadisoana koa manko ny admin) dia ahoana ? Hafatratra any amin'i Hery daholo ihany ny andraikitra rehetra ? Lasa ny admin koa ve izany afaka hametra ny antony tian'la hanaovana xxx na tsia araka izay heveriny tsy tompon-kevitra any, na misy teny ratsy na tsia, ary tsy aloha fa aorian'ny famoahana ilay hevitra no andidiany azy ? Sa hasiana an'ilay systeme naritsimba indray (komplikasionemantesque) ?
Mahasadaikatra ihany raha ilay hoe amin'ny fomba anonyme no ampiharana an'ilay fahefana maha-admin. Tokony ho afaka mi-xxx ny admin ohatra ny namana rehetra, fa tsy ny andraikitra maha-admin no anaovana xxx.
Sady za mahita fa hoe misy fahamatorana sy fahaiza-mandray andraikitra kokoa ilay misy hoe "nahitsin'i aaa" ireny. Mba admin tsy rainitetaka :roll:
Fa raha ohatra indray ka raikitra ilay systeme soanja, dia tsara angamba raha soloina olona tsy dia mpi-forum isan'andro loatra izany ny admin mba hialana an'ilay hoe "poids lourd" amin'ny firehan-kevitra. Efa hataon'ireo mpidinika tsotra tsy mahatanty ompa ihany tsinona ny fiambenana. :-P

simp:Raha tonga amin'izay dia efa tafita izany ny hafatra. :wink:
fa hampiasa coco hitadiavana hevitra hamaliana azy no tena ho ao andohany voalohany e :b:b:b
107. hery
(
11/12/2007 15:24)
Lasa be ilay resaka :-)
- Ny tena mpampiasa xxx taloa izao no lasa miteny hoe ajanony ny xxx (matahotra valin-kitsaka?) aza matahotra fa tsy tahaka an'izany mpanao xxx izany daholo ny namana REHETRA.
- Dimy taona nisy xxx teto, efa nandramana tsy nasiana xxx fa tsy nahomby. Ny tena mpi-forum mpiresaka serieux no voa tamin'ny tsy nisy xxx. Tsy afaka niteny ny olana mivantana intsony. Ny an'ny sasany mantsy faly hijery hoe hay izany no fiainan'io sns. Tsy mba hoe inona marina izany lazainy.
- Raha ny fahitako azy indray dia ireo mpanao xxx tratra sy naharihary ny ps-ny no hitako mihemotra fa tsy ny namana rehetra. Raha olona hidinika sy tsy nanao ratsy dia tsy mivakla am'zany resaka xxx izany akory.
- Aza asiana resaka fampihorohoroana hoe tsy handeha ny serasera na hoe hiala ny kil fa tsy mamely. Efa ho 25.000 ny mpikambana eto ary mbola hevitr'olona vitsy fotsiny no voalaza teto. Tsy nisy referendum akory teto koa ahoana no hahalalana sahady hoe mihemotra ny olona?
- Mandala ny fahalalahana eto aho. Rehefa misy xxx dia tsy voatery hisoratra anarana vaovao indray vao ho afaka hilaza ny olana manokana.
- Ilay resaka hoe "Torio" no hevitra hitako mety indrindra hatramin'izao fa hiezaka sahady aho hanova ny script.

naritsimba:
Asakasakareo anefa io, fa ny tena hita dia maro no mihemotra ireo namana izay tena nahita fa nahafatra-po teto @ dinika

108. xxx
(
11/12/2007 16:52)
kelly13:
saika adino ry mr admin, fa mba tairo kely aty @ zay le chiave n'ny dabam-pako e :wink:
:-D:-D:-D:-D izaho koa miandry an'io o!:-P
109. xxx
(
11/12/2007 16:56)
xxx laharana faha 91 marina mihitsy ny voalazanao , nieritreriotra an'io mitsy aho anio .....
raha izaho manoratra eto fotsiny manao xxx efa ni depassé ny dimy xxx no voasoratra dia efa tsy manana tahiry aho izany....
raha olona manana pseudo maro be dia hanana xxx maro be marina.....toy ny bizoroka ihany....jereo ireny top bizoroka ireny:°)

110. tess
(
11/12/2007 17:03)
hery:
Lasa be ilay resaka :-)
- Ny tena mpampiasa xxx taloa izao no lasa miteny hoe ajanony ny xxx (matahotra valin-kitsaka?) aza matahotra fa tsy tahaka an'izany mpanao xxx izany daholo ny namana REHETRA.
=))marina mihitsy io......
111. xxx
(
11/12/2007 17:07)
hery:
Lasa be ilay resaka :-)
- Ny tena mpampiasa xxx taloa izao no lasa miteny hoe ajanony ny xxx (matahotra valin-kitsaka?) aza matahotra fa tsy tahaka an'izany mpanao xxx izany daholo ny namana REHETRA.
- Dimy taona nisy xxx teto, efa nandramana tsy nasiana xxx fa tsy nahomby. Ny tena mpi-forum mpiresaka serieux no voa tamin'ny tsy nisy xxx. Tsy afaka niteny ny olana mivantana intsony. Ny an'ny sasany mantsy faly hijery hoe hay izany no fiainan'io sns. Tsy mba hoe inona marina izany lazainy.
naritsimba:
Asakasakareo anefa io, fa ny tena hita dia maro no mihemotra ireo namana izay tena nahita fa nahafatra-po teto @ dinika
- Raha ny fahitako azy indray dia ireo mpanao xxx tratra sy naharihary ny ps-ny no hitako mihemotra fa tsy ny namana rehetra. Raha olona hidinika sy tsy nanao ratsy dia tsy mivakla am'zany resaka xxx izany akory.
- Aza asiana resaka fampihorohoroana hoe tsy handeha ny serasera na hoe hiala ny kil fa tsy mamely. Efa ho 25.000 ny mpikambana eto ary mbola hevitr'olona vitsy fotsiny no voalaza teto. Tsy nisy referendum akory teto koa ahoana no hahalalana sahady hoe mihemotra ny olona?
- Mandala ny fahalalahana eto aho. Rehefa misy xxx dia tsy voatery hisoratra anarana vaovao indray vao ho afaka hilaza ny olana manokana.
- Ilay resaka hoe "Torio" no hevitra hitako mety indrindra hatramin'izao fa hiezaka sahady aho hanova ny script.
marina tanteraka zato isan-jato ny voalazanao sefo o!
:-P
112. pissoa
(
11/12/2007 19:14)
- Ny tena mpampiasa xxx taloa izao no lasa miteny hoe ajanony ny xxx (matahotra valin-kitsaka?) aza matahotra fa tsy tahaka an'izany mpanao xxx izany daholo ny namana REHETRA.
:-w:-w:-w
113. salmo1
(
11/12/2007 19:25)
Ra izaho no manao xxx, ka hapoitrany hery dia tena tsy hitako zay tena fantiantoka sy tombombarotra.
:b:b
:b:b
114. xxx
(
11/12/2007 19:43)
vamos: :-P salmo fa angaha koa moa asehoseho fahatàny ny ps raha miafina ambadiky ny xxx!!!!izay manopa manosopotaka manambany ny namana ihany ohatra no havoaka ny ps-ny;-)
116. Valala
(
13/12/2007 04:54)
efa mba misy vahaolana hita aloha izany hoe azo atao le TORIO d'efa mba mety izay, alefaso aloha ry sefo d ho hita eo indray ny tohiny.
ary tena misy fantatro ireo xxx sasany reo an

117. soanja
(
13/12/2007 05:14)
Ho ela velona anie ny xxx madio eo imason'ny mpisera! :-*:-*:-*:-*
Tsy mbola ni-xxx aho saingy mba hanandrana amin'izay angamba amin'ny afara sao io no tena mahasalama!
Simp a> Misaotra ny Serasera namana sy ny mpisera hatrany hatrany! (l)

118. xxx
(
13/12/2007 06:25)
soanja: somary maha-salama ihany io e! mampi-lamina ny fandehany eto amin'ny forum indraindray,.... rehefa tsy hanaovan-dratsy fotsiny.....