Ny XXX
121. ari.malala
(
13/12/2007 10:54)
D'efa misaotra mialoha sahady an'i hery aloha izany am le solution e! afaka mandry ivohon'ny vato indray zany alou fa tsy hisy firy intsony ndray ny olona tsisy atao manaraka hanaratsy sy hanambany am tsy antony...
122. xxx
(
13/12/2007 11:05)
ari.malala: ka raha olona efa zàtra an'izany tsy mahasakana azy izany fa manompa indray mande fotsiny izy dia iny no lasa alohan'ny hitsindrina ny bokotra hoe torio:wink:
123. Mannou
(
13/12/2007 11:34)
Famintinana d mba samia zany manaja ny fanaovana xxx ky an, ka tsy zay ve !
124. naritsimba
(
13/12/2007 11:38)
Hery>>> asa aloha na impiry nanao xxx aho satria izaho no namosaka ilay hevitra, izaho manokana aloha tsy miafina @ xxx na eto @ sera² na any @ moov na @ site hafa fa dia io naritsimba io ihany eh!
Nefa kosa rehefa nisy ny fepetra noraisina dia aleo ho hita eo indray ny fandehany.
Misaotra antsika rehetra e!
Nefa kosa rehefa nisy ny fepetra noraisina dia aleo ho hita eo indray ny fandehany.
Misaotra antsika rehetra e!
126. xxx
(
13/12/2007 14:18)
naritsimba:
Hery>>> asa aloha na impiry nanao xxx aho satria izaho no namosaka ilay hevitra, izaho manokana aloha tsy miafina @ xxx na eto @ sera² na any @ moov na @ site hafa fa dia io naritsimba io ihany eh!
Nefa kosa rehefa nisy ny fepetra noraisina dia aleo ho hita eo indray ny fandehany.
Misaotra antsika rehetra e!
ka tsy ianao mihitsy no manao xxx fa ilay olona nifampiresaka taminao nangataka ny hanafoana ny xxx anefa izy no tena ao anatiny anie e!:wink:
i hery koa tsy niteny mitsy hoe i naritsimba no mpanao xxx.....
128. Ralay
(
13/12/2007 16:10)
Samy mandray ny fandraisany izay voalazan'ny tsirairay isika ao ny mora tohina ao ny tsy mivakiloha sns... ka amiko dia raha misy voaelingelina @ fanaovan'ny namana iray xxx dia manorata @ admin izay mitantana ny didnika dia izy sy ny admin no mandamina izany fa ny ankamaroantsika dia kiriezy te hahalala hoe iza io xxx io dia manisy sira hany ka lasa mivona ny resaka.
129. ikaretsaka
(
13/12/2007 16:24)
ary raha isaky ny misy manao xxx dia toriana...
ho betsaka nohon'ny fitoriana azon'ny polisy ny ato le
ho betsaka nohon'ny fitoriana azon'ny polisy ny ato le
130. booboo
(
13/12/2007 17:14)
Sakaizakely > tsss tsisy kisarisary mangarika @ lé manao jado-tongotra sinon efa gli io oul kely mi-bleu bleu bleu io :°)
131. xxx
(
13/12/2007 18:15)
Ralay:
amiko dia raha misy voaelingelina @ fanaovan'ny namana iray xxx dia manorata @ admin izay mitantana ny didnika dia izy sy ny admin no mandamina izany fa ny ankamaroantsika dia kiriezy te hahalala hoe iza io xxx io dia manisy sira hany ka lasa mivona ny resaka.
efa izay foana anie no fatao hatramizay e!
manoratra any am hery na lanto fa nahatazanana mihintsy olona iza no tao ambadiky ny xxx...mampiasa ps roa anefa olona iray ihany , ip mitovy....
raha hoe kiriézy indray , tsy kiriézy intsony mihintsy fa tena liana tanteraka ny nahalala hoe iza loatra foana ilay olona mamely manenjika amin'ny angiba....normaly ihany satria efa ho lava tsy maty voalavo an-kibo ilay olona....
132. mbaliana
(
13/12/2007 19:00)
Maninona raha le solution napetrak'i Tywa68 no mba atao e... dia IZAY NAMORONA NY SUJET IHANY NO AFAKA MANAO XXX... Dia raha ohatra ka fanompana olona le izy dia afaka ampisehoina ihany ...
134. xxx
(
13/12/2007 19:05)
io ndray aloha tsy contre mitsy aho na ho fohanana aza ny xxx na somary ampiasa aza aho io.....
135. xxx
(
13/12/2007 19:45)
ikaretsaka:
ary raha isaky ny misy manao xxx dia toriana...
ho betsaka nohon'ny fitoriana azon'ny polisy ny ato le
Mety hitranga angamba izany raha adala kely daholo ny namana midinika rehetra :b (Blblblbl) :)
Tsy ny xxx ange no toriana e ! fa izay manompa na tsy ara-dalàna ihany (na xxx na tsia) ! :wink:
137. ikaretsaka
(
14/12/2007 03:03)
raha ireny indray dia tsy maninona raha toriana ka!.. ilay ondrakondrafana tsy mahatsapa tena ireny
138. soanja
(
14/12/2007 06:25)
ikaretsaka:
ary raha isaky ny misy manao xxx dia toriana...
ho betsaka nohon'ny fitoriana azon'ny polisy ny ato le
Mazava ho azy moa ny fisorohana ny atahoran'Ika dia mila mampiditra username sy password le mpitory vao afaka mitory na manindry le TORIO ka mifandray amin'ny admin le izy; amin'izay fantatra izy any amin'ny Admin. Tokony tsy afaka mitory ny xxx mitovy aminy. Ny antony dia hisy tokoa ny adala mety hitoritory foana matetika ary manabe asa ny mpandrindra.
Anisan'ny zavatra iray manampy koa ny fihenan'ny xxx saingy tsy hampisy ny ps be loatra miforona dia ny famerana ny isan'ny ps miforona amin'ny ip iray. Andefasana filazana izy ohatra hoe: "ity ny ps fahatelo na fahaefatra amin'ity ip ity " sns amin'izay fantany fa misy manaramaso izy, raha afaka taratra aty ivelany moa izany dia mety isorohana ny hoe tsy nanao xxx fa namorona ps vaovao. Tokony hisy fomba hanarana maso an'io.
Aza manahy tokoa fa ankinintsika amin'ny fahendren'ny mpisera ny serasera.
Tsara foana ny fisian'ny olana indraindray amin'izay mizotra amin'ny fanatsarana lalandava ny lalana. :-*
139. xxx
(
14/12/2007 06:37)
hoy i soanja:
"Tokony tsy afaka mitory ny xxx mitovy aminy."
ahoana koa izany ,???tsy azo....
tsy asa be daholo ve izany???? kanefa hevitra manja raha azo tanterahana....
ny famerana ny ps no hevitra tsara kanefa ireo efa nanana ps maro be taloha dia ahoana????
mino aho mantsy fa ilay mpanomba anisan'ny manana ps maro an! misy tsy mpanompa koa efa nanana koa anefa de ahoana izany......

140. soanja
(
14/12/2007 20:52)
xxx:

Amiko rehefa xxx dia miafina izany. Tsy afaka mitory, izay miseho ps ihany no tokony hitory raha tsy hoe angaha hitan'i admin any hoe iza ilay xxx saingy mbola hikaroka ip izy raha izany sns . Zah moa tsy mahalala ny fidirana xxx dia tsy arako hoe ahoana ny fisehony ao amin'ny system fa mino aho fa mahabe asa ny ahita xxx hitory xxx.
Tsy misy maharatsy ny manana ps be dia be akory saingy matoa ny olona iray miditra ps be dia be dia ao raha. Amiko rehefa Soanja dia mijanona ho Soanja fa tsy hanao hoe Bijoux sy Shomido satria amiko misy hevitra ambadika izany. Hevitro ihany anefa io fa tsy hoe akory hoe ka io no izy. Samy manana ny heviny ny olona. Izay efa vita tany aloha moa akory atao fa dia ny ho avy foana no tokony ezahantsika banjinina ho tsara. Mazotoa lalandava miserasera ampilaminana sy ampitoniana. :-*