Ny XXX

21. Samoana ( 06/12/2007 14:20)
Manahirana ara-teknika ve ry mpiandraikitra raha asiana fanandramana 3 volana tsisy XXX mihintsy? Averina raha tsy mangôdy ary adaboka tanteraka raha mahafinaritra kokoa:wink:
22. mimich ( 06/12/2007 14:27)
samoana> =D=D=D=D=D=D=D=D za tena miombon-kevitra
23. hery ( 06/12/2007 14:44)
Samoana> Tsy manahirana ara-teknika kah. Ary efa natao tokoa io fanandramana tsisy xxx io.

Fa avy eo niteny daholo indray hoe aleo misy xxx ihany.

Fa haveriko kely ilay resaka tetsy ambony.
Raha toa ka tahotra fanaratsiana no tsy hametrahana xxx dia aleo misy xxx ihany. Raha tsy misy xxx mantsy dia tsy ho fantatra mihitsy ilay mpanaratsy fa hiova solonanarana tanteraka.

Amin'izao misy xxx izao dia azonao anontaniana farafaharatsiny any amin'ny mpiandraiktra hoe iza io xxx manaratsy io? Fa raha tsy misy xxx eo ka misoratra anarana vaovao ilay mpanaratsy dia tsy ho hita akory hoe iza.

24. ari.malala ( 06/12/2007 14:57)
marina mints ny an'i hery! miova ps ftsn izy, d afaka manohy ny fomba ratsiny iany! any zao, misy olona napotra ny solon'anarany d nosakanako d misy solon'anarana hafa manakana ana tampotampoka izany ndray koa, nefa tsy ilay nosakanak akory... itanareo amzany fa ts kely lalana ny ratsy!
25. Samoana ( 06/12/2007 15:01)
hery/ ta efa nisy fanandramana 1 volana natao tokoa izy izay:wink:

Ny XXX mpanaratsy, na manompa ka azahoanareo fitarainana anie izany tokony tsy hisalasalana mihintsy ny hamoahana azy ampahabemaso eto e ( rehefa avy ampitandremana manokana ). Foanana tanteraka ny ahafahany miditra eto @ IP mitovy t@ teo aloha raha mbola tohizany ny hadalany
26. sitlo ( 06/12/2007 15:01)

ary ny xxxX :-D
27. sitlo ( 06/12/2007 15:09)
Raha ny hevitro aloha an, dia tokony hofoanana ny xxx.

Dia miombon-kevitra amin'i mimik amin'ilay hoe dinika hafa hoe "olana" dia azo asiana xxx.

manova ps: na ps vaovao no eo ka manenjika anao, dia farafaharatsiny mba tadidinao iny ps iny, dia raha vao mandray anjara iny amin'ny manaraka dia kopy ianao.
Raha manao ps vaovao indray izy aorian'izay dia mitombo indray ny lisitra, tsy hoe leo eo ve izy ny farany.

Raha ilay hoe: farafaharatsiny xxx izy dia fantatra ny ps ao ambadiny. Afaka manao ps vaovao koa ange izy dia manao xxx, dia na mivoaka aza tsy kobo.

Fehiny: ok naritsimba
Hafa tsy ilay hoe "Tsy voahaja intsony ny foto-pisainana maha-Malagasy eo @ lafiny fitaizana".
28. lapino ( 06/12/2007 15:44)
Raha azo atao angamba ny correlation :
olona nametraka sary / olona momba ny fanalana xxx
dia mety hisy fifandraisany ihany ireo.

Azo sokajiana bontolontolo ho 2 angamba ny olona :
- ao ireo mandray ny fifandraisana amin'ny sehatra virtuel ho fomba fifandraisana vaovao hafa mihitsy
- ao ireo mampitovy ny fifandraisana amin'ny sehatra virtuel amin'ny fifandraisana mifanatri-tava

Ilay sokajy voalohany mihevitra fa afaka miala an'izay zavatra misakana ny fifandraisana rehetra amin'ny fifanatrehan-tava ny firesahana amin'ny aterineto. Ohatra hoe misy olona vao jerena hoe be solomaso dia intello izay, raha vao sipa sexy dia janga vody izay, vao be eboebo dia mampatahotra, sns. Mety fomba hanafoanana ny "mangina ialahy fa vola baoritra" koa ny fanehoan-kevitra amin'ny aterineto, tsy misy "kely tsy mba mamindro", tsy misy fanavakavahana amin'ny lafiny isan-karazany toy ny volon-koditra, taona, sns . Maro be tsy ary ho voatanisa ny zavatra azo eritreretina amin'izay ...

Ilay sokajy faharoa dia tsy mahazo aina mihitsy mijery ny maha-hafa an'ilay fifandraisana amin'ny aterineto. Noho izany dia tsy tiany izay karazan-javatra vaovao rehetra ohatra hoe :
- olona tsy mametraka sary
- olona mametraka sary efa taloha
- olona tsy mametraka taona sy aniversera marina
- olona tsy milaza ny firehana politikany
- olona tsy milaza ny antokom-pivavahana misy azy
- ny endrika anonymat rehetra
... sns ...
dia tranga manokana amin'izay fotsiny ilay resaka xxx. Raha satrin'ny sasany angamba dia ny anarana any amin'ny etat civil mihitsy no idirana serasera, saingy ...

Raha ny hevitro dia prétexte fotsiny io resaka manaratsy sy manompa ambadiky ny xxx io. Fa telo sy efatra ihany angamba no tranga nisy ohatra an'izany, dia ny fampiasana ny xxx rehetra no tadiavina hofoanana.
29. xxx ( 06/12/2007 15:56)
amiko olonm-bitsy ny mpandoto ny forum mampiasa xxx amin'ny fanompàna sy ny fanosora-potaka....olona efa zàtra manao an'io ihany no manao azy eto foana...

sitlo: marina izany!!!! misy aza ps hafa no ampiasainy fa tsy ny ps ampiasainy eto mbola hiafenany ambadiky ny xxx ihany...noho izany na xxx na tsy xxx rehefa te hanopa anao izy dia vitany foana io.....ka otran'ny hoe somary d'accord amin'ny hevitry i sitlo zà hoe aleo ny ps-ny faharoa fahatelo faha-efatra no miseo eo rehefa te hanopa olona izy dia mba efa fantatra izay fa fohanana mihintsy ny xxx fa io hevitr'i mimich io no hatao
30. xxx ( 06/12/2007 16:00)
tato fotsiny olona nanopa ahy ps roa samy hafa anefa ip iray ihany no ampiasainy raha nanotaniako an'i tompon'andraikitra kanefa mbola niafina ambadiky xxx ihany izy tamin'izany.....
31. mbaliana ( 06/12/2007 19:37)
za koa aloha tsy mahazoazo ny xxx... mba tiako ho fantatra ireny olona mifamaly amiko amin'ny dinika ireny .. misy milaza ho namana nefa tsy hay koa na ireny ihany no manao xxx manafoaka... eritreritro ihany iny...:wink:




32. ikaretsaka ( 06/12/2007 20:03)
ravatorano:

za zany mbola makafoka b amin'ilay xxx kle
za moa dia efa tsy miobokevitra amin'io nefa toa neken'ny be sy ny maro ka dia nandefitra za fa demokr mou ilay izy zay ah !
zao mantsy maro loatra ny namana mitaraina amin'io xxx io sy ny fampiasana azy nefa ila hoe aseho mibaribary indray ilay ps toa manahirana be satrai efa nahazo ahy io indray mandeha hoe fa maninn no avoakanao eo ny ps-ko nefa za efa maifona amin'ilay xxx d nolazako ny antony fa mandrakity androany d lasa fahavalon'ilay olona io za kle nefa namana no tadiaviko eto fa tsy rafaha8
ny momba ny hoe tokony ampiana ny admin dia manaiky za fa iny anjaran'ireo tompon'andraikitra no manapa-kevitra amin'izay


hatraty io da'toa a

hery> aza izay idea izay kosa noe entina mi reasonm fa samihafa kosa ny alikaola toaka sy ny alikaola fanafody e...
sy ny basim-borona sy ny kalaky!

33. xxx ( 06/12/2007 20:13)
ilay admin ampiana angamba no hevitra mety ... fa ny fanafoanana ny xxx tsy vahaolana amin'ny olonan'ny sasany amin'ny fanompana sns akory.

sady raha tsy azo atao ny xxx dia ahoana izany ity hevitro ity :-D:-D:-D
34. xxx ( 06/12/2007 21:30)
xxx farany: dia rehefa ampiana ny admin de ahoana dia mankaiza?????izany angaha mahasakana ny olona tsy hanopa sy tsy hanohizany ny asa ratsiny....
35. xxx ( 06/12/2007 21:51)
xxx farany : dia amin'izay araka ny famafana ny tenin'izay manondrana amin'ny fanompana sns knoo. izaho tsy miteny hoe tsy arany amin'izao ... (izaho mantsy toa mbola tsy nisy nanompa :-P ) fa ho fanomezana fahafaha-po an'ireo efa nisy nanompa izany :wink:

Na ilay famoahana ps aza anie tsy tena mahavaha ny olana amin'io e ! raha tsy hoe le ps fampiasana isan'andro ihany, ohatra hoe Pissoa, no ao ambadik'ilay xxx. Fa raha ps vao noforonina tahaka ny nolazain'ny namana hafa dia mitovy ihany ilay ps sy ilay xxx donc ... tsy dia misy vahaolana amin'ny fanompana fa apetraka amin'ny fahendren'ny tsirairay ozizy ny fitsipika ! :-D:-D:-D
36. Kwasi ( 06/12/2007 22:10)
Izaho indray dia miombonkevitra @ izay milaza hoe tsy ny fanafoanana xxx no vahaolana. Misy ihany manko ny olona mba te ho discret @ zavatra angatahany torohevitra eto.

Fa sosonkevitra atao hosavasavaina ity ka asa raha mety ara-teknika na ahoana:
- asian\'ny admin karazana bokotra fanakanana ampiarahina @ ilay xxx
- ny pseudo iray dia afaka manakana in-1
- raha voasakana im-10 (olona 10 samihafa) ohatra, araka izay ifanarahana, ilay pseudo ao ambadiky ny xxx dia tsy afaka mandray anjara ao @ ilay dinika intsony. Eny fa na dia hampiasa ilay tena pseudo-ny aza izy.
37. fijo ( 06/12/2007 22:21)
ilay hoe tena foanana aloha,za tsy dia momba an'io vahaolana io,satria raha misy ankizy te hanontany momba ny fahasalamany ohatra,dia mba mety kosa raha tsy miseo izy,satria resaka manokana mikasika azy iny,na koa resaka hoe mitady torohevitra.azo ekena eto le manao xxxx

fa ny fefy no tokony hoatao.raha vao mahatsapa ny admin fa hiafenana amina fanaratsiana le izy,avy dia iny nataon'i lanto iny no tsara,aseo ilay xxx

na hiova ps aza izy ,mbola tratra ihany ny ip

ary efa misy xxxx malaza be any mada any izao.ka aoka izy hisaina
38. ikaretsaka ( 06/12/2007 22:43)
ary raha limitena hoe in 5 mahazo manao xxx ihany isam-bolana dia ze tsy mahay mitsitsy lany credit?
dia tsy mandeha intsony ny xxx-ny?
39. fijo ( 06/12/2007 23:25)
raha mety io dia tena tsara.
40. ikaretsaka ( 06/12/2007 23:31)
tsy tahiry bizoroka intsony fa tahirin'xxx...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3191