mamasera
82. mbaliana
(
16/10/2007 18:31)
ika> sao tapaka eo ny lohan'ilay karetsaka fa vohay sy idio eo ihany ange ..sao dia tsy mihidy eo intsony :-D:-D:-D:-D:b
83. patrick2002
(
16/10/2007 18:50)
ika: tsy an'azy irery io msn io mitombo ,mitombo foana ,sahala @ annuaire ao @ portable ihany efa tonga 300 vao tonga saina ialahy hoe 300 lety ah! :roll: Ka misy miditra ao fa ny ahy sy ny azy no tsy nisy hifandraisana efa ho 1 ans eo izay ,tsy nisy chat teo aminay roroa :D:D
Zah indray tsy mba manao hoe olona iray hanaovana adresse 1 manokana ,ao aby mifameno ao mitabe tsy lanin'i mamba leroa :-D:-D:-D

84. sasa
(
17/10/2007 04:11)
tapero any amzay ity ry zareo d andao isika hibal amzay an! iza ary no mahay mampiditra an'le sary mandihy iny zao. :-*:-*:-*
85. Rasiligaoma
(
17/10/2007 04:14)
miha mazava miha mazava...
tohizo ny filma!
Ikaretsaka: mbay tao ialahy fa misy blood diamond be ato @ patr'Ika ato =))

88. najah
(
17/10/2007 05:52)
Vavaka ho anao androany Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny
> >hatsarany rehetra ? Iza no mampikoriana ny renirano ? Ianao koa, tsy
> >mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, satria ny tsara indrindra no
> >mendrika ho anao sady voaomana ho anao . Mifikira amin'izay irin'ny
> >fonao, fa ho tanteraka izany. Amena ! Ny maso izay mamaky ity hafatra
> >ity, tsy ho tojo amin'ny ratsy Ny tanana izay handefa ity hafatra ity
> >amin'ny hafa, tsy ho sasatra foana Ny vava izay hanonona ny amena
> >aorian'ity vavaka ity, hitsiky mandrakariva. Miorena amin'ny
> >fitiavan'Andriamanitra ! Tsy hanjavona ny nofinao Tsy ho rava ny
> >fikasanao Tsy ho foana ny anjaranao Izay irin'ny fonao, dia ho azonao
> >tokoa, amin'ny anaran'i Jesoa. Tonony mafy ny amena. Hahafantatra ny
> >anaranao sy ny adiresinao ny fanambinana alohan'ny faran'ity volana ity.
> >Raha mino ianao, alefaso amin'ny namanao rehetra ity. Tsy misy mandeha
> >mantsaka vao maraina ka mitondra rano maloto mody Androany, hadio anie
> >ny fiainanao, hiadana sy hanelatrelatra tahaka ny loharano vao maraina.
> >Ny fahasoavan'Ilay Tompo Tsitoha anie hanohana anao, hampaharitra ary
> >hanome izay rehetra ilainao, araka ny hareny ao amin'ny voninahitra.Amena.
> > Ho andro tsara ho anao anie ity andro ity, amin'ny anaran'i Jesoa. Ny
> >sitrapon'Andriamanitra anie tsy hitondra anao na oviana na oviana any
> >amin'izay tsy hahitanao fahasoavana sy fiarovana. Hisy zava-tsoa ho
> >tonga aminao androany, zavatra izay efa nantenainao. Tsy vazivazy
> >izany, fa handray ny Tompo ianao ary hampandroso ny fiainanao amin-kery ny
> >asan'Andriamanitra tsy azo sakanana. Fitahiana maharesy ny ozona rehetra
> >no ho azonao amin'ny anaran'I Jesoa. Gaga ve ianao hoe nandefasako ity
> >hafatra ity ? Androany maraina, nandondona tao amin'ny varavaran'ny
> >lanitra aho, ary nanontany ahy Andriamanitra : "anaka, inona no tianao
> >hataoko aminao?" Dia hoy aho hoe : "Ray ô!´, arovy ary tsofirano ilay
> >handray ity hafatra ity" Nitsiky Andriamanitra ary namaly hoe :
> >"tanteraka ny hatakao" Izay nahazo maimaim-poana aoka hanome
> >maimaimpoana, ka handefa ity vavaka ity amin'ny namany.
AMEN

90. ari.malala
(
17/10/2007 07:11)
:-D:-D:-D:-Din iany aza izao e! mba oka wa zay! ary aokanareo dadabe fa ana iny an (sasa:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D)
91. mbaliana
(
17/10/2007 09:44)
fa aza azon'le amin'ny sisiny iy a.. le ao anatiny ao tsy voa fa le aty amin'ny sisiny misy risk a...:-D:-D:-D:-D
92. xxx
(
17/10/2007 10:17)
patrick2002:
a vehivavy lehibe efa renim-pianakaviana ianao ary hanam-binato atsy ho atsy
Ary sao dia mba te ho vinanto kosa ary i patrick2002 nefa tsy raikitra dia eto no manala vonkona:-D:-D:-D
93. sasa
(
17/10/2007 10:51)
ari.malala:
:-D:-D:-D:-Din iany aza izao e! mba oka wa zay! ary aokanareo dadabe fa ana iny an (sasa:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D)
ari efa fantatsay hatry ny ela e! lol :-D:-D:-D d ahoana le hoe tsy ampy an'i annn.... isika rehetra ireo d mampmé be =))=))=))
95. ratonga
(
17/10/2007 11:46)
ari.malala:
:-D:-D:-D:-Din iany aza izao e! mba oka wa zay! ary aokanareo dadabe fa ana iny an (sasa:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D)
:lol::lol:tsy tokony anokafana dinika vé zany ry ari.malala;-) vavolombelona XX, izahay mantsy tsy mahalala ny tantara:-P, mety mampandroso ny bizna tsakitsaky ko @zay:-D:-D:-D=))=))
96. patrick2002
(
17/10/2007 12:39)
xxx:
patrick2002:
a vehivavy lehibe efa renim-pianakaviana ianao ary hanam-binato atsy ho atsy
Ary sao dia mba te ho vinanto kosa ary i patrick2002 nefa tsy raikitra dia eto no manala vonkona:-D:-D:-D
Ito koa mbola mpirofo iray fa diamondra27 no miafina ao ambadik'io XXX io, tsy matoky antsovy Hery hanamarina ,ary aleo izy hiditra ao ambany eo .
98. ari.malala
(
17/10/2007 13:36)
ratonga, ts anokafana dinika ka:-D:-D:-Defa io nipotra io tsinahy le izy=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
99. diamondra27
(
17/10/2007 13:46)
patrick2002:
xxx:
patrick2002:
a vehivavy lehibe efa renim-pianakaviana ianao ary hanam-binato atsy ho atsy
Ary sao dia mba te ho vinanto kosa ary i patrick2002 nefa tsy raikitra dia eto no manala vonkona:-D:-D:-D
Ito koa mbola mpirofo iray fa diamondra27 no miafina ao ambadik'io XXX io, tsy matoky antsovy Hery hanamarina ,ary aleo izy hiditra ao ambany eo .
______________________________________
ary enao ty ry pat tsy mahafoy ahy mihintsy an!
(l):*:*:*:*:*:*:*:*:*(l)
afaka fantarina nge io we iza e!
aza manaiky adalain'olona enao wa.
dsl raha mandiso fanantenana anao fa tsy miditra xxx zany wa ny aty raha tsy resaka we misy sujet mikasika zavatra perso na olona akaiky no resahana de tsy tiana ho fantatry ny olona nefa mila valiny ampitaina any aminy aho.
100. ratonga
(
17/10/2007 13:46)
ari: ka izay drinda manitikitika ho anay tsy mahalala:°), sady mety film mlay b zao zany ra twa ny rôl:-D:-D:-D, sasaaaaa a! omano ny kkpizon é!=))