mamasera

101. sasa ( 17/10/2007 13:51)
ratonga tantara efa nivalona ary izany film an'i ari izany koa, izy sy ilay sipa 1 izay no rôle tamzany fa way way way, nilay be
ari.malala tadidinjy ve ilay mariazy virtoaly tamreny =))=))=))=))=))=))=))d le hoe za lelà
102. diamondra27 ( 17/10/2007 13:51)
ari.malala:

:-D:-D:-D:-Din iany aza izao e! mba oka wa zay! ary aokanareo dadabe fa ana iny an (sasa:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D)


___________________________

:-D:-D:-D
de nanao ahoana tokoa aloha ddb junior 'zay e!
ary kala nge tsy hita mihintsy ;le nanao nounou iny zao no farany nahitana azy de zay...
omeo nono ny zaza de inon koa moa le hiran'i poppy iny akia?:-D:-D
103. sasa ( 17/10/2007 13:57)
diamondra27 f'angaha efa nisy ddb junior izany? tena tsy arako indray iny.
ari.malala ahoana izany? atovy ny ampamoka aloha fa tsy lasa izany.:-D:-D:-D:-D
104. diamondra27 ( 17/10/2007 14:01)
sasa: :-D:-D
ngah njy tsy naharaka akia , film efa taloha zany fa taiza ary nareo? sao de variana nibizna fotsiny

refa entr'acte ihany nge vô mibizna fa refa aveo mijey film e!:-D:-D

ari: ao akia mba tanatrao le film , asio ratrapazy a! de aza manaiky ra tsy mandoa vola i sasa fa ny zaza mila biberon sy couche:-D:-D
105. ikaretsaka ( 17/10/2007 14:24)
diams sy pat> aoka izay fa sipa hafa hoa samy kotiana ... efa maty ny fedelamour anareo 2 izany ko:oops:
maninona tsy atao hoe nifandao nareo dia avadika ny page fa eo dia hifanebaka sy hoe mofonay iny..anay iny kooooo karaha le zazakely belelo kely ireny
106. ari.malala ( 17/10/2007 14:27)
diamondra, :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Ddadabe junior aza efa lebe kooo:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D d mbola minono fona izy na izany aza ka!:-D:-D:-D:-D d tsy ilàna couche tsony fa efa mba mipipi sy mikakà pot kosa e:P sa mbola ampanaovina fona v?:-Dnanao nounou an'ny zanak'iza tokoa moa?

sasa,in no ampamoahina eo e:^) efa mivoaka daolo nge zao ny miafina retraretra e:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D tadidiko mints ky iny resaka mariazy virtoaly iny a!:-D:-D:-D:-D:-Dnjy leà d :^) aleo ts tohizina fa manjary manala baraka ftsn:-$:-$

ratonga, k efa we tsi ilàna film tsony oa fa tonga d mifampitohy eto le izy ko nareo koa! za iany nge no sady bande no role e:-D:-D:-D:-D:-D:-D
107. diamondra27 ( 17/10/2007 15:13)
ikaretsaka:

diams sy pat> aoka izay fa sipa hafa hoa samy kotiana ... efa maty ny fedelamour anareo 2 izany ko:oops:
maninona tsy atao hoe nifandao nareo dia avadika ny page fa eo dia hifanebaka sy hoe mofonay iny..anay iny kooooo karaha le zazakely belelo kely ireny


_______________________________

za efa manome biz koa inon ndray?
mbola variana manisa kintana zao aloha koa:oops:
mille et une nuit:-P:-P

ari: bb juniorn'i ... akia a!;-) ary izy koa de cool foana an! milay e!
108. cutie ( 17/10/2007 15:16)
asio film vao2 njay fa efa vita zany ny anareo :-D
109. diamondra27 ( 17/10/2007 15:25)
cutie:

asio film vao2 njay fa efa vita zany ny anareo :-D


_______________________

ndry ndray zany no atao role ve?

de emoticone ranoray no ampitenenina
(l):*:*(l)o^oo^o
110. ambibao ( 17/10/2007 15:44)
aokanareo dadabe fa ana iny

raha tokoa moa miaraka ol 2 na 3 hafa tokoa i ddb ko tsy loza fa lasa mifangaroaro dôlo ny ato =))=))
111. diamondra27 ( 17/10/2007 15:53)
ambibao:

aokanareo dadabe fa ana iny

raha tokoa moa miaraka ol 2 na 3 hafa tokoa i ddb ko tsy loza fa lasa mifangaroaro dôlo ny ato =))=))


*****************************

de mba voakarakara tsara lery koa=))=))=))

aiza ndray moa le hiran'i mami basta teo le we: fitia somongamonga iny?
112. cutie ( 17/10/2007 17:25)
DM
za mpijery koa lol
113. xxx ( 17/10/2007 18:20)
ary rehefa sampotsampona hoatr'izao ny resaka dia be ny kil:-P:-P
114. cutie ( 17/10/2007 18:24)
aiza aza no misy resaka tsy sampona hidirana e :-D
115. sasa ( 18/10/2007 04:35)
ambibao:

aokanareo dadabe fa ana iny

raha tokoa moa miaraka ol 2 na 3 hafa tokoa i ddb ko tsy loza fa lasa mifangaroaro dôlo ny ato =))=))


ka ny mpinamana indray ato d mifampiresaka klou,tsy misy mifangaro izany raha tsy hoe atao fanahiniana angah?:-D:-D:-D:-D:-D:-D

ari.malala aleo tsy hitohy le za lelà iny fa wain be an! antsoko eo i R... hiverina raha izany:-D:-D



116. tywa68 ( 18/10/2007 05:20)
sasa : antsoy any mihits i R... @izay mitohy ny filma e ! :-D
117. ari.malala ( 18/10/2007 06:28)
ambibao:

aokanareo dadabe fa ana iny

raha tokoa moa miaraka ol 2 na 3 hafa tokoa i ddb ko tsy loza fa lasa mifangaroaro dôlo ny ato =))=))



ka ana iny hoa! efa nasiko tombokase iny fa fea anà tsisy mahazo mikitikitika fa avoakako vavolombel ze maka an'iny=))=))=))=))=))=))=))=))=))=)) sady misy vavolmbel ny mampa anà an'iny=))=))=))=))

diamondra, iee, tsika ndrayts maints cool ka! atao in aza ts cool kle:D

sasa, aleo tohizina le ndry lelà d atsovy i R hamaly e! d amzay tena vao maika manja ny film, d amzay kou mande tsara ny bizna retraretra, sady fanampinle bômbô vandro de hivarotra coca sy aourt am boara kounkou za de glass côcô clarnety eskimô kou za hoan'ny mpijery film=))=))=))=))=))=))=))=))=))
118. sasa ( 18/10/2007 07:57)
ari.malala hisavoritaka ato indray raha i R no miverina eo andraso aloha teneniko izy raha mety, fa raha izy no tonga ary am tsy misy bedy ary, d ho may ny tanana fa d handé tokoa ny bizna anjy surtout le yaourt am boara. :-D:-D:-D:-D
119. mbaliana ( 18/10/2007 09:19)
resaka tsy loa-b ny anareo zany.. fa maninona io nefa raha tonga dia goahina e...:^):^):^):^)
120. diamondra27 ( 18/10/2007 10:05)
mbaliana: mba asiana suspens akia a!:lol:

ari, sasa: efa kobo doly 'reny akia a! kay lasa vavy tampoka le sasa :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2377