mamasera

41. sitlo ( 15/10/2007 23:21)

[center]:b[/center]

42. ikaretsaka ( 15/10/2007 23:40)
mila mikonfesy any amin'i mompera aby fa samy nanao fahadisoana raha ny fahitako azy @ fo tsy miangatra. ny sasany mamitaka namana izany ny sasany manao alahelon-kanina, ny sasany mifosafosa.. ny sasany tezitra @ sasany, ny sasany nanao izay nahatezitra ny sasany
43. radjery ( 16/10/2007 00:01)
patrick2002:
Zany ah! matsiro be ngah! zao hanina tsy nohaniko izao
Zah aza misaotra an'andriamanitra fa tsy nihinana kou fa naika voan'i hepatite b sy ny cholera teo asa fotsiny lesy radjery

:-D:-D:-D ô! l'ty ah! ka lé hanina tsy azo anie no lazaiko an'lah hoe anaovan'lah alahelo-kanina é! fa zah ko aloa mbola tsy nanandrana é!:-D
fa ra le xxx resaina io kosa aloa efa hitako t@ lé fihaonana tany paris farany iny de tena mazoto homana letsy, fa ra izaho manokana aloa dé tena na omena fotsiny aza aleoko mandry fotsy:lol:
44. Belle ( 16/10/2007 00:28)
Fanontaniana ho an'i Hery sy Methode azafady satria ianareo no mpandrindra ilay sokajy "vavolombelona":

Nahoana no nofoanana/nesorina ilay resaka vavolombelona voalohany indrindra lavabe iny? nefa toa mitohy sy miverina eto ihany sady vao miha-personelle be?
rajery:
fa ra le xxx resaina io kosa aloa efa hitako t@ lé fihaonana tany paris farany iny de tena mazoto homana letsy, fa ra izaho manokana aloa dé tena na omena fotsiny aza aleoko mandry fotsy

Sao dia mba tokony asiana fetrany ihany fa tsy rariny intsony?
45. malalatinasoa ( 16/10/2007 00:43)
Hum matsiro be le mijery film, misy mahatsiaro voadona, dia misy voadona, dia misy mandodona dia :-D:-D:-D:-D.
Aleo angina sao bedy eto.
46. Belle ( 16/10/2007 01:07)
malalatinasoa: Hum matsiro be le mijery film, misy mahatsiaro voadona, dia misy voadona, dia misy mandodona dia

sadisme no filazako an'izao. Mahakivy ilay toe-tsaina! satria milaza ny tenany ho olon-dehibe daholo ny mpisera eto, nefa jereo amin'ny fo tsy miangatra, manoatra noho ny sain-jaza, mandrangitra ny efa tsy mifanaraka fotsiny ihany no mahafaly sy mampivanitika!
47. ikaretsaka ( 16/10/2007 03:24)
bon..zahay moa dia mijery fotsiny toy ny mpandalo ko..
8):-D
48. diamondra27 ( 16/10/2007 03:59)
Belle:

Fanontaniana ho an'i Hery sy Methode azafady satria ianareo no mpandrindra ilay sokajy "vavolombelona":

Nahoana no nofoanana/nesorina ilay resaka vavolombelona voalohany indrindra lavabe iny? nefa toa mitohy sy miverina eto ihany sady vao miha-personelle be?
rajery:
fa ra le xxx resaina io kosa aloa efa hitako t@ lé fihaonana tany paris farany iny de tena mazoto homana letsy, fa ra izaho manokana aloa dé tena na omena fotsiny aza aleoko mandry fotsy

Sao dia mba tokony asiana fetrany ihany fa tsy rariny intsony?


____________________________________

ka zay le izy rehefa miteny vérité dia tsy tanty satria blessante.
Tsy maintsy miafara @ le fahamarinany foana ange ny tantara e!
Dia raha te-hanoro we: mba ovay ny fomba fiady fa na dia ny tenanao aza dia voafitaka dia mahazo tsiny ny tenanay.



49. diamondra27 ( 16/10/2007 04:09)
ikaretsaka:

bon..zahay moa dia mijery fotsiny toy ny mpandalo ko..
8):-D


________________________________

tsy mijery fotsiny fa mety miandry olona mikonfesy:-P

...Nanota aho mompera fa nanome alahelo sy fahasorenana olona t@ fomba firesaka hono ka sao tsy hidirana @ fanjakan'ny lanitra zany.

Hoy ny SM: Ataovy izay hihavananareo @ olona rehetra nefa le olona mompera tsy mamela ahy ; zavatra tsy nataoko sy mamorona tsy manamporofo ny zavatra voalazany izy dia inona ny tokony hataoko?
50. sasa ( 16/10/2007 04:32)
way le adinoko ny pop corn fa hay ity mbola mitohy foana hatramzao.
Ika za koa toa mazoto amle hifanenjika ary ambany fandrina ary ambadika ary koa, atsovy nama le fijo d andao isika ho any an! =))=))=)):-$
51. tsiafoi1 ( 16/10/2007 05:08)
Danz misy an'izany tantara be zany ve eto, aleo haka sisiny fa zao poritra eto
Mahaiza mifankatia rankizy fa NAMANA MISERASERA ny eto a!(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l):D:lol::):o:P
52. diamondra27 ( 16/10/2007 05:09)
sasa:http://img513.imageshack.us/img513/6461/popcornxr8.jpg

ze mangataka de omena
53. diamondra27 ( 16/10/2007 05:12)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img513.imageshack.us/img513/6461/popcornxr8.jpg[/IMG][/URL]
[img=http://img513.imageshack.us/img513/6461/popcornxr8.jpg]
54. sarobidy ( 16/10/2007 06:46)
:oops: ary lasa misy zanany kely vo teraka isan-karazany le vavolombelona,...
55. sasa ( 16/10/2007 09:22)
diams misaotra klou am le pop corn
sarobidy ka efa niteraka ny acteur sy ny actrice koa vetivety anie ny 9mois:-D:-D:-D
56. tywa68 ( 16/10/2007 09:31)
sarobidy : efa ela kay no nisy zanany tao fa nafenina :lol::-D tsy ho ampy ny popcorn marina :lol:

sasa :-D
57. booboo ( 16/10/2007 10:03)
Tywa68 hoà > asio sambos ndray, efa hisy hanao kkpizon hoe ao. hihihihihihi
58. ravatorano ( 16/10/2007 10:14)
sendra nandalo aho dia nijery teto fa gravy ilay izy ra paty sy ra diamondra ah !
fa za zara raha mahazo an'ilay kozy e
:-P:-P:-P
tsy miditra lalina fa mamaky dia misurf e fa mifankatiava ihany raha mbola velon'aina e fa aza mifanaratsy izany fa tsy hampiova ny hatsaranareo ange izany e
:wink:
59. radjery ( 16/10/2007 10:19)
ravatorano: :Dampivadio any reo razoky dé milamina ny tantara ah! dé film hafa dray aroso:lol::-D:-D
60. mbaliana ( 16/10/2007 10:28)
aiza ny tsotsobato e...??? za tsy tia mifanenjika ambany fandriana zany ry Ika... mahita ny tsyfahita any.. voapoakapoaka any ny loha :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082