mamasera

61. sasa ( 16/10/2007 10:28)
ravatorano samy tsy misy mahazo anie fa d manaraka an'le film fotsiny eto, le izy tsinona am teny tsy fantatra d maka sary antsaina fotsiny
radjery koa angaha i zoky ravatorano mompera no hampivady :-D:-D:-D:-D:-D
62. diamondra27 ( 16/10/2007 10:30)
ravatorano: efa manana fa tsy mitady nge za e!
misaotra anao @ fananarana
63. radjery ( 16/10/2007 10:38)
sasa:
radjery koa, angaha i zoky ravatorano mompera no hampivady

tsy mompera fa maire-ny serasera ka:-D:-D:-D
64. sitlo ( 16/10/2007 10:42)
radjery:
fa ra le xxx resaina io kosa aloa efa hitako t@ lé fihaonana tany paris farany iny de tena mazoto homana letsy, fa ra izaho manokana aloa dé tena na omena fotsiny aza aleoko mandry fotsy


Sady tsy mampime no tsy mahafaly saingy tsy mahazo ny anatra sy ny vava be satria mpanohana.

:-D manao resak'etsssss
65. radjery ( 16/10/2007 10:49)
sitlo: prout²:-D:-D:-D
66. sitlo ( 16/10/2007 10:54)

[center][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Confus/oups-pardon-9877.gif[/IMG][/center]

67. radjery ( 16/10/2007 10:58)

[center]=))[/center]


68. tywa68 ( 16/10/2007 11:04)
ka tsy resak'etsssssss anie ry sitlo fa resake e :-D:-D
69. sarobidy ( 16/10/2007 12:33)
:°)
70. patrick2002 ( 16/10/2007 12:39)
hoy radjery
ô! l'ty ah! ka lé hanina tsy azo anie no lazaiko an'lah hoe anaovan'lah alahelo-kanina é! fa zah ko aloa mbola tsy nanandrana é

Ho ano ary ra mazoto ialahy fa zah tsy hiinana na dia asaina aza :-D:-D
Eto radjery tsy misy resaka sakafo ah! ny toetran'io vehivavy io no ananarana azy ,tsy hilaza ny vie privée n'olona eto amin'ity forum ity ,satria matoa fantany ny fiainan'olona iray dia satria efa mpinamana izy ,tsy fantany fa ny marina rehetra tsy filaza , ka dia haveriko aminy ny fanaony ,mba havoako koa ny momba azy amin'izay fantany tsara koa .
Dia ampiako koa hoe tsy fanaratsiana fa fananarana sy fanitsiana no atao azy :D
71. patrick2002 ( 16/10/2007 12:48)
rehefa voa-manipuler ao enao de tatazo ao ny vokany fa efa nanarina tsy nety fa aza za no hanalàna azy.

Ka aleo tsika hifananatra sy hifanitsy eto aza eh!

72. patrick2002 ( 16/10/2007 12:59)
Ary raha ny asa ataoko koa dia ilaina ny maha reglo ny resaka fahasalamana fa tsy asaasa fahatany no atao...visite medicale tous les 6mois obligatoire any ampesana.


Samy tsy misy asa fahatany no atao0tsika aty anky ah! fa ny ahy ny fahaizako sy ny ati-dohako no nahazoako an'izao ,fa ny anao mba ahoana :?: aoka izaho tsy hilaza fa ny marina tsy filaza .:D:D
Izaho fotsiny no ataoko anao izaho tsy mpiady an-tsena hoatranao ,fa vehivavy lehibe efa renim-pianakaviana ianao ary hanam-binato atsy ho atsy ,aoka ianao tsy hanala-baraka olona eto ,ka saromana @ hoe fanitsiana sy fananarana ,tsy misy hanarinao eto fa samy vehivavy lehibe sy lehilahy lehibe ,ny zanakao hanarina mba tsy handalo hoatry ny lalana nodiavinao izao ny handehanany :D:D
73. laolina ( 16/10/2007 13:14)
so de hisy hividy pop corn klou ny film atsy andrefana efa tapitra :p:-D
74. diamondra27 ( 16/10/2007 13:32)
patrick2002: peace and love :@:@:@:@

j'ai noté atsy ambadika sy j'ai promis fa tsy hiteny intsony de avoahy doly ze tianao avoaka fa porofo iray akory aza tsy misy. 1 dia 1 monja no nangatahiko t@ ireo voalazanao ireo, moa nisy ve 'zany? :-w:-w

Vavan'ny maty an-drano sy tsipaky ny miala aina ny anao.o^oo^oo^o

8)FIN de l'histoire.:P


75. Samoana ( 16/10/2007 13:35)
azo konzelena ve fa za nividy pake maromaro:oops:
76. patrick2002 ( 16/10/2007 13:55)
zah tsy police na detectif ka hitahiry porofo aminao ,ny antsika la parole s'envole .
Fa ity fotsiny no izy 2 semaine passé izay dia niditra tao @ Msn ko ianao ,izay efa tapaka nandritra ny 1 taona :roll:,efa fantatro fa misy zavatra hisokirin'ito indray ato ,navelako ianao hiresaka tsara ,inona ny vaovao etc... etc ,avy eo ianao nanontany ny relation-ko sy io olona io niteny anao izaho hoe mpinamana tsotra ,niteny an'izay ianao hoe efa nahita ny poziny ,manao ahoana ny sariny ,miteny aho hoe sipa manja, fitaka izany sns ,nangina izaho .
Bref efa nokotrehinao hatry ny ela ilay complot
Ary efa ny mobiliser-nao ny staff nao ,izay toe-tsaina izay no tsy tiako :twisted::twisted:
Ary na iza na iza miseho manaratsy olona eto zao koa ho avy , ngah ny fiainanao tsy mba misy secret ,ka raha izany no havoaka eto doia ahoana .:b:b
77. sasa ( 16/10/2007 14:03)
laolina alefaso ny pop corn fa ny ato atsimo mbola mitohy koa, tena reraky ny fibatana seza hozy i booboo izay :-D:-D:-D:-D
78. laolina ( 16/10/2007 16:08)
azo conséléna le pop corn ka so hisy hividy jus kou aloha eh.. miandry kely fa tary andrefana nisy tsy namerina tavoahangy .....otra'ny tady ho faty antoka za zany an :p :D hanao vavolombelona eo za annnn:-D=))
79. diamondra27 ( 16/10/2007 17:33)
patrick2002:

zah tsy police na detectif ka hitahiry porofo aminao ,ny antsika la parole s'envole .
Fa ity fotsiny no izy 2 semaine passé izay dia niditra tao @ Msn ko ianao ,izay efa tapaka nandritra ny 1 taona :roll:,efa fantatro fa misy zavatra hisokirin'ito indray ato ,navelako ianao hiresaka tsara ,inona ny vaovao etc... etc ,avy eo ianao nanontany ny relation-ko sy io olona io niteny anao izaho hoe mpinamana tsotra ,niteny an'izay ianao hoe efa nahita ny poziny ,manao ahoana ny sariny ,miteny aho hoe sipa manja, fitaka izany sns ,nangina izaho .
Bref efa nokotrehinao hatry ny ela ilay complot
Ary efa ny mobiliser-nao ny staff nao ,izay toe-tsaina izay no tsy tiako :twisted::twisted:
Ary na iza na iza miseho manaratsy olona eto zao koa ho avy , ngah ny fiainanao tsy mba misy secret ,ka raha izany no havoaka eto doia ahoana .:b:b


____________________________________

miverina kely ndray fa nisy porofo.

Ok tsy mandà aho @ nifanoratana msn après une longue d'absence satria mety voavinanao ny antony dia: tsy tiako hisy eritreritra hafa ao @ ddb we maninona za miaraka aminy nefa mifandray aminao en même temps.
Justement raha nifandray taminao aho dia te- hampitandrina mba tsy hahavoadonanao @io xx io satria efa zay ny fiadiny, tsy lazaina intsony eto? ka noho ny conscience-ko na dia tsy nisy fifandraisana taminao intsony aza aho dia tamiko tsy nisy ratsy nifanaovana ary tsy tiako voadona ianao.
T@ io fotoana io dia niteny ianao fa tara be aminy, @ le olona ao @ sary de tsy tena ni-devoiler aho fa nanao sous entendu ary tsy nanaratsy azy taminao fa araka ny lazainao ireo: tandremo sao voafitaka . Dia hatreo ny dialogue + nifanazava justement t@ tsy nifanoratana ela sy t@ we: maninona hanananao alahelo aho.

Tsy misy resaka staff-ko aloha eto raha zay no tianao ho fantatra.

Tsy nisy secret miafina ny@ xxx satria ny momba azy dia efa fantan'ireo X maro ireo ary REEL fa tsy virtuel ary izy ihany no mitantara any @ireo fa tsy izaho velively fa sao dia izay no tsy azonao.
Za aza mba gaga we: odry ary i ranona toa nahafantara ilay secret nefa za no sensée mahalala ilay izy irery.
Nohon'ny fahalalako izay zavatra nitranga izay dia nanapa-kevitra aho mba tsy hanohizan'izay intsony.

Vie privée samy manana daholo ny olona fa everiko tsy misy intérêt eto zany satria "reglement de compte entre toi et moi"
Raha resaka fanaratsiana dia mbola tsy nanaratsy olona teto kosa aho.

Vita ny anjarako, ary nisaotra anao nihaino t@iny fa dia mirary soa izany.


Ny olona efa miteny atsy ambadika fa tokony reglé-na any @ sisiny fa tsy eto intsony ny anaovana azy koa désolée aho raha tsy miditra eto intsony pour te faire plaisir.
Zaza tsara taiza ny aty mihaino anatra koa raha misy teny mbola tianao lazaina dia any ambadika aho manohy azy.

dia miala tsiny aminareo namana raha nisy nahatafitohina ny filazako ny marina. Indraindray on croit bien faire nefa tsy mety le izy dia aleo hiverina amiko daholo izay voalaza teto rehetra.

Zay vao tena FIN


80. ikaretsaka ( 16/10/2007 17:50)
bizinesinareo dahy ny anareo dahy ary tsy hidirako amin'ny antsipirihiny!
fa mba tsetsatsetsa tsy aritra kely fotsiny ity ka hamohako karetsaka kely: a


Fa ity fotsiny no izy 2 semaine passé izay dia niditra tao @ Msn ko ianao ,izay efa tapaka nandritra ny 1 taona


za lo tsy koprendre sy manaiky hoe Vakinah fa na izany aza
mahalasalasa saina!:roll:
efa tapaka sy tsy nojerenao elabe 1 taona ko hay tampoka hoe nisy niditra?
tapaka nandritra ny taona ko mbola nande sy azo hidirana?
weird izany le!:-D

zay ihany fa hidiko @ izay ny karetsaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2576