mamasera
23. patrick2002
(
15/10/2007 17:43)
radjery: tsy misy nalahelo izany eto fahasorenana ,aza no azo @ io olona io ,ka ny ahy tsy hataoko hoatry ny azy @ teny fihatsarambelatsihy hoe ,tsy hoe fifosana fa fanitsiana sy fananarana an'ilay olona mba hiova izy sns :twisted::twisted:
raha izaho manokana dia misy fiainako ,efa fantany ,ary nolazaiko azy satria namana izy nefa ireny ve ny atao ,fiainanao haanaka eto @ serasera eto ,
Aleo hifanadala fa samy adala :P:P:P
raha izaho manokana dia misy fiainako ,efa fantany ,ary nolazaiko azy satria namana izy nefa ireny ve ny atao ,fiainanao haanaka eto @ serasera eto ,
Aleo hifanadala fa samy adala :P:P:P
24. diamondra27
(
15/10/2007 17:46)
hery:
oups... in daholo re izany e.
match null zany? :-)
___________________________
tsy misy match nul zany eo fa avoahy ze nanao xxx manambany lazain'i patrick2002 zany ho hitan'ny be sy ny maro fa tsy victime ny fanendrinkendrehana sy lainga sy ze tiana tenenina ny tenanay.
Matoa tsy mivoaka dia mazava ho azy ny valiny zany.
25. patrick2002
(
15/10/2007 17:59)
ianareo no mahita azy fa le xxx tian'ny patrick2002 resahana eto raha le we vatosoa sarobidy de za zay
safira koa vatosoa sarobidy sady ambony be ny carat-ny :D
26. diamondra27
(
15/10/2007 18:07)
mba mangataka ilay tonony sy ny hiran'i NDONDOLAH sy Tahiry le misy hira we: "Ianao ilay diamondra safira tsy foiko tsy atakalo tsy mba inoiko hosoloiko toa voankazo tsy mba fanary tsy very tsy ratsy ..."
dedicacer-na ô! Na koa alefa ao @ RVG :lol:
misy ps safira ngah ato?
de miala tsiny zany fa hay tsy za le tianao lazaina?:oops::oops:
dedicacer-na ô! Na koa alefa ao @ RVG :lol:
misy ps safira ngah ato?
de miala tsiny zany fa hay tsy za le tianao lazaina?:oops::oops:
28. booboo
(
15/10/2007 18:18)
:-D:-D:-D misy resaka haka vady zany ve nama ! kiiiiiiiiii. Misy raha le serasera kah ! :-D:-D:-D:-D
29. patrick2002
(
15/10/2007 18:24)
booboo: Izao no nalehany rehefa misy baribarianina mahazo ordi ,hanala baraka olona no atao .
Ny ahy indray dia maso solon'i maso amin'io ,ratsy ihany no hanafoanana ny ratsy :lol:
Ny ahy indray dia maso solon'i maso amin'io ,ratsy ihany no hanafoanana ny ratsy :lol:
30. diamondra27
(
15/10/2007 18:36)
patrick2002:
radjery: tsy misy nalahelo izany eto fahasorenana ,aza no azo @ io olona io ,ka ny ahy tsy hataoko hoatry ny azy @ teny fihatsarambelatsihy hoe ,tsy hoe fifosana fa fanitsiana sy fananarana an'ilay olona mba hiova izy sns :twisted::twisted:
raha izaho manokana dia misy fiainako ,efa fantany ,ary nolazaiko azy satria namana izy nefa ireny ve ny atao ,fiainanao haanaka eto @ serasera eto ,
Aleo hifanadala fa samy adala :P:P:P
________________________________
fa iza ihany aza ity lazainao fa notantaraiko ny momba ny intimité-nao e?
asaivo milaza eo le olona 'zany fa aza mamorina
raha i xxx vavolombelona1 de tsy nisy resaka fantany akory aza fa we: nareo mifanoratra de nahita anao izy virtuel de zay , ny but-ny t@ zany aza de te-hisikotra anah izy fa za tsy niteny fa we: ye fantako i pat de zay ihany no voalza ; raha nisy resaka afaka de fampitomboana doly zany
ary de asakasakao fa mbola miziriziry foana ianao
ary raha tsy ùarina izany de tokony hanoratra eto izy hilaza zay nolazaiko azy.
Aoka @izay le resaka lainga wa sy tsy maripototra
za ngah no nanao ratsy no we aleo maso solon'ny maso
31. mbaliana
(
15/10/2007 18:42)
eisy e... manao fagalapiery ve ny eto sa ahona e.. za moa mba liana raha teo.. fa tsy misy sopapa mivoaka na kely aza...:-D:-D=))=))
33. diamondra27
(
15/10/2007 18:54)
hofaranako eto ny famaliana anao ry patrick2002 ary tsy hanazava intsony aminao ny momba ny alahelonao amiko aho. Efa be ihany zay fanazavana izay angamba.
Fa de inty zany mba misy teny tiana omena anao anio hofehiny: OHABOLANA 23:23 "Vidio ny marina ka aza amidy, dia ny fahendrena sy ny fananarana ary fahazavan-tsaina"
dia aza mamorona lainga intsony na miteny zavatra tsy marina.
sans rancune :-*:-*

34. ikaretsaka
(
15/10/2007 19:18)
mbaliana:
eisy e... manao fagalapiery ve ny eto sa ahona e.. za moa mba liana raha teo.. fa tsy misy sopapa mivoaka na kely aza...:-D:-D=))=))
Ataon'ireo boka eo ndry fa:wink: ndao isika manao hazakazaka ambany fandriana miaraka @ lefijo ary ihany
35. radjery
(
15/10/2007 19:59)
efa nohazavaina anao efa impiry fa resaka dialogue no natao fa tsy resaka fanomezana toky hoe: hanaiky anao ho vady aho.
io ary no afa nolazaiko fa to alahelon-kanina ny an'lah ry patrick2000=))=))=))
36. xxx
(
15/10/2007 20:32)
radjery:
efa nohazavaina anao efa impiry fa resaka dialogue no natao fa tsy resaka fanomezana toky hoe: hanaiky anao ho vady aho.
io ary no afa nolazaiko fa to alahelon-kanina ny an'lah ry patrick2000=))=))=))
ato kosa anie misy olona sady lahy no vavy e ?
MISY SAHY MILAZA HOE TSY MARINA IZANY ?
37. diamondra27
(
15/10/2007 20:41)
xxx:=))=))=)); misy sarimbavy zany ve?
sao de tokony hisy fampisehoana sexe ndray zany , tsy aleo miandry @ OOH fa sao de misy minera klé
hoy i xxx:
ato kosa anie misy olona sady lahy no vavy e ?
MISY SAHY MILAZA HOE TSY MARINA IZANY ?
sao de tokony hisy fampisehoana sexe ndray zany , tsy aleo miandry @ OOH fa sao de misy minera klé
hoy i xxx:
ato kosa anie misy olona sady lahy no vavy e ?
MISY SAHY MILAZA HOE TSY MARINA IZANY ?
38. patrick2002
(
15/10/2007 21:06)
io ary no afa nolazaiko fa to alahelon-kanina ny an'lah ry patrick2000
Zany ah! matsiro be ngah! zao hanina tsy nohaniko izao :-D:-D:-D
Zah aza misaotra an'andriamanitra fa tsy nihinana kou fa naika voan'i hepatite b sy ny cholera teo asa fotsiny lesy radjery :roll::roll:
izay ny azy izay raha vao lehilahy dia hoe ianao efa nikoty sns ,ny vavy indray dia tonga dia ny vie privée an' ilay olona no tantaraina eto .
Ka aleo koa izy hanarina mba tsy hanala-baraka olona eto ,izay tsy tina atao aminao aza atao aman'olona ^:^^:^
39. diamondra27
(
15/10/2007 21:07)
aleo asian vazo kely aloha
http://www.dailymotion.com/relevance/search/marina+poopy/video/x1slmm_ny-marina_music
http://www.dailymotion.com/relevance/search/marina+poopy/video/x1slmm_ny-marina_music
40. diamondra27
(
15/10/2007 21:36)
patrick2002:
io ary no afa nolazaiko fa to alahelon-kanina ny an'lah ry patrick2000
Zany ah! matsiro be ngah! zao hanina tsy nohaniko izao :-D:-D:-D
Zah aza misaotra an'andriamanitra fa tsy nihinana kou fa naika voan'i hepatite b sy ny cholera teo asa fotsiny lesy radjery :roll::roll:
izay ny azy izay raha vao lehilahy dia hoe ianao efa nikoty sns ,ny vavy indray dia tonga dia ny vie privée an' ilay olona no tantaraina eto .
Ka aleo koa izy hanarina mba tsy hanala-baraka olona eto ,izay tsy tina atao aminao aza atao aman'olona ^:^^:^
__________________________________
ary letia ve tena vonona hanaratsy hatrany @ tsinay maintiny e!
mbola tsy hitanao akory le olona de lazaina fa misy hepatita B sy cholera ary adino nga ny sida sns
Raha pompier 1ère intervention sy secouriste zany ngamba de tokony olona ara-dalàna no manao io activité fa tsy olona marary:-w:-w
Ary raha ny asa ataoko koa dia ilaina ny maha reglo ny resaka fahasalamana fa tsy asaasa fahatany no atao...visite medicale tous les 6mois obligatoire any ampesana.
aza mamely tsaho enao rapat fa za tsy mbola nisy nikozy we i anona no nikoty anah, sao de afangaronao @ olonkafa aza aho; mba manontania aza ianao fa raha mbola tsy nanao déclaration le olona amiko de mbola tsy nikoty zany amiko fa enao aza manaratsy eto sy aza mamorona e!
tsy any @ maternelle tsony nge tsika fa mba eritrereto ihany le jeu anao.
rehefa voa-manipuler ao enao de tatazo ao ny vokany fa efa nanarina tsy nety fa aza za no hanalàna azy.
le olona iray izay no henoko miteny io lazainao fa tsy za velively.
de lazao anah wa we vie privée an'iza no noresahako teto ka navoakako,asaivo mivoaka le olona miteny?
asesy asesy hatrny ny hevitrao nefa aiza ny porofo ; misy manamarina izany ve eo ; de aza manao xxx raha nisy zany?
de inona ndray no manaraka?