mamasera

1. patrick2002 ( 15/10/2007 15:34)
Asa na mba fatatrareo ry mpisera isany fa misy ,namana eto @ serasera mody namana ,milaza fa tia namana ,dia manao approche aminao izy ,izy rahateo ilay olona mpanao recitation @ andininy ny soratra masina irony :{:{:{, dia revo ianao hoe zany ka vehivavy taranaky maria virijiny :roll:, Ny lehilahy moa sodoka dia tonga dia tafaroboka ao @ histoire d'amour ,dia hadikadininy eo ny fiainanao ,roboka ianao hoe raikitra ity :P ,avy eo ianao ialany tampoka ,ary ny fiainanao efa fantany iny no hataony fimehezana any @ namany any tantarainy .
Torak'izany koa ny vehivavy ,mody ataony namana izay manana hevitra mafonja eto @ forum ,na bikaina ,dia izao tia namana ,dia mitantara ao izy tandremo ry X sy ry Y fa izaho ireny olona ireny, aza manao an'izao sy izao fa manimba ireny ,dia revo ianao hoe izany tokoa ka tena namana :D ,dia revo ianao mitantara ny problemanao aminy eo sy ny fahalemenao ,izay no andrasany :oops:
Fa tandremo , tandremo tandremo, fa raha vao fantany ny faiblesse-nao dia controller-ny amin'izay izay ny zavatra tianao hatao eto @ ity serasera ity ,aza miteny an'izao ,aza miditra @ itsy dinika itsy ,inona no andefasana sary hoatrin'izao ,rehefa tsy mety ianao ,fa hoe fiainako izany ,dia efa hivadika aminao izy izay ,
Ny ataony ozy nareo miditra xxx izy rehefa mamaly dinika eto ianao ary tonga dia manambany anao oh olona tsisy saina,vendrana ,zany no language fiteniny miafina ao @ xxx
Izy no atao hoe mamasera aminy .
Ka aza manaiky ho sodokany fa raha ny ps ny aloha dia vatosoa sarobidy ary tena ambony be ny carat- ny
:D:D:D
2. sakaizakely ( 15/10/2007 15:40)
ahoana indray izany resaka ankivilivily be izany pata ? :wink:
3. booboo ( 15/10/2007 15:45)
hihihihihi mafotaka mihitsy zany fampitandremana ato zany klé !
4. patrick2002 ( 15/10/2007 15:45)
ary manana ps maro izy ato ah! tsy manaiky io raha tsy domine-ny toi ry sakaizakely :wink: mody eo min'izay izy miteny hoe ao fa hanarina ,haintsy ,nefa tena ny honneur nao mihintsy no haintsany @ tany :cry::cry:
5. simplex ( 15/10/2007 15:47)

vavolombelona
part II :P

:miam::miam:
6. diamondra27 ( 15/10/2007 15:50)
simplex:


vavolombelona
part II :P

:miam::miam:


____________________

de kopy enao we marina ve zany sa tsia fa omany ihany aloha ny pop corn sao de tsy ampy fa vao manomboka ny tantara Party II:miam::miam::miam:=))=))=))=)):@:@:@:@
7. simplex ( 15/10/2007 15:52)
:D:D:D
zany hoe xxx no tokony namorona an'ity fa tsy i patrick :roll: sao dia mba nihinana hormone feminin aza lesy ela ity ry patrick le :°):@ zany hoe tsy koi fa tohizo ee :)

efa miandry ny mpijery :P;-)
8. kallie ( 15/10/2007 15:56)
simplex> :-D:-D:-D:-D lazaivo fa ny vhv rery iany e

Mitohy zany ny mélé e
9. patrick2002 ( 15/10/2007 16:03)
ka tsy vavy ihany no voan'io fa na ny lahy ihany koa samy hanariny sy hahintsiny mamasera avokoa :):)
10. hery ( 15/10/2007 16:08)
Ny anareo hadalàna.

8 taona no nifaneraserako teto. Tsy nanaiky norebireben'iza n'iza. Ny marivo salosana no miditra avy hatrany amin'ny resaka sentiment eto.

Ny olona sady mifandray no mailo.

Mety misy olon-dratsy mihoatra noho ireo nolazain'i patrick2002 ireo mihitsy eto.

Tandremo dia tandremo mihitsy na ny olona mody mandefa hafatra tahaka itony koa aza.
11. sakaizakely ( 15/10/2007 16:10)
mailo daholo am hery ary :P:P:P:P:P
12. andry08 ( 15/10/2007 16:13)
ilay hiran'ny Mahaleo ve ranon'apango fotsiny ve sa ahoana?? Tranon'ny trondro??:roll::roll::?:
13. patrick2002 ( 15/10/2007 16:27)
Dia tokony ho mailo aloha eh! ,izaho indray dia tsy mailo mihintsy tamin'ity site iray ity satria noheveriko fa gasy daholo ny ato ,ary isika samy gasy .nefa indrisy :cry: mahita ny zavatra ataondry mamasera izao dia :{:{:{
14. hery ( 15/10/2007 17:03)
izaho aloha dia mailo foana e... iza moa no mahalala izay tena fikafikan'i patrick2002 eo :-)
15. cutie ( 15/10/2007 17:14)
Ny ataony ozy nareo miditra xxx izy rehefa mamaly dinika eto ianao ary tonga dia manambany anao oh olona tsisy saina,vendrana ,zany no language fiteniny miafina ao @ xxx
Izy no atao hoe mamasera aminy .
Ka aza manaiky ho sodokany fa raha ny ps ny aloha dia vatosoa sarobidy ary tena ambony be ny carat- ny

:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
misy raha la terre:-D
16. ikaretsaka ( 15/10/2007 17:17)
izay anie no ilazana foana hoe tsy ny santimaka no miady eto fa ny hevitra e!
misy raha la terre e
17. diamondra27 ( 15/10/2007 17:24)
izay mikasika ahy ihany aloha no hovaliako.

Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 15-10-2007 17:34:52
Lohateny : mamasera
Asa na mba fatatrareo ry mpisera isany fa misy ,namana eto @ serasera mody namana ,milaza fa tia namana ,dia manao approche aminao izy ,izy rahateo ilay olona mpanao recitation @ andininy ny soratra masina irony , dia revo ianao hoe zany ka vehivavy taranaky maria virijiny , Ny lehilahy moa sodoka dia tonga dia tafaroboka ao @ histoire d'amour ,dia hadikadininy eo ny fiainanao ,roboka ianao hoe raikitra ity ,avy eo ianao ialany tampoka ,ary ny fiainanao efa fantany iny no hataony fimehezana any @ namany any tantarainy .
***********************************

efa nohazavaina anao efa impiry fa resaka dialogue no natao fa tsy resaka fanomezana toky hoe: hanaiky anao ho vady aho.

Raha nisy izany de lehilahy firy novoadona, asaivo mijoro vavolombelona ho hita fa tsy mamorona eo ianao hoe: misy olona voafitako any ho any.

***************************************

Torak'izany koa ny vehivavy ,mody ataony namana izay manana hevitra mafonja eto @ forum ,na bikaina ,dia izao tia namana ,dia mitantara ao izy tandremo ry X sy ry Y fa izaho ireny olona ireny, aza manao an'izao sy izao fa manimba ireny ,dia revo ianao hoe izany tokoa ka tena namana ,dia revo ianao mitantara ny problemanao aminy eo sy ny fahalemenao ,izay no andrasany

iza no namana vhv efa nampitandremako raha nisy izany , fa raha namana aloha dia misy tokoa ny namana azoko teto ary manaja tena fa tsy mpamorondaing ry zareo na mpanendrinkendrika na manaratsy olona na mapiady olona.

******************************


Fa tandremo , tandremo tandremo, fa raha vao fantany ny faiblesse-nao dia controller-ny amin'izay izay ny zavatra tianao hatao eto @ ity serasera ity ,aza miteny an'izao ,aza miditra @ itsy dinika itsy ,inona no andefasana sary hoatrin'izao ,rehefa tsy mety ianao ,fa hoe fiainako izany ,dia efa hivadika aminao izy izay ,

de taiza no nisy nanao contrôle zany?
iza no olona nolazaiko we aza mampiditra sary tahaka izao eto izany?, na koa nolazaiko we: aza miditra @ dinika;? Fa nareo koa ve lasa MYTHOMANE ry pat a sa efa manipuler koa?
******************************


Ny ataony ozy nareo miditra xxx izy rehefa mamaly dinika eto ianao ary tonga dia manambany anao oh olona tsisy saina,vendrana ,zany no language fiteniny miafina ao @ xxx

====> mangataka ny hamoahana izany ps-manambany zany sy izay dinika nidirana xxx azafady indrindra , iangaviana @ tompon'andraikitra mba ho hitan'ny be sy ny maro izany fa de tena MYTHO mitsy zany
*******************************


Izy no atao hoe mamasera aminy .
Ka aza manaiky ho sodokany fa raha ny ps ny aloha dia vatosoa sarobidy ary tena ambony be ny carat- ny
=====>za mahatsiaro fa ny diamondra no vatosoa sarobidy ambony carat

____________________________________________



conclusion:
tena beau couple kosa nareo zany fa tena miady tsara ny reka MYTHO an

tena miangavy an'ny tompon'andraikitra fa misy preube doly ireny xxx manoratra eto ireny

marihina fa efa niditra xxx ny tenanay fa resaka intime sy tsy te-hiseho @ question apetraka eto na valin-teny fa tsy mbola nisy nanao izany fanaratsiana sy fanamabaniana sy ny forongony izany za teto ry pat a!

de aza adino ny manasa ahy @ mariazinareo (l)(l):*(elle et toi)ô!

18. radjery ( 15/10/2007 17:24)
to ohatrin'ny resaka alahelo-kanina ko ny an'i patrick2002 izany an, fa ra tena ilay voasoratra ery amboloany io aloa dia toa le xxx t@ 1ère partie ihany no mitovitovy @lé oul lazaina io raha ny fandiniako azy:D
19. cutie ( 15/10/2007 17:26)
:-D:-D:-D:-D:-D
20. diamondra27 ( 15/10/2007 17:32)
radjery:

to ohatrin'ny resaka alahelo-kanina ko ny an'i patrick2002 izany an, fa ra tena ilay voasoratra ery amboloany io aloa dia toa le xxx t@ 1ère partie ihany no mitovitovy @lé oul lazaina io raha ny fandiniako azy:D


_____________________

ianareo no mahita azy fa le xxx tian'ny patrick2002 resahana eto raha le we vatosoa sarobidy de za zay
ary za kosa tsy mitovy ary tsy hitovy toetra @ xxx tany @ vavolombelona I

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3608