mamasera

121. mbaliana ( 18/10/2007 10:26)
diams> ka za anie mba liana e.. tsy mahazo fahafaham-po :-D:-D:-D:-D
122. sasa ( 18/10/2007 10:39)
mbaliana njy tsy mbola teraka tamzany d raha averina hatram voalohany anie le izy d lava be mintsy e! surtout le namana 1 izay efa tsy mety miditra tsony fa efa manambady koa.
diamondra27 za akia tsy teo tamreny d tsy tiako ho faty le ps-ko d nasaiko nampiasainy kay nivadika zavatra nampmé tato,hatramzao ary za mbola misy miteny foana hoe f'angaha za tsy lelà koa
123. tywa68 ( 18/10/2007 11:19)
zah koa liana ô :-D:-D
124. ari.malala ( 18/10/2007 11:39)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dteneno ky izy hiverina a, nilay kou anie izy iny e!
125. xxx ( 18/10/2007 12:56)
95. Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 17-10-2007 14:39:22
Lohateny : Re : mamasera

Hoy i xxx:

patrick2002:
a vehivavy lehibe efa renim-pianakaviana ianao ary hanam-binato atsy ho atsy



Ary sao dia mba te ho vinanto kosa ary i patrick2002 nefa tsy raikitra dia eto no manala vonkona


Ito koa mbola mpirofo iray fa diamondra27 no miafina ao ambadik'io XXX io, tsy matoky antsovy Hery hanamarina ,ary aleo izy hiditra ao ambany eo .


Diso ianao ry patrick2007 fa tsy i diamondra27 mihitsy izaho xxx nanoratra io. Amboary kely ndray aloha ny tir!
126. Vahinala ( 18/10/2007 13:35)
patrick2002:

Dia tokony ho mailo aloha eh! ,izaho indray dia tsy mailo mihintsy tamin'ity site iray ity satria noheveriko fa gasy daholo ny ato ,ary isika samy gasy .nefa indrisy :cry: mahita ny zavatra ataondry mamasera izao dia :{:{:{



Hihihiihi, marina mintsy nenao fa ts azo atao ny sodoka am fomba firesaka fotsiny fa ts hay ny toetran'ilay olana aoriany écran mifanoratra am tena, fa d samy manana n toetrany tokoa le olona a ! Nefa ange ity d dinika e, forum d mahagaga ana ny mampisy toetrajavatra ohatr'izany !
127. tess ( 18/10/2007 13:49)
de tena variana be zà
mamaky ny dinika nivoaka
maromaro ato mity rubrik raika
ity.....mila fotoana mamaky
azy rehetra fa tena milay beuh

:°):-P:°):-P:°):-P:°):-P:°):-P
128. ari.malala ( 18/10/2007 13:53)
xxx, oka wa zay! efa ana amzay zaony role:^)
129. rush ( 18/10/2007 14:54)
miala tsiny aho raha mandray fitenenana kely,variana aho noho ny tsy fifankazaoana ve no mahatonga anareo mifanditra eto?mahamenatra ry zavavy fa ny tena mahasorena dia misy lahy koa manao sarimbavy an!ho an'i "radjery", izaho no nadray antsika tamin'io fihaonana taty paris io,dia samy faly daholo,tsikitsiky moa izany, nahafinaritra ny malagasy mifankahita,fa toa niatsaravelatsihy izany ianao taty amiko?fantatro tsara oe iza ianao,isan'ny nihinana, nilalao nandray anjara tamin'ny zavatra natao rehetra,misaotra indrindra dia ny Tompo anie homba anao ry 'radjery"
130. rush ( 18/10/2007 16:04)
ary toa tsy taty ianao ry 'radjery" fa mandainga lalina,inona re no mahatonga anao mandainga toy izao e :?::?::?::?:nanontany izay tonga nanatrika ny fihaonana aho dia tsy taty ianao,misaotra e!ary ianareo mpomba azy koa dia isaorana e!
131. radjery ( 18/10/2007 16:16)
in ary ity, izaho angé tsy mahafantatra an'i rush manokana é! sady tsy mbola tany aminao zany mihintsy, avéo lazainao fa mandainga indray, asio jiro kely ra azo atao :°)
132. rush ( 18/10/2007 16:36)
radjery,fa fihaonana tany parisy farany ohaviana moa izany?satria ny fihaonana tao parisy farany dia ilay taty amiko!
"radjer":
fa ra le xxx resaina io kosa aloa efa hitako t@ lé fihaonana tany paris farany iny de tena mazoto homana letsy, fa ra izaho manokana aloa dé tena na omena fotsiny aza aleoko mandry fotsy
ka manontany anao aho hoe fihaonana teto parisy farany taiza izany?
133. rush ( 18/10/2007 16:40)
marina tsy mifankalala isika ary tsy mbola nahita anao aho ka aona ity lazainao etsy ambony?
134. diamondra27 ( 18/10/2007 16:59)
sasa:

mbaliana njy tsy mbola teraka tamzany d raha averina hatram voalohany anie le izy d lava be mintsy e! surtout le namana 1 izay efa tsy mety miditra tsony fa efa manambady koa.
diamondra27 za akia tsy teo tamreny d tsy tiako ho faty le ps-ko d nasaiko nampiasainy kay nivadika zavatra nampmé tato,hatramzao ary za mbola misy miteny foana hoe f'angaha za tsy lelà koa

________________________

ndry kosa rangah misena a! ny olona mba manana ps double fa nenjy lelah de lasa vavy tampoka =))=))=)):-D
mbola tany @ salle d' operation hono ndry t@ io koa:-D:-D

135. tywa68 ( 18/10/2007 17:12)
ô radjery a : f'ahoana e ? hay ve naka rôle principal fa tsy speckta fotsiny e ? :-D:-D

rush : nahafinaritra be ny tany aminao hitanay t@ sary :lol: (sa nandainga ny namana nitantara ?)
136. rush ( 18/10/2007 18:16)
tsy dia nanomana loatra ny tenanay fa ny "spontaneité" fa mifankahita ny malagasy no nahafinaritra,ny sary koa tsy mandainga fa diso ny filazan'ny sasany hoe miavona ny malagasy eto paris!tokony atao matetitetika ry zareo a!:-*:-*:-*
137. radjery ( 18/10/2007 20:08)
rush:
ka manontany anao aho hoe fihaonana teto parisy farany taiza izany?
http://antsary.com/component/option,com_gallery2/Itemid,2/lang,mg/?g2_itemId=2152&g2_GALLERYSID=eb7e48212d2f6ef4c9137b706a85c1ec
138. sasa ( 19/10/2007 04:49)
=))=))=))diams hi hi hi hi hi iny kosa aloha d misen e! ka izy tsinona tsy nandainga fa nolazainy ny mahalelà an'azy koa :-D:-D:-D:-D:-D

izahay izany efa miezaka ny manova resaka mba tsy hiverenana amin'ity resaka ity tsony fa tena mitady tsy hahomby izy izany an!

ari.malala sy tywa68 alefaso indray le vomadilo fa toa mitady harikivy ity izany =))=))=))
139. ari.malala ( 19/10/2007 05:47)
sasa, tena aleo voamadilo asina vinaigre sy citron mitns amzay marikivy tsara e! ampina lasary manga amzay tena ao tsara ny harikiviny. Ny ol ranga efa mba miezaka mivanitika hanasorana anle rangitra lava ko mbola misy manisy sakay iany tssss:-( za itomany:snif: meo mosara ah ry reto a!:snif:
140. diamondra27 ( 19/10/2007 06:34)
ari: nenay taloha avy any tamatave voasary ala miaraka @ sira sy sakay , tena marikivy tsara mitsy sady milay be :-D:-D:-D

sasa::wink: misy tantara vao² foana fa mi pop corn eny foana zany no ataosy mi-bizna e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2303