mamasera
141. booboo
(
19/10/2007 07:39)
Radjery > :-D:-D:-D tsy io no fihaonana farany fa ny tany @ Rush ! tara sambo ôô :-P:-P. Tafaran'io @ jereo eto nasehonao io mbola nisy hafa tany @ parc truc truc de Créteil nokarakarain-dRakaroka ! re-tara sambo ôô hihihihihi :-P:-P
143. xxx
(
19/10/2007 11:56)
rush:
radjery,fa fihaonana tany parisy farany ohaviana moa izany?satria ny fihaonana tao parisy farany dia ilay taty amiko!"radjer":ka manontany anao aho hoe fihaonana teto parisy farany taiza izany?
fa ra le xxx resaina io kosa aloa efa hitako t@ lé fihaonana tany paris farany iny de tena mazoto homana letsy, fa ra izaho manokana aloa dé tena na omena fotsiny aza aleoko mandry fotsy
izy kosa angaha nilaza hoe fiaonana tany amin i rush fa nahoana no tonga dia mahatsiro voatsindrona avy hatrany toa izany.......? ;-)
144. ari.malala
(
19/10/2007 12:03)
mba fiangaviana ry reto, aoka izay ny règlement de compte nareo fa efa mba avadikay im-10 le page nenareo mbola zany iany! nareo v ts leo mifandrangitra e! mba mivanitiha amzay fa antitra b tapaka lalandra tsy fidiny eo daolo! ny hatezerana anie hono manova ho ratsy ny endrika rfaran'izay kanto indrindra e!
145. diamondra27
(
19/10/2007 13:02)
ari:=))=))=))
mila avadika be de be ny age fa tsy à la page :-D:-D
any @ sisiny mande sao de voahitsaky ny tômôbil re olona a!
;-)
raha vao misy 1 mitapô eo de manao auto-tamponezy eto doly :oops:
mila avadika be de be ny age fa tsy à la page :-D:-D
any @ sisiny mande sao de voahitsaky ny tômôbil re olona a!
;-)
raha vao misy 1 mitapô eo de manao auto-tamponezy eto doly :oops:
146. rush
(
19/10/2007 14:50)
tsy misy mahatsiaro voatsindrona fa ny ahy tsy tiako ny milaza tsy marina,tsy izaho koa moa no resahina dia tsy dia misy olana amiko ,ny nahatonga ahy nanontany dia nahafinaritra ny fihaonana t@ io,samy ravo daolo ny rehetra dia fahatsiarovana mahafinaritra iny!hafahafa ny toetsaina dia mila amboarina,raha nisy tsy tianao ny olona miaraka aminao dia aza mandeha ,ianareo mbola tanora saina, mbola ela ny dia fa alaviro ny fiatsarambelatsihy:lol::lol:
147. patrick2002
(
19/10/2007 15:41)
koa ny sasany mitady sakafo hoanina no hatongavany any koa :-D:-D:-D ,avy eo ianao no lazainy fa malahelo an-kanina :D:D, loza.
148. ikaretsaka
(
19/10/2007 16:45)
ari.malala:
mba fiangaviana ry reto, aoka izay ny règlement de compte nareo fa efa mba avadikay im-10 le page nenareo mbola zany iany! nareo v ts leo mifandrangitra e! mba mivanitiha amzay fa antitra b tapaka lalandra tsy fidiny eo daolo! ny hatezerana anie hono manova ho ratsy ny endrika rfaran'izay kanto indrindra e!
pejy fahafiry kay no misy iznay hira fiangaviana izany fa tsy hitako ato @ fihiranako
efe nasiako fanampiny 10 le fihirana fanampiny fa tsa vo hita foana
154. xxx
(
20/10/2007 10:29)
exdadabe:
:-w:-w
Hanontanio an'i mamasera fa izy no namorona ity an-tsanga tsy aman'orana eto ity. Mbola ho avy ny andro fa handraso kely aloha dia ...:-w:-w:snif:
155. diamondra27
(
20/10/2007 12:59)
xxx: efa mivadika ny pejy 'zao fa tsy tokony ho rirozina intsony hono le izy; donc fo spaoro :-P;
misaotra an'i Belle nampahatsiaro an'io.
misaotra an'i Belle nampahatsiaro an'io.
156. xxx
(
20/10/2007 15:10)
Alohan'ny hamadihana ny pejy dia mila velarina aloha ny boky e=))=))
IZAY MANGINA VOLAMENA:-$
IZAY MANGINA VOLAMENA:-$
157. Papoose
(
20/10/2007 15:52)
Kambo tohizo foana le roman d'amour "vavolombelona" fa mampazoto misotro rano be de mampi-pipi foana!
158. cutie
(
20/10/2007 19:27)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 20-10-2007 09:49:52
Lohateny : Re : mamasera
cutie: sôtio ny chapitre refa tsy maharaka akia a
tsy misy chapitre vao2 koa :-D
toa niditra tampoka mano bedada koa,fanina za:-D:-D:-D:-D
159. diamondra27
(
21/10/2007 18:59)
cutie:
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 20-10-2007 09:49:52
Lohateny : Re : mamasera
cutie: sôtio ny chapitre refa tsy maharaka akia a
tsy misy chapitre vao2 koa :-D
toa niditra tampoka mano bedada koa,fanina za:-D:-D:-D:-D
_______________________________
:-D:-D
za koa aza mbô gaga koa 8O8O
lery koa mba nijapy train e! :-D:-D