SALI DOOL AN!

101. pissoa ( 21/10/2007 18:52)
voaketrika eo io katita mba niketrika io :-D:-D:-D
102. bilakarenjy ( 24/10/2007 17:12)


Fa voalako tokoa lery de lasa nandositra tany anaty bozaka tany .Asa ahoana indray no paikan'ny lery @ izao na mbola hiketrika ihany ko na ahoana .
103. bilakarenjy ( 24/10/2007 17:20)
fa hiverina @ izy telo mitsamy indray za aloha


fa bogosy aloha reto izy e! .Masaka be mihitsy .
104. naughtyboy ( 25/10/2007 20:42)
sady izy 3 miral tsy misarabazana refa raikitra ny rombo:-D:-Djereo @ le nifiny fotsiny tonga tairo ze tairina fa ze rovitra zairina:-D
105. tywa68 ( 26/10/2007 05:26)
:-D:-D
106. mbaliana ( 26/10/2007 18:40)
fa inn no itiavan'i bilakarenjy azy telo lahy e? mba ovay an'le manjamanja kosa fa dia mampalelo reto izy .. tsy efa hitanao amin'ny endriny ve hoe mitaraina mihitsy ry zalahy reo e?:-D:-D:-D
107. bilakarenjy ( 27/10/2007 09:27)
ny tena itiavako azy ireo de hoatran'ny miresaka mihitsy izy telo mitsam ireo rehefa tena arahina akaiky .Fa masiaka be ry zalahy a!.Raha vao misy tsy matiny lolo de amboariny mihitsy .
Zao le paozy tena mizesta aminy .de avy eo miara-mirona miara-mizotra eny .Tsy misaraka mihitsy izy telo mitsam ireo fa de miaraka foana .
108. tywa68 ( 27/10/2007 20:53)
bilakarenjy : tena manana ny fiteniny hono ireny alika ireny (dia ny fofony no hifankalalàny toetra sns koa)Mpiara-milalao be tsy mifankafoy, fa rehefa noana samy tsy mahatsiaro ny hafa :-D:-D (zah aloha tsy manana satria tsy mahavita ny mitaiza azy notsy misy place rahateo). tsy misy zaridaina e !
109. pissoa ( 27/10/2007 21:03)
ndryyy nampalahelo kosa le katita kely e :cry::cry::cry:
110. bilakarenjy ( 29/10/2007 17:15)
ity misy cousin-ko iray manolotra zavatra kely anareo



Dadan'ilay mitranga lela kely izy io .
111. mbaliana ( 30/10/2007 11:30)
bilakarenjy a> ireo zany no tonga amin'le fitenenana hoe miara-mirona ry ingahy alika isany (aleo atao ingahy fa tsy toa tsy vavay ry zareo zany...:-D:-D:-D)
inona hono no tediavin'io cousin ny sasany io? hanangana saribakoly' ?:^):^)
112. bilakarenjy ( 30/10/2007 12:15)
sady mba te hilalao hiaraka aminao izy no mba te-hanome anao fanomezana .

sa ahoana ry katita ???.



hendry indray izy eto aloha .

113. mbaliana ( 30/10/2007 20:12)
ho ahy zany le saribakoly sa tazoniny ho azy ihany? lasa be loha be izy zao eto :-D:-D:-D
114. pissoa ( 30/10/2007 20:20)
Poooooika, hitambarana :-D:-D:-D:-D:-D
115. bilakarenjy ( 31/10/2007 19:48)
mbaliana > t@ izy mbola kely io de vao avy nosasana ,de mody mitsotsotra eo am-pandriana ,fa miporitsaka avy eo.

Samy mahazo daholo ianareo ka de itambarana araka ny tenin'ny pissoa .



De andao ary hiaraka hilalao miaraka @ katita .
116. pissoa ( 31/10/2007 19:54)
Kiii, noketohin'nedala angaha zany baolina zany ?! :-D:-D:-D
117. bilakarenjy ( 31/10/2007 19:58)
lasa ihany ny saiko hoe : mety mirevy hira koa ireto alika ireto an! .
Satria misy ny misarita-bolo ,misy ny mikorotam-bolo ,misy koa ny malama volo ,misy koa ny rasta ,misy ny mitsangam-bolo .
Zany hoe : misy mpirevy rnb ,misy koa ny tia rap , de misy koa ny tia reggae , sy ny hard ,sy ireo maro tsy voatanisa
Omeko sary ianareo avy eo ,fa eritreritra mandalo ny ahy iny ka asa raha tena izay tokoa .
118. mbaliana ( 31/10/2007 23:04)
bilakarenjy > asehoy aloha dia ho hita eo ihany raha marina le teninao :lol:
pissoa> vao tonga dia maka ny kilalaonay.. io koa io izy zao dia hidongy an'l bol :lol:
119. bilakarenjy ( 01/11/2007 18:13)
raha ny fijerinareo an'ity iray ity izao de tokony ho inona ny hira reveny



fa tena maka aingam-panahy izy aloha e!
120. bilakarenjy ( 01/11/2007 18:20)
Fa somary miverina @ izy telo mitsamy ndray za .
Tonga de mety fantatra be ny hira tiandry zalahy ireto o!,raha mandinika tsara nareo .hihiihihiiiihihiii.




pissoa > mba tiany anie ny miara-milalao aminao e!
mbaliana > vinavina daholo moa ireo fa de ampiresahina eto e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4641