SALI DOOL AN!
181. mbaliana
(
10/01/2008 20:33)
bilakarenjy> hay ve ianao e.. aza manampy azy zany fa aleo ihany izy no hirisolver-na ny prob-ny
182. bilakarenjy
(
11/01/2008 08:35)
ka lery manjary mampalahelo be anie !,de aleo aloha tsy sarahina @ akamany sy ny namany izy .

io zao no akaman'ny lery ,de ..............

ireto no namany .
De rehefa avy ry zareo, zany manadio sy mampirina .zay zany ry mbaliana no mety o!.

io zao no akaman'ny lery ,de ..............

ireto no namany .
De rehefa avy ry zareo, zany manadio sy mampirina .zay zany ry mbaliana no mety o!.
185. bilakarenjy
(
13/01/2008 08:58)
sa izy ihany koa no asaina manao azy ???.. nefa tsy hainy le manjaitra klo e! , sa tsy maintsy hividy vaovao indray .:-@:-@:-@:-@:-@:-w:-w:-w:-w:-w
186. mbaliana
(
13/01/2008 19:25)
zay mantsy .. izy manimba izy manolo .. mba omeo responsabilité izy e... :{
187. bilakarenjy
(
13/01/2008 20:59)
de za indray anie no voa mafy @ vavan'ny tompon'ny ondana ry mbaliana e!,de tsy maintsy ampidirina mianatra indray zany lery .le tranon-nedala no namboariko aloha hitovy @ ny an'ity cousin-ny ity ,ka asa raha mety .
Tsy tranon'akoho io ,fa tranon'alika indray .

Ity cousin-ny ity toa mba hendry ko .
Tsy tranon'akoho io ,fa tranon'alika indray .

Ity cousin-ny ity toa mba hendry ko .
188. mbaliana
(
14/01/2008 20:57)
soly an'le ondanao ao e...:-D:-D:-D:-D... tsy ratsy le tranon'alika :-P
189. bilakarenjy
(
15/01/2008 10:13)
aleo ary hiray ondana amiko ilay tompony mandra-pisolo vaovao ,fa lery aloha mbola omena anatra betsaka ,fa manimba zavatra sy be mokony .
190. mbaliana
(
15/01/2008 19:13)
bonne chance ary koa... nefa tandremo fa raha ohatr'io no nataon'ny alikany le tompon'ny ondana sy ny alika.. mety ho pire noho izany no ataon'ny tompony a...8)
191. bilakarenjy
(
16/01/2008 16:10)
hihihiiihihihiii,de ho korotaniny koa ve za zany hoy mbaliana .Tsy maninona ka .
Natoroko hevitra ary lery hoe : rehefa tonga izy ka mankao @ toilette de omeo an'ity :

de za no mandamina ny sisa .
Natoroko hevitra ary lery hoe : rehefa tonga izy ka mankao @ toilette de omeo an'ity :

de za no mandamina ny sisa .
192. mbaliana
(
16/01/2008 20:04)
raha tianao mandamina ny korontana mba ny an'ny olona indray no atao fa aza ny an'ny alika ka... sa ianao le mpanazatra alika ireny e.. tsy tadidiko ahona ny fiantsoana azy
194. bilakarenjy
(
17/01/2008 10:23)
ikaretsaka >ka ireny no manakaiky ny alika gasy sady toa mora folahina ihany koa hono , fa tsy haiko aloha e!
195. bilakarenjy
(
17/01/2008 11:07)
mbaliana > aleo ary asaina matory lery ,fa efa voalamina le olona nalamiko tao @ toillette ,fa tsy arakao le pasinay mitsam .

de aloe @ izay ampirin-trano za a!.
De jerenao fotsiny ve za mampirin-trano

de aloe @ izay ampirin-trano za a!.
De jerenao fotsiny ve za mampirin-trano
196. mbaliana
(
17/01/2008 19:00)
spectacle aza andoavam-bola koa maika io spectacle gratos io :) azavao ny pass-nareo mitsammm e
197. bilakarenjy
(
27/01/2008 22:24)
mbaliana > f'angaha tsy azonao le izy .:-D:-D:-D:-D
Efa io nolazaiko eo ambony io anie le izy e!
Efa io nolazaiko eo ambony io anie le izy e!
