SALI DOOL AN!
142. bilakarenjy
(
17/11/2007 08:41)
aleo omena ilay tsara indray zany ,fa matahotra i mbaliana .

de iza @ ireo ary no tsy mampatahotra an'i mbaliana .

de iza @ ireo ary no tsy mampatahotra an'i mbaliana .
143. mbaliana
(
17/11/2007 11:17)
vao maika pire koa...nisy nangalatra anga ny taoloam-pifikan-dry zalahy no dia manjonitra ireto izy.. sady tsy azo anantonana fa toa tonga dia handrapaka an'izay miseho ho sahisahy :-D:-D:-D:-D
145. mbaliana
(
19/11/2007 11:07)
fa alika sauvage ve ireo sa misy tompony e? mba tia koa le tompony a...tsy gros plan le izy dia tsy dia maninona fa le gros plan kay ... tsy mampte hanafosafo ny volony :-D:-D:-D
146. bilakarenjy
(
20/11/2007 12:59)
inona ary re no tsy mampatahotra an'i mbaliana e! ao ary fa ity e!.

reo kosa mba azo safosafoina o!.sady mitady calin be zao ireo .

reo kosa mba azo safosafoina o!.sady mitady calin be zao ireo .
147. mbaliana
(
20/11/2007 18:22)
:-D:-D:-D hummm mety marina aloha zany e...mampte hisafo2 fa zany hoe mbola tokony hamboarina kely ry zalahy :-D
149. mbaliana
(
21/11/2007 10:51)
salut hono weeeeeeeeeee...maloto ny vavan'lery =))=))
fa anga manao collection ny sarin'alika ianao ity e?
fa anga manao collection ny sarin'alika ianao ity e?
150. bilakarenjy
(
22/11/2007 09:13)
Aleo ary sasana aloha ny tarehan'ny lery sady mila miborosy nify koa ,fa silaka be le kaly nohanina raha misy mandinika eo .
Misy namako izay mpaka sary ary tia manao collection sary izy io ,ohatran'ny hoe : alika ,de saka ,de soavaly ,de ireny zava-maniry sy vonikazo ireny ,de ireny masoandro mody sy ny takariva mahatsara vahiny ireny . Betsaka e! .
De maka sary any aminy za io zaraiko eto io ary misy an'ireo namany mpiara-maka sary aminy koa .
Ity zao sary an'ilay namany

151. mbaliana
(
22/11/2007 20:15)
hay ve.... za mpikritik fotriny ka :-D:-D:-Dohatry ny hanao choeur ireto izy sady ohatry ny snob be ...:-D:-D
152. bilakarenjy
(
23/11/2007 21:36)
ary tena arakao mihitsy le fihetsiny an! .Mbola vao mitsapa feo ry zareo eo !fa eto kosa ny sasany no manandrana indray e!
153. mbaliana
(
26/11/2007 12:12)
ireto kosa le tsy mivaky loha e... tonga dia reve be foana..fa zany hoe mbola mijery tsara ry zalah reo zao ça vaut la peine ou non....:-D
154. bilakarenjy
(
27/11/2007 07:57)
mitady higorobaka ry zareo manao an'io fa tsy ampy sosy saingy ny ao @ securité efa henjana be sady vonona be
155. bilakarenjy
(
27/11/2007 08:17)
somary avadiko kely indray n y resaka ,fa manohy ihany za na de izany aza . Isaky ny mahita an'ity

za de tena toran'ny =))=))=))=))=))=)) mihitsy fa hoatran'ireny tara train ireny ny fijeriny . De kivy be fotsiny sy sorena mijery ilay vodina train efa lasa .Ny ompa angamba @ izany tsy hay lazaina intsony raha niteny izy .
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
Fa izao koa mety anisan'ny securite henjana be an!.Tsy mitsiky mihitsy ,fa tonga de mamely .

156. mbaliana
(
27/11/2007 21:56)
=))=))=))=))=))=))=))=)) bravo bilakarenjy =D=D=D=D=D tena nivoaka tsara le commentaire an'le izy
hummm tena koaka mihitsy lery ... ary tena karazan'le type nerveux be le izy ...aza mba tratran'izao any anelakela- trano
fa ohatry ny alika rehetra raha azo amin'ny point faible-ny, il sera doux comme l'agneau ... ohatra hoe raha tsy tara train lery... sa ahona hozy ianao...?

158. mbaliana
(
29/11/2007 20:02)
il manque d'affection e... fa raha mahazo an'izay io miova ny tarehiny...:-D
159. bilakarenjy
(
30/11/2007 20:33)
mbaliana > mety ho marina izany hevitrao zany
Fa hoatran'izany zao i katita

ka asa koa aloha raha mody hendry izy na mbola manao ny ataony ihany .Nefa tokony ndeha hanao vacance kely lery .
Fa hoatran'izany zao i katita

ka asa koa aloha raha mody hendry izy na mbola manao ny ataony ihany .Nefa tokony ndeha hanao vacance kely lery .
160. mbaliana
(
03/12/2007 19:03)
il est serieux an... fa toa tsy alika masiaka io ka... aza matahora hihihihi