SALI DOOL AN!

121. mbaliana ( 02/11/2007 19:51)
bilakarenjy> mazava ho azy e.. fa asehoy aloa dia ho hita eo ahona no apiresahana azy e:lol:
122. pissoa ( 02/11/2007 19:58)
mbaliana koa tssssss :oops::-D

bilakarenjy:

raha ny fijerinareo an'ity iray ity izao de tokony ho inona ny hira reveny

http://img337.imageshack.us/img337/4054/443584bb2.jpg

fa tena maka aingam-panahy izy aloha e!

Io bandy kely io mitady hisozy an'i Mike Brant angamba na Florent Pagny ... misanasana mitsy ny vavany manakatra hira :-D:-D:-D
123. cutie ( 02/11/2007 20:54)
hay ve nisy an'zao tato e :-D:-D:-D:-D:-D
124. keyoann ( 02/11/2007 23:40)
za mahafantatra dentiste raha anaovana prothese dentaire ry zareo:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
125. keyoann ( 02/11/2007 23:55)
za mahafantatra dentiste raha anaovana prothese dentaire ry zareo:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
126. mbaliana ( 04/11/2007 21:35)
keyoann> zany dia tady hanao busyness eto . efa tsy mila prthese anie hono ry zalahy fa efa reo nify ireo no nampalaza azy e,,,,
bilakarenjy> io zao misy miankin-drindrina irery... enga anie ka tsy hirodana le rindrina hihihihih,, ny hirany tsy haikooo

dia inn le hiran'izy telo lahy ireo fa tena tsy arako mihitsy?
pissoa> ka kilalao io koa.. sao mampifilafila katita
127. bilakarenjy ( 06/11/2007 11:36)


Raha ny fijeriko azy aloha de mety tokony ahavita ny vitan'ny Garou lery an!
128. bilakarenjy ( 06/11/2007 11:39)


ary izy telo mitsamy indray aloha tonga de kintana telo avy hatrany raha ny fihetsiny sy ny fahanterany .
129. bilakarenjy ( 06/11/2007 11:47)
pissoa > Mike brant kosa sady avo feo no tsy mikipy rehefa mihira ,fa raha izao hatavin'ny lery zao aloha tsy ho avo feo mihitsy e!



hoy ny ao @ lafiny tekinika .
130. bilakarenjy ( 06/11/2007 11:53)
ity zao misy iray manao fihetsika mirindra ka asa na inona izao fihetsika ataony izao na inona .

131. pissoa ( 06/11/2007 17:32)
bilakarenjy, ka mba te ho ohatran'i Mike Brant izy hoa fa tsy afaka e ... efa miezaka mafy mihitsy anie izy e :-D

ity iray eo am'micro kosa mahay mi-anime a :-D

le farany io toa tsy mihira fa mpanao gymnastika angamba nedala io koa :-D:-D:-D
132. bilakarenjy ( 08/11/2007 08:41)
misy sary iray izay ho asehoko eto hoe : tena mba maka revy hafa mihitsy kay ireto alika ,ireto .
133. mbaliana ( 08/11/2007 10:45)
bilakarenjy> tsy ratsy le hoe kintana telo...
milecher micro ndray toa ohatry ny mihira zany avec emotion...
moa le alika migeste kely io ohatry ny mandihy amin'le valse ireny asa aloha fa za tsy dia mahay fa mikanikany fotsiny :-D:-D:-D
134. bilakarenjy ( 08/11/2007 12:40)


Asa na maninona na avy naninona aloha ity iray ity ,fa de tena lasa revy be mihitsy .

mbaliana > za koa ato no =))=))=))=))=))=)) mahita ny filazanao azy .=))=))=))=))=))=))=))=))
135. bilakarenjy ( 08/11/2007 12:47)


De ity iray ity koa .
136. bilakarenjy ( 08/11/2007 13:11)
Ity iray ity ary no tena tsy fantatra hoe : maninona na ahoana .



137. mbaliana ( 08/11/2007 20:39)
le voalohany iry ohatry ny alika malahelo, nisy alika nanao zay nampalahelo azy mihitsy angamba tany ho any
le fotsifotsy ity ndray aloha miandry bisou eo amin'ny vava... :-D:-D
saingy le fahatelo tsy nivoaka le sary :cry:
138. bilakarenjy ( 11/11/2007 20:22)
mbaliana >mba lalina koa izany fanombananao azy zany .
Za mieritreritra hoe malahelo ny zanany zao ireo roa voalohany ireo fa ilay fahatelo ity no voatery eo anelakelam-pe ny lohany fa nangalam-pihinana hihihiiiiii.

Aleo omeko ireo zanany hafa indray fa mba atao tsara indray ny sary e!



sali dool an ! rasta kely indray io sa ilay tia hard ireny ,hoy nareo
139. mbaliana ( 13/11/2007 20:26)
ary le fahatelo kay tena vampir be.. makatahotra

ity farany ity ndray micharme be... fon'iza no tsy hihontsina amin'izao :-D:-D:-D blouse be ny tian'izao :-D
140. bilakarenjy ( 14/11/2007 14:18)
nisy namako nijery an'ity dinika ity de nanome ny heviny hoe : le alika roa ireto toa mampidera vav'orona sy maka soufle .

mbaliana > mahafatifaty aloha izy e!,sady mety mirevy blouse ihany an!.



Zany indray izy rehefa minday figo .:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.4104