SALI DOOL AN!

81. naughtyboy ( 13/10/2007 16:24)
pissoa sy tywa68 iny le midonaka iny to akamany izy 3 miral mirevy anle oe;
eo ary le tsisy taolana ah..:-D
82. pissoa ( 13/10/2007 17:44)
tywa68 : mampalahelo kely akia izy a :( io ve akia hahalaitra taolana tsony fa tsy viande hachee sisa haniny :-D:-D:-D

naughtyboy : iny njay no tsy hitako =))=))=))
83. tywa68 ( 14/10/2007 11:09)
pissoa hoa mahita tenenina foana :-D:-D
84. bilakarenjy ( 15/10/2007 07:04)
ho tohizako ve izy ity aloha e!
85. mbaliana ( 15/10/2007 19:31)
bilakarenjy a> yeeee :lol::lol::P
86. bilakarenjy ( 15/10/2007 20:09)
ireo ary ireo kilonga kely mahafatifaty ato ankoatra an'i katita .



ity aloha ny iray
87. tywa68 ( 16/10/2007 09:45)
bilakarenjy : ie tohizo e :lol::wink:
88. mbaliana ( 16/10/2007 10:50)
bilakarenjy> dia ho an'iza le message-ny io? :roll::roll:
89. tywa68 ( 16/10/2007 11:30)
mbaliana : ho an'izay mamaky :wink::-D
90. bilakarenjy ( 16/10/2007 15:06)
tywa68> hihiihihhiii,marina ny voalazanao



aleo indray ilay zanany mahafatifaty no aseho fa de tena efa mampime daholo ireto efa nahazo taona .
91. pissoa ( 16/10/2007 16:43)
Ntsoooo, mafatifaty kely :-D:-D:-D
92. tywa68 ( 16/10/2007 18:50)
tena izy v io ? ohatrany peluche :lol:
93. mbaliana ( 16/10/2007 19:11)
tssss ho an'izay mamaky hozy nareo .. dia hitambarantsika ve izy io? miaraka amin'ny lelakeliny asehosehony io...sady kely koa ny fony tsy omby antsika mianakavy hihihhii

mahafatifaty marina ity fotsikely farany ity an.. bangoina zao ny volon'izy io dia ampandroina dia .... mila entretien be ihany :-D:-D:-D
94. bilakarenjy ( 18/10/2007 06:18)


hoatr'izao i katita rehefa mba hendry ,fa miketrika izy manao an'io an!.Tsy hitanareo mba bogosy ihany ve izy .
95. tywa68 ( 18/10/2007 11:09)
ilay be volo kely aoriana no tiako kokoa ! miketrika marina io katitanao io fa miomàna =))
96. mbaliana ( 19/10/2007 20:18)
dia inn ny pas n'io zao nefa?8O
97. bilakarenjy ( 19/10/2007 21:29)


Tsy hay intsony ze pasin'ny lery teto na manakorotana na manafosafo fa mody gisy nony jerena
98. naughtyboy ( 21/10/2007 15:28)
io less le alika sasamiaina ka:-D saka matory no alaimbolombava an::°)voalako eo ny iafarany io toto io:-D
99. tywa68 ( 21/10/2007 16:11)
Bilakarenjy : ary enao tena mahay maka sary a alika mody gisa :-D:-D be tetika io sa maka pôzy alaina sary :lol:

naughtyboy : ie mampime koa ilay fiteny hoe saka matory alaimbolombava :-D
100. naughtyboy ( 21/10/2007 18:09)
ka lery otrany tsy sahy manome razoara anle saka refa mifoha fa de oe aleo araraotina fa matory tonga de ongotana any:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0509