SALI DOOL AN!

41. bilakarenjy ( 08/10/2007 18:10)
teto za le mba nizesta ,de reraka be ,fa ela be loatra le mpaka sary vao maka sary

42. bilakarenjy ( 08/10/2007 18:23)
pissoa> zao le endrika tsy mahita fitaratra mihitsy any anaty ala any .Hoatran'ny ny hoe :vao² foana vao mijery fitaratra . Hihihihihihihiiiii ,nefa jereo anie t@ ity e!

43. bilakarenjy ( 08/10/2007 18:55)
de rehefa raikitra ny kiendiendy

44. bilakarenjy ( 08/10/2007 18:57)
de tsy maintsy mahita atao foana le katita kely anakiray iry .

45. bilakarenjy ( 08/10/2007 19:01)
mivandraka be razokiny etsy mahita ny adalan'ny lery

46. pissoa ( 08/10/2007 19:13)
bilakarenjy:

pissoa> zao le endrika tsy mahita fitaratra mihitsy any anaty ala any .Hoatran'ny ny hoe :vao² foana vao mijery fitaratra . Hihihihihihihiiiii ,nefa jereo anie t@ ity e!




Antsay e ! tsara kely :-D:-D:-D
47. ari.malala ( 09/10/2007 07:56)
=))=))=))=))
48. andryrabe ( 09/10/2007 09:40)
ari.malala, mba lazao zay hevitra fa aza laozana de mitokiky eo foana.
de mahagaga ireto karazana zavaboary fa de tena misy hisafidianana tsara mihisty. fianakaviana tsy mety lany tamingana na rahoviana na rahoviana.:-D:-D
49. bilakarenjy ( 09/10/2007 19:20)
Efa misy ny mpandimby ka

50. bilakarenjy ( 09/10/2007 19:26)
Andraso ary asehoko ilay za t@ mbola kely :

51. bilakarenjy ( 09/10/2007 19:32)
De io mitady calin be @ pissoa io ,nony efa lebebe kely taty aoriana .HIhihihihiiiiihiihiiii :-$:-$:-$:-$:-$

52. bilakarenjy ( 09/10/2007 19:40)
De ity lasa nanao stage tany anaty an-kata ity nony afaka bac .hihihiihihiihi

53. bilakarenjy ( 09/10/2007 19:43)
De nivadika horera nony tafaverina avy any



fa izao sisa .Fa sady nihintsana ny volo no lasa nihakely koa .
54. bilakarenjy ( 09/10/2007 19:48)
De niova asa hafa nony taty aoriana rehefa avy nikarakara vatana tsara .Niaraka niasa t@ ity cousin-ko iray ity indray za .

55. bilakarenjy ( 09/10/2007 19:54)
Zao za zany rehefa jerena misopirana ,Mbola ao anatin'ny asa za io an! .Serieux be za zao an! .Hihihihihiiiiii

56. ari.malala ( 10/10/2007 12:39)
bilakarenjy:

Andraso ary asehoko ilay za t@ mbola kely :





ountsay e, mafatifaty be!

andryrabe, ka manapatsinay b daol onge ze sary mivoka eo e! aiza no ts ho tapatsinay ny olona!:-D:-D:-D:-D
57. diamondra27 ( 10/10/2007 12:55)
zao zany le we resak'alika an! hihihi:-D:-D:-D

efa misy tompony doly ve reo zany sa aoana e!

de aza adino fa ny SPA ça existe an:-P:-P

bilaka: aiza ihany wa i toto mainty
58. pissoa ( 10/10/2007 17:13)
bilakarenjy:

De ity lasa nanao stage tany anaty an-kata ity nony afaka bac .hihihiihihiihi





=))=))=))=))=))
59. pissoa ( 10/10/2007 17:13)
bilakarenjy:

De io mitady calin be @ pissoa io ,nony efa lebebe kely taty aoriana .HIhihihihiiiiihiihiiii :-$:-$:-$:-$:-$





:-*:-*:-*:-D:-D:-D
60. pissoa ( 10/10/2007 17:14)
miandry ny tohiny oooo ! :-D:-D:-D:-D:-D

afa-boly mitsy manaraka an'ilay tantara fa misaotra e !!! :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0603