SALI DOOL AN!

61. mbaliana ( 10/10/2007 20:36)
merci bilakarenjy... bravoooo =D=D=D=D
62. naughtyboy ( 10/10/2007 20:50)
=D=))fa izy telo miral tany alou ndrindra reny ve misy bitro ny razambeny sa nifindra monina tany @ tany be karaoty de nihalava ny nify.. milay fa tohizo bilakarenjy
63. pissoa ( 10/10/2007 21:11)
:-D:-D:-D:-D:-D
64. bilakarenjy ( 10/10/2007 22:02)
raha ny tena fandehany zany de ,tsy de nahita taolana loatra ry zareo ireo ,fa tonga de le sakafo efa voakarakara foana no hanina ;ka raha vao mahita taolana de tsy hainy ny mihinana azy ,de lasa niranirany be le nify nony farany .



Toy izany zao no nahavoa ity cousin-ko iray ity de lasa tsy nahay nirevy taolana ilay zanany nony taty aoriana .

65. bilakarenjy ( 10/10/2007 22:11)


rehefa le tafavory iny anefa de mba misy ihany ny fifampizarana traikefa fa de eeeeeee!,tsy tafa e! .



le mitogaigy no tena betsaka
66. bilakarenjy ( 10/10/2007 22:15)
za irery no mihenjy eran'ny tanety

67. naughtyboy ( 11/10/2007 09:51)
maika itady akama :-D de manja ny revy otran'retohttp://www.youtube.com/watch?v=HO-BcoXYGuA
68. naughtyboy ( 11/10/2007 10:01)
tsy manapaka fa manohy azafady rabilakarenjy ahttp://www.youtube.com/watch?v=HO-BcoXYGuA
69. naughtyboy ( 11/10/2007 10:03)
:oops:tsy mety misokatra fa aleo ijanona manimba ny reviny hafa eo fotsiny
70. bilakarenjy ( 11/10/2007 11:31)
diamondra> efa ao le toto mainty fa tsy tsikaritrao .Efa misy sariny maromaro ihany ao .
Diniho tsara moa e! .
averiko eto ihany ilay sary rehefa hitanao
71. mbaliana ( 11/10/2007 20:01)
mikarenjy mihitsy i bilakarenjy... efa tokony ho 2 ange ianao zao satria efa bi...
72. pissoa ( 11/10/2007 20:32)
hay mety voan'ny donAka koa kay ny alika ? :-D:-D:-D
73. bilakarenjy ( 12/10/2007 20:37)
pissoa > tsy hoe : mety voan'ny donaka fa tena midonaka mihitsy .Rehefa asiany ilay mody fanina izay no tena mampime .
Fa nisy cousin-ko iray koa vao tonga



de mba hampisehoana anareo koa e!
74. bilakarenjy ( 12/10/2007 20:46)
naughtyboy> mahafinaritra rehefa mahita aseho e!.revy mitohy foana io ka !

mbaliana> mba mitazona forme fotsiny aloha ,mba tsy ho antitra haingana de somary mikotrana madinidinika e!.

Misy fiarahana izay mantsy ato ho ato de tonga daholo ;ireo havana sy ny fianakaviana .



reo zao ny sasany .
75. bilakarenjy ( 12/10/2007 20:49)
de ra-katita no tena manambaka olombelona eto aloha

76. bilakarenjy ( 12/10/2007 20:53)
eto zao zahay mianaka

77. bilakarenjy ( 12/10/2007 20:56)
de eto koa izy mianaka

78. bilakarenjy ( 12/10/2007 20:59)
de eto indray ireo sasany efa fantatra .

79. pissoa ( 12/10/2007 21:28)
le cousin vaovao koa angamba voky karoty :-D:-D:-D:-D:-D
80. tywa68 ( 13/10/2007 08:47)
pissoa : inona no taolana ho laitran'io :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.312