SALI DOOL AN!
23. bilakarenjy
(
05/10/2007 17:02)
de rehefa avy eo vao tena asehoko ny sariko fa aleo aloha andeha hanasa vilia 
sady efa ramaka koa le iray ity fa mitorevaka fotsiny

sady efa ramaka koa le iray ity fa mitorevaka fotsiny
25. boubounezy
(
05/10/2007 17:27)
bilakarenjy tena mavita boky 1 mintsy lé tantara:-D:-D:-D:-D fa ny ana alou lé mane k1 no tena tiko bôgôsy b lé cousin al'elah alou é!:-D:-D:-D
27. bilakarenjy
(
07/10/2007 03:50)
alika ampiresahina raha ny tena izy ry menalamba a!
http://fr.youtube.com/watch?v=lIu2418onEY anie ny resaka ataon-dry zalahy e!.(ampiresahina moa izany e!)
http://fr.youtube.com/watch?v=lIu2418onEY anie ny resaka ataon-dry zalahy e!.(ampiresahina moa izany e!)
36. menalamba
(
08/10/2007 15:33)
Sangy ratsy ity,afo manga éé..!
http://www.liveleak.com/view?i=473_1191059289
http://www.liveleak.com/view?i=473_1191059289
38. bilakarenjy
(
08/10/2007 17:48)
diamondra> ho avy eo izy ,fa mbola permanence kely aloha .

T@ za mbola lava volo io sady nanao stage tany @ le parck iray ngeza be izay .HIiiiihihihihihiiiihihiii
Feno karazan-tady mihitsy fa tena kandra be no natao .8O8O:-@:-@:-@

T@ za mbola lava volo io sady nanao stage tany @ le parck iray ngeza be izay .HIiiiihihihihihiiiihihiii
Feno karazan-tady mihitsy fa tena kandra be no natao .8O8O:-@:-@:-@
40. bilakarenjy
(
08/10/2007 18:01)
fa misy cousin-ko izay koa ,asa na inona no tsy nety t@ lery na inona ,fa efa niresaka zay mitsam ,fa tsy araky lery hono .

Asa na vokatry ny fianarana be loatra sa ny produits de beautées natao no tsy nandeha t@ laoniny ,fa de lasa toy izao sisa .

Asa na vokatry ny fianarana be loatra sa ny produits de beautées natao no tsy nandeha t@ laoniny ,fa de lasa toy izao sisa .

