SALI DOOL AN!
162. mbaliana
(
12/12/2007 18:56)
ary lava lela be anie izy zany e...le etsy ambony fatsora snob... metytsy manana na inn na inn izy fa ny billet de visite-ny ny elegance fa ity faharoa ity le fatsora mafy ady e... hita mihitsy lery hoe be resaka be zany...sady tsy manao masiaka fa le mivazivazy ireny e:-D:-D:-D
164. mbaliana
(
14/12/2007 18:30)
:-D:-D:-D:-D:-D dia handreraka daholo kosa ve ? le ngeza io zao mody indifférent zany nefa ao anaty ao zao efa intéréssé be
166. mbaliana
(
27/12/2007 14:28)
mahafatifaty ireto izy...ohatry ny tsy nivoaka efa ela zany ry zalahy :^)
167. bilakarenjy
(
27/12/2007 22:24)

Tokony handeha vacance zao ireo alika rehetra ireo saingy izy mitsam irery aloha no lasa ,fa mbola ho avy ny manaraka .
Vacance any @ tany mangatsiaka zao ny ao frantsa ao .de somary manaraka izay koa ny resaka eto .
168. mbaliana
(
28/12/2007 17:21)
dia ahona zany za any amin'ny tany tsy misy la neige? tena any amin'ny tany mangatsiaka ireo no mipetraka sinon tsy be volo ohatry zao =))=))=))=))
169. lavatsofina
(
28/12/2007 20:28)

de miaraka mankany nosy be indray isika e!, na mankany jangama sy any @ tany mafana ,fa misy ranomasina kosa .
171. bilakarenjy
(
02/01/2008 17:34)
tongavan'ireo namana tato an-trano tato moa ny tenanay de mba niditra teto serasera satria manana ps ato koa ry zalahy ireo ,de lasa resaka ity dinika ity tato .
Dia nametraka hafatra tato ry lavatsofina .
Mandalo ihany ry zareo eto ,fa de misaotra nametraka hafatra leitsy a!.
Za ihany no za ka ,sa tianao io ps io .
Dia nametraka hafatra tato ry lavatsofina .
Mandalo ihany ry zareo eto ,fa de misaotra nametraka hafatra leitsy a!.
Za ihany no za ka ,sa tianao io ps io .
172. mbaliana
(
03/01/2008 19:09)
lavatsofina zany kosa aloa tsy tiako ka aleo ihany bilakarenjy...:lol: na hatrary angedia lavatsofina ihany no bilakarenjy e:^)
173. bilakarenjy
(
04/01/2008 08:19)
mbaliana > ity ary za fa eto e!
http://img179.imageshack.us/img179/2985/mimosakb7.jpg
Fantatrao ve io vonikazo io . Misy hiran'i Mahaleo milaza azy io .dia azonao ny tiako lazaina .
http://img179.imageshack.us/img179/2985/mimosakb7.jpg
Fantatrao ve io vonikazo io . Misy hiran'i Mahaleo milaza azy io .dia azonao ny tiako lazaina .
175. bilakarenjy
(
05/01/2008 22:11)
Tianao ho fantatra ve ! ,aleo aloha tohizako ny resaka eto ,fa lasa miova ny resatsika ,fa resahiko aminao ihany @ manaraka ,fa tsy ho adinoko ka .
De lasa nanao vacance daholo hoa ireo namana sasany , fa razoky irery no tsy afaka nandeha ka de mba nanala azy e!
De lasa nanao vacance daholo hoa ireo namana sasany , fa razoky irery no tsy afaka nandeha ka de mba nanala azy e!
176. mbaliana
(
07/01/2008 18:53)
dia ny ondana ve no novizaniny tao... mba hafa koa ny revin'lery a... ondana tokony niondakondaniny no nopotehiny...ary voa mafy lery a...:-D:-D:-D
177. bilakarenjy
(
09/01/2008 16:34)
Ka tsy lery no voa mafy ,fa le tompon'ny ondana anie .
Lasa nanao vacance koa le tompon'ny ondana .
Sady hanolo ondana no hanadio tanana zany .
Afaka mba hampian'i mbaliana ve za na dia hoe :hanjaitra kely fotsiny aza .
Lasa nanao vacance koa le tompon'ny ondana .
Sady hanolo ondana no hanadio tanana zany .
Afaka mba hampian'i mbaliana ve za na dia hoe :hanjaitra kely fotsiny aza .
178. naughtyboy
(
09/01/2008 18:13)
:-D:-D:-Dtratry ny taona bilakarenjy e asa kLOO ny marina fa ra ny fijeriko anlery de mety nilaozany ankizy lery de any @ ondana no namaly faty otrany mideprime zany manko lery sa ahona ny fandehany kozy eto :lol:
179. mbaliana
(
09/01/2008 20:14)
za koa aloha miteny hoe ohatry ny defoul zany lery ... ny hananmpy azy aloh a dia tsia tsiasao za ndray no ivadihan'ny roatra eo :^)
180. bilakarenjy
(
10/01/2008 18:56)
naughtyboy > de samy ho tratrany manaraka koa e!. Ka mety ho izay mihitsy aloha no mahavoa an'i lery io e!
mbaliana > ka tsy izy anie no ampianao fa i za e!. Efa noteneniko lery ,de efa nipirina , fa hoe : ho entina koa lery hanaraka ireo akamany .

mbaliana > ka tsy izy anie no ampianao fa i za e!. Efa noteneniko lery ,de efa nipirina , fa hoe : ho entina koa lery hanaraka ireo akamany .

