vacances Mahajanga Namana serasera - vaovao tapatapany

361. lo ( 16/09/2007 13:42)
watafon > k\'eh zany izy we andalovana koo, passage fa tsy arrêt :lol:
362. lo ( 16/09/2007 13:43)
watafon > k\'eh zany izy we andalovana koo, passage fa tsy arrêt :lol:
363. sasa ( 17/09/2007 04:35)
fijo ha ha ha navadiky lo indray ny koza momban'le sipa andalovan'ny fijo refa miakatra aty am ville izy.
364. naritsimba ( 17/09/2007 05:00)
boga>>> tena zay vao marina tanteraka ilay fiteny hoe haingo diso an'Iarivo, tany Mahajanga zahay tsy hita ise, efa aty Tana ny namana vao hiverina any indray ve? aleo rehefa manao mission any @ manaraka zà de milaza e!
365. naritsimba ( 17/09/2007 05:16)
izao no atao hoe mpianatra mazoto tao Ankarafantsika tena mihaino ny fanazavana mikasika ny manodidina azy

http://img396.imageshack.us/img396/4262/img0936fl4.jpg
366. naritsimba ( 17/09/2007 05:26)
Lasa lasalasa ny fisainako
Lalan-davitra no nizorana, ho aiza anefa...?
Inoako fa tsy maintsy izaho no voalohany!!!! hihihihi

http://img264.imageshack.us/img264/7263/pict0448dz1.jpg
367. ericgael ( 17/09/2007 05:47)
number one é ... 8O
368. naritsimba ( 17/09/2007 06:29)
ericgael>>>>> tsy yaourt kosa aloha lety ah!!!
369. sasa ( 18/09/2007 04:11)
ericgael sy naritsimba izahay sy daniella no number one tamin'io koa hi i hihiii hi

ary fa mba taiza za tamle mpianatra mazoto io, hay zay vao tadidiko variana naka sary voay lol :-D:-D:-D:-D
370. naritsimba ( 18/09/2007 04:54)
sasa>>>> soa ihany fa mita be tsy lanin'ny mamba fa raha tsy izany efa tsy tazana ianao hihihihhi !!!! k'ony e???? aiza indray tsika no andeha ry sasa @ manaraka? zà aloha mandeha foana raha mbola manana tongotra andehanana e!
371. watafon ( 18/09/2007 16:57)
naritsimba : mpianatra tsy misy nihaino akory anie reo fa nande gôna ftsn avy eo e! shh ! nanao ze nahavitàna ny circuit ftsn !:-D:-D
fijo: zany hono lesy a!
372. fijo ( 18/09/2007 20:00)
lo elahy letsy de tena manova resaka mihintsy le.nefa toa tsara le fanovana azy raha diniana kle
373. lo ( 19/09/2007 03:37)
fijo iee tsara iany alo e, arakarakle ol
fa za rah mahita tsy "carapace" alo mety tsy mandalo fotsny fa tena mijann :lol:
374. sasa ( 19/09/2007 04:27)
naritsimba za koa mande foana raha mbola manana tongotra hi hi hi hi hi tokony mivory kely isika mandinika indray hoe aiza no hande
watafon izay d nibip za tam alina d nodiana fanina tssssssss Real aho hoe, Bremen e! tsy te hahalala mintsy:-D:-D:-D:-D
lo d ahoana indray ity hoe raha mahita tsy carapace lol be elah an :-D:-D:-D:-D:-D:-D
375. naritsimba ( 19/09/2007 05:23)
lo>>> fa angaha dia tena carapace be mihitsy ny fahatsapan'là an'le izy ? dia ohatran'ny ahoana le tsy carapace? sa hoe...!!!???
watafon>>> soa ihany fa tsy circuit fermé dia nisy arrivé fa raha tsy izany angamba dia nisy torana ka sahirana indray radoko nanao bouche a bouche izay torana hihihihihi!
sasa>>> tsy manaiky gisitra an! marina izany eh!
376. lo ( 19/09/2007 11:36)
aleo ovaiko kely le fomba fiteny anle izy ary e : rah mahasokatra carapace za d tsy handalo fotsny fa hanorimponenana miitsy :lol:
377. fijo ( 19/09/2007 19:20)
asio fanazavna kely aloha ity resaka "rapacace"nareo ity fa toa misy mahaliana le izy
378. lo ( 20/09/2007 04:02)
fijo : fiarovantena io zoky aa, ny an'ny sasany mafy b matevina b tsy hita idirana na hampidirana resaka, ny an'ny sasany tsy misy miitsy na kely fotsny :wink:
379. sasa ( 20/09/2007 04:34)
fijo hi hi hi hi nisy olona izay tany tena tsy mety miresaka mintsy d izay no nahatonga an'azy hoe carapace, tsy mety misokatra mintsy;
naritsimba hi hi hi hi hi iza no ho gisitra eo nefa
380. ds ( 20/09/2007 11:42)
Dia milendalenda fotsiny sisa ny tena mijery ny sary ato.
Kanefa anie dia tsy lavitra akory tamin'ny sabotsy 25/08 e :-(
Dia ny manetsa be tokoa no zokin'ny ao aoriana.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4947