vacances Mahajanga Namana serasera - vaovao tapatapany

381. Ralay ( 20/09/2007 12:28)
samy nifety ihany izany ry ds na dia tsy nifanakaiky aza fa ny masoandro no nitambaranareo t@ io fa tsy ny kaly :lol: :wink:
382. naritsimba ( 20/09/2007 17:15)
ds>>>> atao ahoana moa, ahoana tokoa , no filaza aminao ny hasambarana ny fifaliana niainana tany Mahajanga, atao ahoana fa dia nagetaheta ambony sambo ise izany ko!
manetsa be mbola ho avy eh! ralay koa toy izany, nandalo niserana ihany...!
383. fijo ( 20/09/2007 19:54)
lo sy sasa an,hoadray le,mandeha miaraka amin'ny olona ve de tsy miresaka,sa kosa ary misy te hanokatra resaka hafa tao le??????hummmmm
384. Ralay ( 21/09/2007 03:57)
naritsimba:Misy hira izay milaza an'io tsy haiko fa toa i Tovoj'hay angamba manao hoe: Mbola hiverina dia mandalo miseranaaaaa....:lol:
385. naritsimba ( 21/09/2007 04:45)
ralay>>> nandalo niserana ihany toy ny andro'ny fahazazana.
386. sasa ( 21/09/2007 05:03)
fijo tena tsy nisy nahasokatra anzany wa, atao bonjour aza tsy mamaly koa
387. fijo ( 21/09/2007 19:27)
ahannnn,sao dia mila araha tanana kosa le resaka ny azy vao mety????
388. lo ( 23/09/2007 10:07)
aiza kosa d we bonjour tsy mamaly ee, za alo naazo valiny fona e :D
389. watafon ( 23/09/2007 20:36)
humm ! aleo mba handray anjara fa elaela zay !
sasa : tena efa minuit vao hitako le bip fa azfd e !enao kosa angamba no tsy novaliana kle ! hihihi ! aleoko tsy tohizana e !
lo : misy betsaka lesy ny carapace azo sokafana an !
390. sasa ( 24/09/2007 04:52)
watafon sy lo ny sipa rehetra izany no tsy novaliany e! izany hoe mety haiko ihany ny antony.
391. lo ( 24/09/2007 09:20)
watafon : euuuuh aiza avy lety? mba meo sopapa fa efa nahita ouvre-boite :D
sasa : zany v, d inn le antony hainao zany
392. fijo ( 25/09/2007 20:25)
tsy mazava tsy mazava e,misy ankanavaka sipa sy bandy ndray kay tany????
393. lo ( 26/09/2007 04:11)
sasa : inn wa le antony kooo
fijo : za ko otrany tsy kopy nefa mba nandalo tany iany klee
394. sasa ( 26/09/2007 04:20)
lo ka sipa ve ho tia sipa e!izay no antony
395. fijo ( 26/09/2007 19:12)
ahannn ,hay efa nisy resaka tia mihintsy tao?????sasa an,toa homarina ihany le resako tary ambadika tary momba le fiarahan amahajanga kle.hummmm
396. aloalo ( 27/09/2007 03:44)
nafinaritra ny fiarahanareo zany !
fa inn koa aza no nale tany raha tsy hifandray @ rehetra ? sa hoe nanararaotra ny fré mora ? lol:-P
397. sasa ( 27/09/2007 05:48)
=))=))=))fijo ha ha ha ha sipa miavona refa manja wa e
398. fijo ( 27/09/2007 19:52)
hummmm iza loatra ary izy tao izany??????
399. sasa ( 28/09/2007 04:11)
fijo carapace no anarana napetrak'i watafon ho an'azy tany :-D
400. fijo ( 28/09/2007 19:42)
ka izay kosa no tena mety aminy raha izany ko,sa sokatra?:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4411