vacances Mahajanga Namana serasera - vaovao tapatapany

401. lo ( 29/09/2007 02:11)
nisy nahasokatra alo tao e, d nisy ko juste nanokasoka fotsny :lol:
402. tywa68 ( 29/09/2007 07:03)
lo : omeo sopapa e ! iza ilay sokatra ? :-D:-D
403. lo ( 29/09/2007 16:48)
za k, za no carapace :)
404. tywa68 ( 29/09/2007 18:53)
Iza moa no niteny an'itony ry lo ? :lol:
aleo ovaiko kely le fomba fiteny anle izy ary e : rah mahasokatra carapace za d tsy handalo fotsny fa hanorimponenana miitsy


Sady efa niomana t@ ouvre-boîte ianao sa very tadidy koa ?:lol:

405. lo ( 01/10/2007 03:59)
mbola tsy ampy ouvre-boîte ny kit de survie aty amiko d naleoko ko niafina anaty carapace amzay tsy vulnérable...na d ...aza :D
406. sasa ( 01/10/2007 04:25)
:-D:-D:-D Lo he he he he aza misen wa
tywa68 ary njy mitady aharaka eo an
407. xxx ( 01/10/2007 09:37)
nareo rehetra___Aza de masiaka am namana otranizany reto a, marina fa nisy toetra ilay ankizy tany nefa mba saino ihany fa nareo kou ange misy toetranareo tsy zakan'ny sasany fa tsy de hirahirainy otranio e. za zao efa afaka mametraka anarana ho anareo nefa mbola tsy nataoko izany satria sainiko hoe toetra efa tsy mety ho afaka izany ao aminareo, aleo mifampianatra fa aza be tsongoloka fotsiny e. tsy misy ny tapitrohatra e, zay no aza hadino. bizzzz mamibe
408. tywa68 ( 01/10/2007 10:22)
sasa sy xxx : zay tsy miseho anarana d carapace zany :-D:-D ! sa tsy zany ry lo ?
409. sasa ( 01/10/2007 10:39)
tywa68 marina izany :-D:-D:-D:-D ary njy mahay an!
xxx = carapace
410. tywa68 ( 01/10/2007 11:14)
sasa : alefaso aty amiko @izay ny description n'i carapace ho jereko @ sary aty ampiasàna :-D:-D (asa be io mitady azy io an):lol:
411. sasa ( 02/10/2007 04:11)
tywa68 aleo fa halefako any amnjy any akia le izy an! d aza miteniteny fa sô d petahan'i xxx anarana eo koa isika sy njy =))=))=))=))
412. tywa68 ( 02/10/2007 04:56)
aiza ilay izy ry sasa a ? ahoako inona zay anarana homeny any, ny aza carapace :-D:-D
413. xxx ( 02/10/2007 05:54)
sasa sy tywa>>zafady fa tsy te-hiady aminareo aho sanatria fa te hampisaina kely fotsiny, de te ho namana koa. sady tsy hitako ny maharatsy an'izany teniko izany. :-*

Nahitsin'i lanto
novalian'i xxx ny 12/10/2007 10:16
414. lo ( 02/10/2007 06:38)
xxx : marina zany kaa, za ko alo miaro ee :wink: itako mafinaritra ny toetran'iny ol iny na d tsy nisy fotona tena nifankahalalana taminy aza za
415. tywa68 ( 02/10/2007 09:09)
xxx : tsy misy miady anie e mba mifananihany ! iza eo @ sary aloha enao e ? mba te-hinamana aminao koa izahay k !:lol:

lo : tsy mila miaro an'iza n'iza fa mpinamana dhl anie e : zany hoe misy miresaka kokoa, misy ny saro-kenatra :lol::lol: misy ny mody fanina hoe tsy ao nefa ao :-D:-D
416. lo ( 02/10/2007 10:08)
tywa : euuuuh iza zany mody fann zany fa tena fann za :roll: we aiza nefa tsy aiza ?

xxx a, mba ampitao any ny hafatro ee :D
417. sasa ( 02/10/2007 10:45)
xxx hi hi hi hi hi hi izahay koa te ho namanao fa zao mahazakà klou hanihany, d tsy misy miady aminao izany , enao aza tsy fantatra anarana koa sa carapace :-D:-D:-D:-D:-D:-D manala azy anie no eto.
lo ary aiza marina wa le sary nalainao iny le misy hoe carapace=heart iny le teo am tableau mba alefaso eto iny raha mbola any hampijerentsika an'i tywa68
tywa68 aleo fa halefako any e!(mitoraka bilao io) =))=))
418. lo ( 02/10/2007 13:49)
sasa : anà rery iny kaa, na d soratra aza no nalaina sary, misy dikany b
419. tywa68 ( 02/10/2007 19:18)
sasa : aza mitoraka bilao fa tena alefaso aty e :lol:
Efa tsy mandry ny sain'i lo marina :-D
420. fijo ( 02/10/2007 22:10)
xxx kosa kay tsy mahazaka vazivazy ko;raha tafaraka amiko izany de ahoana????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2468