vacances Mahajanga Namana serasera - vaovao tapatapany

1. lo ( 26/08/2007 17:37)
Miarahaba ny rehetra ee

tonga soa amantsara ny alakamisy alina teo tany mahajanga ny namana 30 eo ho eo. Nahafinaritra ny dia araky ny fahitan'ny tsirairay azy.
misy koa ireo efa tonga aloha tany antoerana nanatevin-daharana, misy koa ny tonga ny sabotsy hariva, ary misy ny alatsinainy mihintsy vao ho avy. Misy koa moa ireo noho ny asa aman-draharaha dia tsy maintsy nody aloha ihany. Nisy ihany koa ny namana serasera Mahajanga sasany niara-nikorana tamin'ireto avy aty Tanà ireto.
Rehefa avy nandeha plage 2 andro, dia fitsidihana ny valan-javaboahary tany Ankarafantsika no natao androany alahady...ny tenanay moa dia nalahelo mihintsy tsy afa-niaraka tamindry zareo fa dia tany anaty taxi-brousse sisa no nitazana ny namana lasa nitsangatsangana.
Ny fiarahana moa dia ao anaty fifankatiavana masiaka :roll: sy fifaliana tanteraka mahavaky iza mety ho carapacen'ny tsirairay mihintsy :°)
anisan'ny mpanentana mahafatra-po ao moa ry prezy sy ry watonton :-D izay iandrasantsika ny vaovao farany

novalian'i fijo ny 12/10/2007 19:48
2. fasaly ( 26/08/2007 18:40)
aza adino fotsiny ny sary e:-P
3. pissoa ( 26/08/2007 19:22)
tantarao amizay ry fasaly an ... ( http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46c0bd65e20d0 ) :-D:-D:-D
4. tess ( 26/08/2007 19:39)
;-):-Pny ahy efa votantara...:-P:-D ndry an!
5. tess ( 26/08/2007 19:40)
ô fait: fasaly=tess:wink::oops::-P
6. bobone ( 27/08/2007 05:22)
tena nahafinaritra ny fihaonana taty janga e! nifankahita t@ ankizy ! niaraka teny @ bord de la mer, niara-nisakafo !maromaro ny tahaka izao satria tena fanehom-pitiavana tsy misy tahaka izay! izaho moa mitsidika eny ihany satria mbola miasa e!
7. mamzelkely ( 27/08/2007 05:34)
tena tsara kosa izy zany na de mbola tapatapany ihany aza de miandry sary zany zahay ko :)
8. bobone ( 27/08/2007 05:38)
Fasaly an! aza matahotra indry fa sary any :D:D! bobaka be!
mahafinaritra e! rahoviana indry no hakaty e:wink:! hafa ihany Mahajanga an!:D8)8)
9. sasa ( 27/08/2007 07:22)
Misaotra an'i lo nanao ny tatitra voalohany, mbola ho avy ny andiany manaraka miaraka am sary refa tafaverina tana izahay.
Izahay aty moa izany d tena vakansy tanteraka aty majunga aty, sady efa manomboka miseho ny karapasin'i tsirairay d mahafinaritra indrindra ilay carapace(heart) :-D:-D:-D:-D ho an'i lo manokana io,
taty moa izany d nisy bonbon coco, aleo hiditra eo ny namana samy hitantara ny fahitany azy, d misy tonton koa aty d misy tantine, d misy hoe koa ny momba an'lay fakantsary, teny am bord, d nisy koa ny telephone saika tsy hita, tam omaly moa izany 12 km be izao no vita an-tongotra tany Ikarafantsika, fa ny tena nampe koa d ilay hoe "otrinona kay azafady ny mande any am CDCC Ikarafantsika =))=))=))
d misy koa ny top model tany am plage, ny sary moa izany d bobaka fa refa vita tsara d halefa eto,
za moa izany vao tonga taty tam sabotsy hariva tonga d tany am bord avy hatrany ny fotoana tsy nody raha tsy tam 1 maraina; way saika adinoko fa misy hoe khimo au poivre koa aty, d sosisy,:-D:-D:-D:-D
ny fanaovana lakozia koa aty mafotaka, samy manana ny tour-ny indray iny, tam alina moa izao d loto sy belote no nanalana azy alohan'ny hatory.
io aloha no tatitra fohifohy hatram androany alatsinainy
10. Fiffi ( 27/08/2007 07:29)
sasa: niantso tany zah fa ndry hono mbola tsy tonga....de hiantso njay zany androany !:) de manaova vakansy sambatra daholo ! :):-*:-*:-*:-*
11. sasa ( 27/08/2007 07:37)
Fiffi efa aty za amzao kan! afaka miantso njy d mahazo an'ahy,
omaly koa izany nisy solomaso saika tsy hita tany am le nande tongotra fa soa fa hita ihany, ny tena misen d izay manan-javatra tsy hita tonga d miteny hoe"hody aho rampitso" =))=))=))=))
12. dio16 ( 27/08/2007 07:39)
Kaiz eh!tena marina mintsy ny koziny lo teo tena mafinaritra mintsy aty ary nanenina ny tena ra tsy nandeha taty ary ny ambience niarahana t@ ireo namana ireo dia nafinaritra b d misaotra tsika tsika t@ ty forum androany ity izay fa okay d tohizo fa milay ny serasera dago!big up b hoan-tsika menakavy:D:D:D:D
13. Fiffi ( 27/08/2007 07:42)
hehehehehe ! tandremo aza tsy alefa eto daholo ny sary an ! hummm......efa nahatratra 700 hono ! nefa mbola am jeudi vo vita ......4 ny isan'fakantsary.....waouuuuu ! =D=D=D=D
14. mamzelkely ( 27/08/2007 07:47)
za klou de miandry sary eee hihi :°) kay hitako ery le ambiance be :? :-D
15. voahirana ( 27/08/2007 07:49)
de tena lafatra tokoa ny vakansy an! nanenina aloha izay tsy nande e! ato zao izay tezitra na tsy tia ny sakfo dia lamaody ilay oe hody zah!! hi!hi!hi! tena hitsiriritra fotsiny nareo refa tonga zahay mitondra ny sary
16. Samoana ( 27/08/2007 07:50)
Misaotra ny mpitantara an-tsoratra e ! Toy ny vao omaly koa ny tena no tany mahazo ny tatitra avy aminareo namana^:^
Miandry ary dia misaotra mialoha ireo mpitantara an-tsary:wink:
17. sasa ( 27/08/2007 07:51)
ho avy miandalana eo, any am lo any efa misy sary efa nifanarahana hoe alefa ato fa asa mety mbola sahirana angamba izy.
d misy namana afaka fanadinana koa aty bacc io milay be :-D:-D:-D
18. watafon ( 27/08/2007 07:51)
Lo : misaotra lesy nanao ny tatitra an ! fa nataon'là aiza ny sary efa nifanarahana ? hihihi ! ny azoko lazaina an'ialahy aloha d efa manomboka mivaha tsikelikely ny carapace e ! azo lazaina oe tena efa mivaha mihitsy e ! d kôpy elah e !
Fiffi : d miandry ny antsonao zany zay e !:-*:-*:-*
Ny sary mou zany dia bobaka dia bobaka fa mbola trier-na fa misy censurés ! hahaha ! aiza koa moa d alefa eto daholo ze sarinay rehetra tany e !
Ny tantara kely mampihomehy moa zany d nisy betsaka e ! santionany ftsn le : sôsisy, poivre, bonbon coco, belote, loto =))=))=))=))
19. glou ( 27/08/2007 07:52)
lo> salut bainina tonga soa @ tanana elah ry ramose tsy mahavaky carapace ah :lol:toa tsy hitanay akory ny nidepasse lisany anay
20. sasa ( 27/08/2007 07:56)
fa ny tena nampme aloha d le bonbon coco =))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6383