vacances Mahajanga Namana serasera - vaovao tapatapany

41. ikaretsaka ( 28/08/2007 05:26)
Ravato ity koa be kanjaaaa
ny tary lany carte mba niantso fa tsy noraisiny .. tsssss
42. ravatorano ( 28/08/2007 05:28)
glou_
43. ikaretsaka ( 28/08/2007 05:31)
za saika hangataka numero an la mihitsy hanadalako ireo ankizy ireo sy mba anontaniana vaovao.. fa tsy noraisin la..
kivy kely mintsy za
44. bobone ( 28/08/2007 05:42)
Fasaly: aty Janga akia zaho zao an! fa tsy Tana, mbola miasa e! fa aza matahotra indry fa omeko fone e!
Rmisy fotoana kely za tafaraka ny ankizy! tsy afaka manohatra ny asa akia an! fa mahafinaritra ny fiarahana e!
45. mamzelkely ( 28/08/2007 06:08)
humm fety be izy zany hihi sady hafanana be ko hihihi apio ry reto le sary aaa :wink:
46. lo ( 28/08/2007 06:49)
ao fa ampiana e, raal njay vo mampiditra nefa alo an
47. mimich ( 28/08/2007 08:02)
ravato> fihaonana ho an tsy lasa tany jangil raha hiditra ho membre ee
48. bobone ( 28/08/2007 08:06)
Sasa: tena nahay nilaza ange in-dry zany e! voalaza daholo ny zava-nisy taty ! mahafinaritra kah! de mazotoa e!
49. infinity ( 28/08/2007 09:08)
Waouhhhhh!!! :^)

Dia mirary fialantsasatra sy fihaonana mahafinaritra ho an'ny rehetra any e!
50. olane ( 28/08/2007 10:54)
Hay ve nisy an'zany retraretra zany tato eee, malheureusement za vao androany no nisoratra anarana, miandry ny fahatongavanareo aty aminay ndray eh
51. ari.malala ( 28/08/2007 11:08)
manantena asry hafa e, efa nahazo tatitra vao mafana mints tam maraina e! d mbola bonne vacs fona nareo d aza adino le zavatro ry sasa an!;) d\'efa msotra melou e!
52. ari.malala ( 28/08/2007 11:08)
manantena asry hafa e, efa nahazo tatitra vao mafana mints tam maraina e! d mbola bonne vacs fona nareo d aza adino le zavatro ry sasa an!;) d\'efa msotra melou e!
53. lo ( 28/08/2007 17:53)
http://img402.imageshack.us/img402/3697/hanaingayu4.jpg
hanainga

http://img251.imageshack.us/img251/9568/ieenc5.jpg
amlewi
54. xxx ( 28/08/2007 18:20)
izao indray no atao hoe : PV dans l'eau...:-$
Lo
55. carapace ( 28/08/2007 18:26)
mbola nasiaka fona ve ny fitiavana any ry zareo aaa, mba alefao amiko ny sarin'izay zvtr no rater-ko refa tonga nareo ee
56. rakaroka ( 28/08/2007 19:36)
Somary tara aho, fa manja ny ambiansy tany izany an!:wink:, ny fitantaran-dry sasa sy bobone azy izany
dia "matsiro" mihitsy! .
Hoy i Sasa izay tamiko, avelako aloha indry fa 'ndaha hanao vonkasy aho, dia avy eo izy niresaka tamiko tany am-panaovana vonkasy:ao anaty "cyber" hono izy amin'io : hay ikala any Mahajanga :lol:
Dia i ari.malala sns koa : "MAHAFINARITRA".
Tsapako ery ny "ambiansy" tao anaty "car lé vao miainga : "mampahatsiaro lay excursion taloha tany Dago.
57. sylvain ( 28/08/2007 20:12)
mbola tsy tara ve raha zao ny miainga!:wink:
58. menalamba ( 28/08/2007 20:49)
Favy izy izany nama an...mankatelina é:-*
59. fijo ( 28/08/2007 21:38)
sqaly blanche an,izay ndry vao hita tato.
ô ra lo an,aza ampilendalendana nama zahay fa lany ivy eto ny farany an.asio asio ihany le sary mba hanofisana e
60. mamzelkely ( 29/08/2007 06:47)
ndao tsika ry fijo ande rery ho any fa tssssssss milendalenda ftsn tsika ty :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6867