vacances Mahajanga Namana serasera - vaovao tapatapany
102. fijo
(
30/08/2007 20:09)
ô ry lo an,aza asiana sary kaly intsony fa tena tsy tanty e."aza mitondra anay amin'ny fakampanahy "fa mbola tsy te handany vola hividy kaly izao.
mba le sary misy ny akama alefa fa tena tsy zaka le maminavina tsironkanina
mba le sary misy ny akama alefa fa tena tsy zaka le maminavina tsironkanina
106. lo
(
31/08/2007 04:10)
le sary mampilendalenda klony reo kaa, le sary akama manomboka androany fa mila miera kely am le azo sary alo so d misy tsy manaiky mipoitra eto :wink: sady efa tokony tonga anjoany ko ny arrivage sary
109. ari.malala
(
31/08/2007 06:56)
sasa sy ny namana rehetra, tonga soa daolo e! miandry fanampimbaovao sy sary e!
111. mamzelkely
(
31/08/2007 08:32)
kay za ko tia be an'io mangahazo io hihi de misy an le akonfro ko :roll: sa mo tsisy :roll::-D:-D
112. nanoukely
(
31/08/2007 09:02)
mbaliana:
fa anga le manao masonjoany ireo tsy akama? :-P:-P
tsy masonjoany io fa macedoine ko http://www.dailymotion.com/relevance/search/hehy/video/x2l4ua_rafilomena-fou-hehy_family
113. watafon
(
31/08/2007 09:46)
Salama daholo e !
tonga soa amantsara teto tanà t@ 9 ora alina ny fiara nitondra ny namana serasera avy any mahajanga e ! t@ 6 ora maraina ny fiaingana tany !
Raha fintinina dia nahafinaritra ny fiarahana tany e !
lo : tsara fiafarana ilay tantara k ! ary mbola hitohy ! :-D:-D:-D: iny resakay sy lo manokana an !
Ny fiaraha-mikorana t@ brochette-partie mou zany dia nofaranana t@ fanaovana billard d aleo tsy asiana detail fa i nix angamba no tsara mitantara azy eto !
fiffi : tena apero mihitsy le glace k ! hihihi !
samoana : zay mihitsy ange no nandehanana tany e! :wink:

114. lo
(
31/08/2007 10:02)
watafon : zany we...hitohy aiza...we aona...
tonga soa ry zareo aaa, miandry ny manaraka ndray...so d tokony hasiana fihaonana fizarana fahatsiarovana :^)
tonga soa ry zareo aaa, miandry ny manaraka ndray...so d tokony hasiana fihaonana fizarana fahatsiarovana :^)
115. naritsimba
(
31/08/2007 10:29)
arahabaina izany ireo namana efa lasa nody any Tana, ny tenanay moa mbola aty Mahajanga hatramin'izao, mbola mihinana ireo masikita sy labiera tsy lany t@ pot d'adieu niarahana t@ namana teto mahajanga. Ho an'izay mbola eto Mahajanga dia mbola misy izay tavela ny sira, poivre, carry, siramamy, labozia, dobera, karoty, voatabia, ny saribao, dia mandany an'ireo no tena atao aty izao fa mba mitady olona afaka hifanampy eh!!!!!!
116. naritsimba
(
31/08/2007 10:37)
aleo aloha andeha hinana khimo sauce carry+poivre, dia avy eo hanao dessert glace @ zay fa tena sady noana no mafana ny andro e!
117. sasa
(
31/08/2007 11:32)
naritsimba kiiiiiiiiiii le cd lasa aty amiko aty ve nama cd vida tsy misy nin nin i avylavitra no nanome an'azy anovy indray za fa le any anaty appareil-ko tsy mbola vita raha tsy am semaine ambony.
misaotra antsika rehetra e! d ho avy miandalana eo daholo ny sary rehetra fa mbola amboarina kely aloha e!
watafon sy lo resakareo manokana ahoana, za mahay, jereo fa ny sasany izay any efa manao an'le tanana eo am maso:-D:-D:-D
ny azo ambara aloha d nahafinaritra be iny vacance iny fa miandry ny vac manaraka indray, za mande foana raha mbola misy tongotra
mamz misy bonbon coco ao amiko ao fa misy potika e! mafana be loatra ny andro
fa le izy ve tsy maintsy misy bonbon coco, sy carapace, sa hoe ahoana?
:-D

118. dadie
(
31/08/2007 11:56)
naritsimba> ny ahy saika ilay vary tsy misy akotry no tairiko ka lany zany fa tsy voatonina teo:P
119. ari.malala
(
31/08/2007 12:12)
sasa, njy miangatra! nenà any aminjy aiza?!!! naona no i mamz iany no mahazo bômbô coco?:( za hidongy an!:P
120. lo
(
31/08/2007 13:46)
...aleo alo zany ande hanakana taxi wany Ankarafantsika so d mbola any naritsimba...