vacances Mahajanga Namana serasera - vaovao tapatapany
61. ari.malala
(
29/08/2007 07:19)
rakaroka, za aky aty Tana a:-( za ts afaka mankany anie e!;) sasa zao no antenaina hitondra zavatra sy vaovao refa tonga!
hummm mifampitaona ny samy virja an! hummmmm!!! hisy raha eto niany e! hahaha:-D:-D:-D:-Dsady amzay hande rery mints :roll::^):^)

62. kalina80
(
29/08/2007 10:06)
lo:
Miarahaba ny rehetra ee
tonga soa amantsara ny alakamisy alina teo tany mahajanga ny namana 30 eo ho eo. Nahafinaritra ny dia araky ny fahitan'ny tsirairay azy.
misy koa ireo efa tonga aloha tany antoerana nanatevin-daharana, misy koa ny tonga ny sabotsy hariva, ary misy ny alatsinainy mihintsy vao ho avy. Misy koa moa ireo noho ny asa aman-draharaha dia tsy maintsy nody aloha ihany. Nisy ihany koa ny namana serasera Mahajanga sasany niara-nikorana tamin'ireto avy aty Tanà ireto.
Rehefa avy nandeha plage 2 andro, dia fitsidihana ny valan-javaboahary tany Ankarafantsika no natao androany alahady...ny tenanay moa dia nalahelo mihintsy tsy afa-niaraka tamindry zareo fa dia tany anaty taxi-brousse sisa no nitazana ny namana lasa nitsangatsangana.
Ny fiarahana moa dia ao anaty fifankatiavana masiaka :roll: sy fifaliana tanteraka mahavaky iza mety ho carapacen'ny tsirairay mihintsy :°)
anisan'ny mpanentana mahafatra-po ao moa ry prezy sy ry watonton :-D izay iandrasantsika ny vaovao farany
andray ay ve nareo mifanerasera be toy izany e
mahafinaritra be
ny aty koa tokony hisy sa aona?
63. booboo
(
29/08/2007 10:29)
kalina80 > hihihi tara train ôôôô :-P. Efa nisy vitsy² maro² ny fiarahana namana "taty" kah...:D
64. bobone
(
29/08/2007 13:03)
Kalina an: manetsa be akia mbola ho avy an! rehefa misy @ manaraka de mba mandraisa anjara fa ahitana zavatra betsaka anie ny miaraka @ ankisy e! sady fahafinaretana tokoa!
Ravatorano: tsy misy fisaorana e! isika samy isika ihany io kah! tena satriko mihitsy ny hiaraka anareo foana fa teran'ny asa e! tsy afaka manohatra fa isaorako anareo rehetra tonga taty M/ga fa tena sambatra ny mahay mifankatia tahaka ireny ! miray saina! sady koa mifanohana tsara e! maromaroy ny tahaka izao e!
Lo: misaotra @ fampidirana ny sary e! tena mahafatra-po enao an! mankasitraka e!
Sasa: aza hadino ny hafatry Ari-malala an! itondrao vomadilo izy e!
Rakaroka : misaotra akia fa tena matsiro toka ny taty e! tongava @ manaraka !
Glou :Mankasitraka e! @ fikarakarana fa afapo na de niserana kely fotsiny aza! tena misaotra laholo!
Blanche: afa-po zany an! fa efa calme tsara tà téléphone an! hihihi mahafinarotra e! fiainana daholo izany kah
Kala an: tsara le mihira e! toa hitako foana ianareo a! mankalaza e!
Ravinala : aza hadino le sary an! de mirary soa hatrany e!
Loula; Jafa : mampitovy satroka ah! aoka fa tsara e!
gasy ka manja owah e!
Mankasitraka izay tsy voatoniko anarana an! fa mahafinaritra ny fiarahana!Bisous haholo laholo an!

65. texe
(
29/08/2007 13:29)
slt de aiza koa ary ny sary manaraka e! zay koa ary efa nilomano tany @ picine teny Ampefiloha ka . fa tena milay aloha le izy e! zay @ manaraka misoratra anarana voalohany e! hahahahahha
67. Samoana
(
29/08/2007 14:36)
milay mihintsy izany miara-dia iray fiara izany a !
Amborovykely ve io sary ambany io lasa be elo bdb io ? Njola mihintsy ny masonay raha mba azo alebiazina kely ny sary ô:wink: !

68. watafon
(
29/08/2007 14:52)
lo: misaotra amle sary e ! misokatra ftsn alou d efa tsara e !
carapace : vao maika miha masiaka tsy misy ohatr'izany e !
samoana : eny amborovy mihitsy io e : " Grand pavois "

69. sasa
(
29/08/2007 15:01)
salut doly indray e
androany izany no andro farany aty majunga, nande plage farany androany d niantsena voandalana d manao fety farany d miainga rampitso vao maraina, tena tsy te-hody fa izany hoe tsy maintsy mande,
Samoana ha hahaha aleo zao d mba njola ny mason'lisany e
fijo hi hi hi hi mbola ho ela izany fihaoanan samy virja izany wa e
Ny vaovao mahafinaritra izao d mitombo foana ny isanay satria i nix(nirjimka) efa aty mahajanga amzao,

70. naritsimba
(
29/08/2007 15:07)
miarahaba ny namana rehetra eh!
dia aty Mahajanga tokoa moa ny tenanay @ zao, zao vao mba afaka miditra cyber e!
Anio moa ny andro farany aty Mahajanga fa dia hanao lanonana famaranana ny vakansy izahay manomboka @ 7 hariva.
Ny sakafo aloha dia:
Ny maraina: mofo dibera, mokary, godrogodro miaraka @ thecao sy ronono, tsy adino ny vary sosoa sy frite+sôsisy.
Ny atoandro crevette, akoho, mi-sao, salady sy ny maro eh.
Ny hariva: masikita, tsok au poivre+carry, sns e!
Ny sakafo dia bobaka fa ny kibo no tsy maharaka ny asiana azy.
Ny fandehanana any @ grand pavois sy petit plage ary ny bord dia isan'andro, ary tena nisy ny election miss sy concours bikini hihihihihi!
Asakasakareo tsy tonga sy tsy nandeha oà! hihihihihi
rehefa hariva dia raikitra koa ny Lôtô ho an'ny zaza amam-behivavy, ary rami sy belote ho an'ny bandy sy sipa hihihihihihhi.
tonga soa aman-tsara aty koa i nix na dia somary taraiky aza hhahahaha.
Ny farany @ androany dia hoe : @ manaraka indray mankany tulear na diego fa efa tsara ny lalana.
Dia nifarana androany ny fandalovana taty Mahajanga ho an'ny Namana serasera ankoatran'ny tenanay izay tsy maintsy mbola mijanona noho ny asa aman-draharaha.
Ny sary sy Film dia eo @ CD 100 isa eo vao ampy fa aleo ny maso no hipitrapitra sy hitsiriritra ho anareo izay tsy nandeha.
izay fa dia mametraka ny mandra-pihaona sy mandra-piresaka eh.
NARITSIMBA

71. naritsimba
(
29/08/2007 15:10)
(TOHNY FA SAIKA ADINO)
Dia raikitra izany nhy brochette partie afaka 30mn sy ny kilalaka hamaranana ny vakansy mahajanga e!

72. dadie
(
29/08/2007 15:14)
mahafinaritra ny fiaonana e,tonga d ita eto fa milay be ny ambiansy :-*
73. Samoana
(
29/08/2007 15:22)
naritsimba/ Hainao mihintsy ry akama le mandrarak'ivy a:-D
watafon / mahatoky anao radoko raha misy marary kibon'ny havokisana a !
sasa / sady ho lasa gema izahay no njola raha miala any ny sary misy kalibe:^):-D

74. rakaroka
(
29/08/2007 15:53)
Mahatsiaro ilay hira izay aho eto:
hoe "%Majunga" ny titre
Tanàna maha te ho tia,
ireo tsy nahita mba "avia"
miandry anao hikorana
'ty morontsiraka mafana:
"Majunga a a a, majunga a a,
sns
Dia hita an-tsary eto sy nofisina: Esssy e!
Manja ka! Vao miha mampivoitra ny aloalo an-tsaina ny "fihaonanareo".

76. fijo
(
29/08/2007 19:52)
LO LE SARY LETSY EEEEEEEEnareo nama mankarary fo mihintsy le.
ao mamza fa nentsika atao plage isanandro foana an.
sasa an,tara kely ve za de lasa nareo le,efa nandalovako tao ihany blanche fa efa lasa hono

79. ari.malala
(
30/08/2007 06:20)
miandry sary zany sisa fa nyt atitra efa io vitan'i Naritsimba en détail io e! d mirary anareo namana ho tonga soa eto Tana tsy hoazon-tsampona ny dia d manantena voandalana hihii
80. bobone
(
30/08/2007 07:05)
Ari-malala: aza matahotra in-dry fa misy voandalana any e! nampitondraiko an'ny Sasa! de mazotoa homana e! kely fa ny fo manolotra no ngôdabe!
de vita tokoa ny vacance taty e! de mangina indray M/ga
ary faly zahay taty fa nahazo fahafinareta tsara be nareo! ary ny irina de ny hisian'izao matetika satria tena tsapa tokoa fa mifankatia be ny ankizy! miray fo sy saina! ary tena hafa ihany ny Gasy mahay maneho izay fifankatiavana izany koa misaotra e!
Lo: alefaso ny sary manaraka e!atokisako mihitsy enao @ io an!
SERA TATY M/GA / Soavadia ary Atra homba anareo eny an-dalana ka tsy ho azon-tsampona e! Bisous daholo laoho an