vacances Mahajanga Namana serasera - vaovao tapatapany
21. watafon
(
27/08/2007 08:04)
Mbola betsaka ny adino fa ny azo lazaina ftsn d hoe nanenina tokoa aloha ze tsy nande e, misy moa zany ny nanary telefone teny @ bord nefa hita ihany !
Fanamarihana kely : @ maha tompon'ny serasera ny ankizy rehetra teny ambony car mou zany dia isaky ny maazo reseau teny andàlana d efa samy mandray finday daholo ary miantso mazava oazy! amin'izao ora hanoratako zao mou zany d ato @ cyber zao zà ,glou blanche, sasa, voahirana, dio16, ravinala :-*:-*:-*:-* tsy efa hitanareo izy reo mamaly hafatra reo e !

23. sasa
(
27/08/2007 08:29)
mamzelkely aleo ny sary no hilaza azy akia an! ho hitanjy eo.:-D:-D:-D:-D
24. blanche07
(
27/08/2007 08:29)
slt nareo!
Ny vacance aty janga zany dia tena milay e!
Ny kibo no mifandimby marary fa voky mahatsiro lava sosy, poivre sy vary mohaka!
Ny namana vao2 mo dia mety ho maro satria misy ny recrutement eny hantsefatsefany eny!

25. mimich
(
27/08/2007 08:32)
za ato ambadikoa ato mbola mahazo fitantarana en couleur fa tsy hitanareo
26. Samoana
(
27/08/2007 08:37)
mich/ toerana aiza ny cyber misy anjy fa tsy hitanay tsara izy izany e:-D
27. Fiffi
(
27/08/2007 09:02)
watafon:dainnn.....de lozanareo mampilendalenda anaha tam glace fotsiny zany an ! :{:{:{
Fiffi : d miandry ny antsonao zany zay e !:-*:-*:-*
sasa: faly niresaka tam-njy akia zah an ! :-*:-*:-*
wata: de tena sur ve toi fa apperitif io glace io? hummm......sa misy zavatra hafa ao ? :-D:-D:-D
:-*:-*:-*:-* wata sy ny rehetra..:)
28. lo
(
27/08/2007 09:02)
tonton watafon aa, misokatra wan'iza alo e, d tsy adino ve le hafatro :-)
glou_ : nisy kil nendrasana nampifila zay less d efa tao anatiny lisany vo nandalo le brousse nisy anà a, fa tonga soa amantsara tam 5 sasany ka, de efa kanja zao kle
iee, misy sary toko aty amiko, afaka omena patiny nareo fa zany we tsy haiko ny mampiditra azy eto, rah misy mahay manazava kokoa amle mihoatra noh le fanazavana azo amle miklik img... io d afaka ampidiriko, fa patiny iany fa tsy afaka asehoko daholo an

29. Fiffi
(
27/08/2007 09:06)
lo:Lo: ao fa alefako am hafatra ny fanazavana akia an ! :) :-*:-*
iee, misy sary toko aty amiko, afaka omena patiny nareo fa zany we tsy haiko ny mampiditra azy eto, rah misy mahay manazava kokoa amle mihoatra noh le fanazavana azo amle miklik img... io d afaka ampidiriko, fa patiny iany fa tsy afaka asehoko daholo an
30. Fiffi
(
27/08/2007 09:12)
Lo: http://img292.imageshack.us/
-de etsy à ta droite misy hoe "parcourir" klikeo io
-fa mila ampidirina ao am PC-nao kalou ny sary an !
-vita ny parcourir de "choisir la photo"
-de etsy ambany misy hoe "host it!" de miandry enao de mivoka ny sary sy ny code ...
-de ery am farany ambany misy code sy soratra hoe "Direct link to image" de io no klikena....de lasa mangamanga io...
-de copier.....de coller eto am serasera...

31. lo
(
27/08/2007 09:57)
fiffi : ok mci aki an, rariva zany za mampiditra sombiny ze sendra anà eo :)
32. mamzelkely
(
27/08/2007 10:04)
kay toko misy an tonton watafon any :°) bon sasa mitondra choco coco anah de i tonton watafon muitondra bobo coco anah zany :°):miam::miam: :-D:-D kouny aaaa
33. fasaly
(
27/08/2007 11:48)
bobone:
Fasaly an! aza matahotra indry fa sary any :D:D! bobaka be!
mahafinaritra e! rahoviana indry no hakaty e:wink:! hafa ihany Mahajanga an!:D8)8)
bobone ah! ho avy aho e! fa aiza indry io janga sa tanà asitsika revansy io fa tsy tin ndry ....anoraty fotsiny aho de mba alefaso we ny fone ok!:-P
34. ds
(
27/08/2007 16:49)
Zah moa izany efa niomana niandry tany Mahajanga kanjo voatery niverina taty tanà tampoka ny sabotsy maraina fa tonga any Toamasina hono ny container nandrasako. Nony tonga eto Tanà indray, dia miverena miantso amin'ny 29 aogositra fa amin'izay angamba vao tena ho tonga. Efa tapa-bolana izao miandry foana, tsy afaka manao praogany. Miala tsiny fa mivaona be fa tena leo be ny eto aho. Angamba mety hihaona amin'izay ho tratra eto Tanà ihany... (03249 273 87). Somao tsara laolo zaka tsara ao Mahajanga ay.
35. fasaly
(
27/08/2007 17:12)
ôôôh!:? plelo zany enao ry ds......any ihany de tsy mba afaka niaoana tamin'ny ankizy;..
manin raha manao fiaonana kely refa tonga ao tanà e!
bonne vacs na izany aza....mbola ho ela ngah vao hody aty ivelany????

37. fasaly
(
27/08/2007 18:23)
misaotra e! somary lavitra fa misaotra asio mismisy no akaiky fa somary lavitra....:-P
40. ravatorano
(
28/08/2007 05:21)
masaka b izy zany an
za moa nahazo antso matetika avy amin ireo namana any ary ialako tsiny manokana fa matetika ny phone no maneno fotsiny satria tsy afaka mandray ny tenanay fa kanja b lava izao e
maniry sy mirary koa anareo namana rehetra any mba hahazo vacance mlay b hatrany e