vacances Mahajanga Namana serasera - vaovao tapatapany
422. sasa
(
03/10/2007 04:50)
fijo raha tafaraka aminao i xxx d mety hilay be aza koa, ampenaritsika mihanihany
tywa68 ka izany no fomban'ny détective akia an! mitoraka bilao lol :-*:-*
tywa68 ka izany no fomban'ny détective akia an! mitoraka bilao lol :-*:-*
423. tywa68
(
03/10/2007 05:03)
lo : aza manahy ianao e ! i sasa anie mpananihany e (fa mety tsy hitoraka bilao intsony @ farany) :-D:-D
424. lo
(
03/10/2007 09:04)
tywa : manahy aona za ee, tsy mandry aona koo? tsy azoko miitsy waaa :-D
425. sasa
(
03/10/2007 10:05)
lo ka le izy anie natao tsy ho azonao mintsy e!
tywa za efa zatra mitoraka d tsy mety koa, sady tanjemo fa za mahitsy toraka be an
tywa za efa zatra mitoraka d tsy mety koa, sady tanjemo fa za mahitsy toraka be an
432. fijo
(
04/10/2007 20:04)
midira ihany aloha ry lo fa tsy hay izay ao an.
sasa ao fa hoalaiko e,le batabata io
sasa ao fa hoalaiko e,le batabata io
433. sasa
(
05/10/2007 04:34)
fijo ka i xxx anie ka tsy gasy petaka sa moa tsy le xxx ary ambadika io :-D:-D:-D:-D, ny aza hitako ka tsy ho zakanao io fa bota be =))=))=))=))
lo midira mintsy enao d ampio fijo fa mety ho bota be io xxx io d tsy zakany irery
tywa68 iny koa ny anjy aza e!:-*:-*:-*
lo midira mintsy enao d ampio fijo fa mety ho bota be io xxx io d tsy zakany irery
tywa68 iny koa ny anjy aza e!:-*:-*:-*
434. tywa68
(
05/10/2007 05:16)
fijo sy lo : mila manao farimbona nareo fa tsy tafatsangana ampandriana ilay xxx (jereo anie @ ilay sary atsy ambadika atsy e):lol:
sasa :lol::-*
sasa :lol::-*
436. boubounezy
(
05/10/2007 10:09)
tsy itako zé azo lazaina @nareo fa tena afampo mintsy nijery lé sary alou é! mafinaritra b éry mijery oull faly tafaraka maro2 otrizao. toizo fa tsara:-*:-*
437. tywa68
(
05/10/2007 10:19)
sasa : misy tia an'ireny k ! miotsakotsana tsara :-D:-D
bbnzy : mahafinaritra anie ny mijery sary e :lol:
bbnzy : mahafinaritra anie ny mijery sary e :lol: