vacances Mahajanga Namana serasera - vaovao tapatapany
341. mbaliana
(
13/09/2007 08:21)
sasa> ry virja no raboletaka ka .. tsy ankihetsika ve... tssss...(référence:dinika tsy misy bedy :-D:-D:-D:-D)
342. lo
(
13/09/2007 09:56)
fijo, sasa aa, nahay nanao "tsia" za zareo aa ;-) d nody alo nitsoaka so d "eny " eo farany :?
343. tywa68
(
13/09/2007 10:28)
ambibao : raha izao famalin'i lo izao dia hafa ny dikan'ilay virja fa tsy io notenenin'i fijo io e ?:lol::-D
344. sasa
(
13/09/2007 10:32)
tywa68 :-*
mbaliana hay izay vao azoko akia le raboletaka an
lo hi hi hihhihi ka hoe sahia manao eny koa.
mbaliana hay izay vao azoko akia le raboletaka an
lo hi hi hihhihi ka hoe sahia manao eny koa.
345. boga
(
13/09/2007 13:28)
de tena nahafinaritra tokoa moa zany vacances nareo zany o! tsy mba teo mantsy tenanay ka de nampalahelo e! mino sy manantena aho fa mbola hisy @ taona manaraka!
Sa ahoana ry mpikarakara?
Sa ahoana ry mpikarakara?
346. fijo
(
13/09/2007 19:32)
lo ,hay elahy mpanohitraan,tsia ve letsy.
mbaliana,izahay anie ka mpanao fanatanjahantena e,fa le malefaka ihany
mbaliana,izahay anie ka mpanao fanatanjahantena e,fa le malefaka ihany
347. mbaliana
(
14/09/2007 00:46)
fijo> trop malefaka...:-D:-D:-D
tywa68> ka tsy haihay intsony aloha fa dia ny sefo be ny virja aza nikorapaka ihany vao afaka namaly :-D:-D:-D:-D
tywa68> ka tsy haihay intsony aloha fa dia ny sefo be ny virja aza nikorapaka ihany vao afaka namaly :-D:-D:-D:-D
348. sasa
(
14/09/2007 04:17)
za koa mitovy hevitra am mbaliana , trop malefaka i fijo
boga misy foana fa tongava am manaraka e!
boga misy foana fa tongava am manaraka e!
349. naritsimba
(
14/09/2007 05:05)
boga>>>> Ny fihaonan'ny namana eto @ serasera ho an'ny eto Tana dia misy foana rehefa te hihaona, fa ny fandehanana toy ny nankany Mahajanga dia tsy maintsy lazaina mialoha mba hiomanan'ny tsirairay.
351. sasa
(
14/09/2007 10:49)
fijo niteny tamiko le sipa mitana maskita tsy hainao eo akaikin'ny watafon io hoe hay ve hono d'efa manadino namana sahady, nefa lalana andalovanao foana ny tranony refa miakatra aty am ville enao,
watafon ha ha ha ha ka i fijo anie hono le fanatanjahan-tena malefaka ihany no atoany koa tsy trop malefaka izy izany:-D:-D:-D:-D
watafon ha ha ha ha ka i fijo anie hono le fanatanjahan-tena malefaka ihany no atoany koa tsy trop malefaka izy izany:-D:-D:-D:-D
352. boga
(
14/09/2007 13:58)
de ho avy tokoa moa fa ny irariana ny ho salama vatana mba hafahana miriaria e!
naritsimba: izao anie ka tsy ao tana fa aty janga ka tsy de mahafantatra ny ao iarivo ao lotra e! efa fantatra zany de @ manaraka indray e!
naritsimba: izao anie ka tsy ao tana fa aty janga ka tsy de mahafantatra ny ao iarivo ao lotra e! efa fantatra zany de @ manaraka indray e!
353. watafon
(
14/09/2007 16:57)
sasa : aiza kosa e ! zay ary efa niara-nanao foot e!:-D:-D:-D:-D:-D
354. fijo
(
14/09/2007 19:11)
sasa an de teneno ilay sip hoe ka ndry aza hono hoe tsy hita loatr fa varian amichat ao ambadika ao ko.hi hi hi ,
hay ve izy io le sipa andalovana foana e,za aza mbola naika haka azy tao no nahatara ahy le hoany mahajanga ko.
ka virja izany wa tsy tia korontana fa aleo hilamina ihany.malefadefaka eo ihany ny an'ny virja,na de henjana aza ny lalao

357. fijo
(
14/09/2007 23:23)
aza fanina izany fa rano no nosotroina e
mbal an,misy vita ihany eo ka.ny rano anie malemy nefa mahafaty sy mahazaka sambo e
mbal an,misy vita ihany eo ka.ny rano anie malemy nefa mahafaty sy mahazaka sambo e