vacances Mahajanga Namana serasera - vaovao tapatapany

321. naritsimba ( 10/09/2007 05:51)
sasa>>> aza matahotra indry fa ataoko vonona ny sarinareo eh, raha tsy tafahaona dia @ 22.

samoana>>> tsy misy isaorana fa dia mazotoa mijery sary eh!

lanto>>> ny fandehanana @ taona ho avy dia miankina @ tsirairay io, zà vonona foana raha toa ka omanina dieny izao sahady, mba miova toeran-kafa kosa indray e, sady mba ezahina ny hanamorana ny fandehanana hahazoan'ny tsirairay mandeha, hitanao ihany ny fahasarotan'ny fiainana ko!!!!
322. mamzelkely ( 10/09/2007 08:08)
te hande vôkansa be mahita an le sary rht k'ty :? :-D
323. Ralay ( 10/09/2007 08:49)
fa angaha i mamz tsy nandeha t@io mo :-P sa iza le hitako @ le sary ao :?::lol:
324. naritsimba ( 10/09/2007 09:38)
ralay>>>> i mamz mbola miomana ny tsy ho kely angamba ko!!!! mety ho lasa mamzebe??? hihiihihihihi
325. naritsimba ( 10/09/2007 09:59)
Ny mpitari-dalana tao @ alan-javaboary tao Ankarafantsika!!!

http://img527.imageshack.us/img527/2705/img0976ye2.jpg
326. naritsimba ( 10/09/2007 10:03)
Teo anoloan'io no fanaovana fotoana tany Mahajanga, tsy hoe andeha hivavaka any @ mosque akory ny namana serasera an!
Inona ary io izay mahay ô!

http://img211.imageshack.us/img211/9229/img1291wa8.jpg

327. sasa ( 10/09/2007 11:17)
ha ha ha za mahay an'io satria vao tonga za d tany no nasaina nandé niaraka am entako mavesatra be mintsy.
naritsimba misaotra betsaka e!
328. naritsimba ( 11/09/2007 05:30)
sasa>>>> hihihihi marin'zany

tena variana mijery sary daholo zany namana zany an! aleo @ manaraka indray mamoaka sary hafa e!
329. mamzelkely ( 11/09/2007 09:00)
Ralay indrisy fa ts afaka nande tamin'io ko :?
330. mamzelkely ( 11/09/2007 09:00)
fijo:


mamzely an,efa hafaka manao ankizyhono fa misy babysitera


=))=)) sura mits hoa :-D:-D
331. sasa ( 11/09/2007 10:18)
manaova zazakely izany ny samy virja aloha ho jerena hoe inona no zaza mivoaka eo koa:-D:-D
332. mamzelkely ( 11/09/2007 12:54)
virja evidemment :°):-D:-D:-D
333. mbaliana ( 11/09/2007 19:09)
:-D:-D:-D:-D:-D
334. fijo ( 11/09/2007 21:11)
Zaza virja nohivoaka eo ko.
naritsimba ,tena vitan'i lery tsara le trano be io an
335. sasa ( 12/09/2007 04:11)
soa tany majunga fa tsy nisy virja d tsy nisy zazakely =))=))=))=))=))
336. ambibao ( 12/09/2007 05:47)
afaka mba lazainareo v ny dikan'ity virja fa tsy arako mihitsy azafady !!:oops:
337. lo ( 12/09/2007 09:34)
sasa : za nieritreritra ny tsy ho virja tsony refa tany, kinanjo nody maina :D
338. fijo ( 12/09/2007 19:16)
sambatra elahy ralo,hi hi hi sa le elahy nody aloha no antony???
ambibao,ny virja dia andian'namana izay manao ezaka mafy aratsaina fa tsy de manao hetsika arabatana
339. mbaliana ( 12/09/2007 20:21)
raboletaka zany virja raha izany ... tsy manao hetsika arabatana koa...:-D:-D:-D:-D
340. sasa ( 13/09/2007 04:09)
lo ha ha ha ha za klou manao hetsika ara-batana sy ara-tsaina foana d tsy virja izany za koa, ka elah anie nody aloha d lasa virja foana e!
mbaliana hi hi hihihi fa iza le raboletaka :-D:-D:-D:-D
ambibao vaovao ato angaha enao? tonga soa e:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2595