vacances Mahajanga Namana serasera - vaovao tapatapany

261. fijo ( 05/09/2007 19:18)
wata an,ary tena nisy tantine tampoka izany kay tany???ary hisy gatô ihany amin'ny manaraka rah aizao an.ao fa hilazako stephanie fa ihinana gatô indray amin'ny herintaona.

sasa an,alefaso aby moa le sary fa lasa mikaly be aho mandrapiandry le sasany e
262. fijo ( 05/09/2007 19:29)
ary iza io sipa manao tee shirt gris eo akaikin'i wata io e.le mitana masikita?
263. naritsimba ( 06/09/2007 05:51)
http://img260.imageshack.us/img260/3206/img1073mw2.jpg

izany ny kalinay tany eh
264. naritsimba ( 06/09/2007 06:00)
http://img231.imageshack.us/img231/8482/img1229dp0.jpg
Izany indray no mpiandry tanana tany mahajanga e!
265. naritsimba ( 06/09/2007 06:04)
grand complet!
http://img165.imageshack.us/my.php?image=img1242pp2.jpg
266. mimich ( 06/09/2007 06:12)
mba tapaho ny hohon'io akoho io ry naritsimba fa mahamena'oll ah!!!:-D:-D:-D
Henonay hatraty anie ny zestan' ilay nanana tour nahandro tamin'io laoka akoho io fa traiteur efa manana traik'efa avo lenta hono ee, ka nankafizin'ny oll ny sakafo ary nisy nilela-tanana mihitsy fa tsy ampy ny teo ambony lovia
efa ho avy hono ny mariage [size=20px]W.C[/size] ee
267. watafon ( 06/09/2007 06:35)
fijo : aiza ndray lesy zany fa tsy hitako !
mimich : :roll::roll:=))=))=))
268. naritsimba ( 06/09/2007 06:49)
Ity indray no solon\'i zoky Ravatorano tany @ plage eh!
http://img155.imageshack.us/img155/1394/img0833ky7.jpg
269. ari.malala ( 06/09/2007 06:52)
bobone, ieeee, hitako tokoa!;) tsara k, tena tsara:)
270. naritsimba ( 06/09/2007 06:54)
mimich>>> io ary ny WC tadiavinao e, efa raikitsa io
http://img264.imageshack.us/img264/171/img1084ea8.th.jpg
271. naritsimba ( 06/09/2007 07:02)
Sola ve niaraka ihany dia Rasta vao hifanary????
http://img297.imageshack.us/img297/5981/img1119mb3.th.jpg
http://img170.imageshack.us/img170/5541/img1120ib0.th.jpg
272. mamzelkely ( 06/09/2007 07:03)
mimich iny hohon'akoho iny njay akia no t hita =))=))=))
273. naritsimba ( 06/09/2007 07:16)
Spesialista @ fisokirana zany razokivavy zany an!

http://img155.imageshack.us/img155/7053/img1078st3.jpg
274. naritsimba ( 06/09/2007 07:24)
Aoka fotsiny oà!!!

http://img293.imageshack.us/img293/9586/img0794oz4.th.jpg
275. naritsimba ( 06/09/2007 07:26)
Manja an mmmmmmmmmmmmmmmmmmmmm!

http://img68.imageshack.us/img68/7669/img1162yc2.th.jpg
276. naritsimba ( 06/09/2007 07:30)
tsy manaiky gisitra koa ny bandy eh!

http://img201.imageshack.us/img201/2462/img1151ij7.th.jpg
277. ari.malala ( 06/09/2007 07:32)
bobone, voray daolo ny vondalana fa msotra betsaka! ts mande ndray ny tel ndriko an:-( nanandrana niantso za hatram 8maraina fa oqp fonafonafona! hatramzao:-(
278. mimich ( 06/09/2007 07:46)
naritsimba:

mimich>>> io ary ny WC tadiavinao e, efa raikitsa io
http://img264.imageshack.us/img264/171/img1084ea8.th.jpg
:-D:-D:-D:-D:-D naritsimba>[size=20px]W.C[/size] fa WC ka
ary inn tia mahatapa-tsinay an'i wata, moramora ihany fa zahay tsy mahay mitsabo
279. naritsimba ( 06/09/2007 07:46)
http://img404.imageshack.us/img404/3815/img1269vv5.th.jpg


Fahatsiarovana tsara iny tany Mahajanga iny, io ny toerana nivantanana sy nipetrahana, asa aiza indray ny manaraka...
Raha misy ny fahavononana ho antsika rehetra dia vonona foana ny tenanay hitady hevitra ahafahana mifanampy hanatontosana zavatra tsara sy matotra hatrany.

Ezahina koa ny hahatomombana hatrany ny fiarahana eo amintsika rehetra, tsy maintsy misy mantsy ny indro kely fa tsy ataontsika sakana tsy hahavitan-javatra izany.

280. mimich ( 06/09/2007 07:48)
naritsimba:

Ity indray no solon\'i zoky Ravatorano tany @ plage eh!
http://img155.imageshack.us/img155/1394/img0833ky7.jpg
:-D:-D:-D:-D:-D , zao izany ilay atao hoe maka sary ny mpaka sary
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4033