vacances Mahajanga Namana serasera - vaovao tapatapany
302. bobone
(
06/09/2007 14:09)
Naritsimba ! misaotra @ le sary e! mankasitraka feno!
Sasa: miasotra akia fa tonga ny hafatra an! Atra homba anareo e!
Ari-malala: zany ve akia ! misaotra indrindra e! de tsy misy fisaorana t@ le voan-dalana! biz akia an!

303. diamondra27
(
06/09/2007 18:23)
bobone: hitako le izy ka!:-*:-*
eo aza fa tsy saropiaro tsony za fa namana daholo reo e

305. fijo
(
06/09/2007 19:50)
saotra naritsimba an,
tywa an,za vao naika hiteny hoe aza asiana sary kaly intsony fa mahanoana.
ary tonton le matory wa,de ita ny tanan'i tatine e.
wata ,le sipa mitanamasikita eo akaikin'ialahy amin'ny sary miaraka letsy no tsy haiko an.
samoana sy lanto ary tywa an,alefaso koa ny sarintsika fa aza manaiky resin'ny mpisikotra akoho eo e.na dia tena hita tokoa aza fa tena havanana le olona amin'ilay fisokirana le izy(fona ao neny an)
mimich an,hoavy ihany stefa amin'ny gatoW.C an

306. naritsimba
(
07/09/2007 05:35)
ireo ny zana-tserasera tany Mahajanga miampy ilay zazakely mbola minono
http://img81.imageshack.us/img81/713/1000824ps9.jpg

307. naritsimba
(
07/09/2007 05:43)
ireo namana serasera Mahajanga sy ny namana sambany vao niaraka t@ serasera tranainy, t@ io vao nifankahita ireo olona ireo fa dia tahakan'ny efa nifankahalala hatry ny ela,
ambiance tsy nisy ohatran'izany r'ireto an! afaka mifanampy foana n'aiza n'aiza, tsy voasakan'ny elakela-trano sy ny elanelan-tany ny fifankatiavana, ny irariana dia ny hitohizany hatrany hatrany.
http://img79.imageshack.us/img79/3131/1000826fu9.jpg

308. naritsimba
(
07/09/2007 05:52)
Ny diavolana am-batolampy mampanembona hava-tiana
Ny patrakalan'Angavokely mampanembona ireo lavi-kavana
Fa ny harivariva mena masoandro any Mahajanga kosa ahatsiarovana an'Iarivo tanana nialana!!!
Ry lasako, hoy ny hiran'i Solo izay...!!!???
http://img201.imageshack.us/img201/3267/avylavitramahajanga062au1.jpg

309. xxx
(
07/09/2007 06:39)
Nanana babysiter ihany koa ny serasera tany Mahajanga, na tao @ trano nipetrahana na tany @ plage...!!!
http://img167.imageshack.us/img167/7631/img1103yz7.jpg
http://img292.imageshack.us/img292/9559/img1104sd9.jpg

311. naritsimba
(
07/09/2007 07:00)
Mba jereo ange ny hakanton'ny zava-boary nataon'Andriamanitra e!!!!
http://img166.imageshack.us/img166/8923/sunp0106to8.jpg
http://img522.imageshack.us/img522/6318/sunp0107yn4.jpg

312. nirijimka
(
07/09/2007 13:20)
heheheheh, milay lesy ra naritsimba a!
mamzelikely a, za vonoan foan @ billard refa ok nareo
sasa

313. Samoana
(
07/09/2007 13:34)
Afak'andro indray ny week end fa hijery album ! 'saotra Ranaritsimba a^:^ !
314. fijo
(
07/09/2007 19:28)
misaotra naritsimba an,tena kanto le zavaboahary ka;ooooohhhhhhhhhh
mamzely an,efa hafaka manao ankizyhono fa misy babysitera

315. rapala
(
07/09/2007 20:24)
tena tsara be tokoa ireo sary sy ny fihaonana tany majunga izany an...misaotra mampitsiriritra anay tsy nande e!:D
316. watafon
(
08/09/2007 11:29)
nix: efa aty anaty ala lesy a io an ! sur elah fa coca an ? :-D
lo : refa miakatra ndray zany lesy an !
lo : refa miakatra ndray zany lesy an !
317. lo
(
09/09/2007 07:02)
watafon > zany v tsy mbola elaela less, d nentinlĂ any zany carapace :lol:
318. lanto
(
09/09/2007 08:10)
Dia ahoana indrya hono ny amin'ny heritaona ? Mbola any ihany sa hiova faritany indray ? Ohatry ny hoe mba ho avy rehefa manontany :-D
319. sasa
(
10/09/2007 04:49)
naritsimba misaotra am le sary nalefanao eto koa, hi hi hi d atovy amzay ny cd ho an'ahy fa le lasa taty nataon'ny avylavitra tsy nisy nin nin akory
mimich hi hi hi ahoana indray izany santazy miaraka am meli-melo izany e! hi ih ih hihi efa manomboka maharaka an'le WC za e!
lanto miova faritany indray isika kan! izay no faniriana izao ny hahatongavanjy koa
watafon le sarin'izy 2 vavy teny am bord tsy azo alefa eto kan! trop be kosa ireny an!:-D:-D:-D