Ny tenin'Atra dia toy ny fitaratra.Ahoana izany?

101. ari.malala ( 01/08/2007 07:53)
za koa d nainka hanao io fanamarihan'i Rasiligaoma io... mailaka ery hitsikera nefa tsy misy raha azo akory ilay tsikeraina...raha tsy fahafantarana no ametrahana fanotaniana tsy maninona raha teha tys fahalalana no iadivana hevitr atsy maninona, fa efa azavaina izao hoe izao anie no tena fotor'io zavatra io, avy eo tsy manaiky fa ny azy iany no asesiny... manjary manafintohina anie e! maika aho izao fa raha mbola ilaina ny anamafisana hoe aiza hoaiza ao @ baiboly ireo lohahevitra dinihina am raozery de rariva entiko eto.
102. Mandefitra ( 01/08/2007 09:06)
Zay no ataoko hoe samia ihany ihany mijery Fitaratra any ampisokony, ndrao miova Ilay endrika satria samy manana ny taram-pahazavany ny fisoko tsirairay, arakaraky ny itarafan'ny masoandro azy.
Raha zaho zao, tsy mila zany intermédiaires be dia be izany aho satria efa afaka miresaka mivantana @ Andriamanitra Raiko, noho i Kristy nandatsaka ny Rany.
Kolosiana 1:20 sady Izy (Jesosy Kristy)no hampihavanany ny zavatra rehetra aminy, ka dia ny rany teo amin'ny hazo fijaliana no nanaovany fampihavanana - eny, Izy, hoy izaho, no fampihavanana izany, na ny ety ambonin'ny tany, na ny any an-danitra
103. boraingy ( 01/08/2007 09:39)
Mandefitra:

Aza ny vato no asaina miteny vao mino.

boraingy mpangala-pihinana hoy i Dada

Lalao ny Fianakaviana

Amin'ny Anaran'i Jesoa Krisry. Amen
104. ikaretsaka ( 01/08/2007 14:09)
boraingy:

Efa ampy ny Teny.

dia naninona no mbola nalefany ny TENANY? naninona no mbola napetrany ny FANAHINY? naninona no novany ho Tenany ny mofo, ho lasa sakafom-panahy amintsika? naninona no mbola nasiany olomasina sy olona voahosotra hampianatra antsika ny momba azy?

boraingy:
Be Fitiavana Andriamanitra.

eny .. matoa izy tsy nianona t@ teny fa nanao izay mety ho ala nenina rehetra, ho antsika, sy manampy antsika lalandava fa tsy nitatatata tao anaty baiboly fotsiny

Indice: namparary kibo an'i Jaona ny horonan-taratasy kely nampihinanan'ny Anjely azy ao amin'ny Fanambarana. Ario amin'izay fa efa voasoratra ao ampontsika ny Tenin'ny Ray.

jereo ary: avy aiza ilay anjely? sao kosa ny taratasy no namparary kibo fa tsy ny teny?

Aoka hipoaka ny sarombilany ho an'ny Gasy.

ny Gasy ihany angaha ny vahoakan'Andriamanitra? dia miverina @ ny hoe nga ny Jiosy ihany no vahoakan'Andriamanitra!
Andriamanitra nahary izao tontolo izao fa tsy ny Gasy ihany Ramose a!

Hirao amin'ny Fo ireo Hira Malagasintsika momba an'Andriamanitra.
Handeha an-kafaliana hanatona an'Andriamanitra aho e!

Hra ao amin'ny fihirana inona kay io? hmmm:wink:
miaraka ao anatin'io fihirana io koa ny Hira MALAGASINTSIKA momban'i Maria Ramose a!
Hiran'i Bebenareo koa ny 'Mba fotsy manjopiaka ity rahona avy ity'

Hiran'ny Nenibeko io fa izaho niboraingy tsy nino an'i Maria ho Renin'Andriamanitra izany. Ilay Amen no aoka hanamarina fa inona moa izay izaho? tanimanga kely mora potika ery! Raha tsy Jesoa Kristy tsy hitako ny Lalan-tsara.

dia efa averiko foana.. hita ny lalantsara fa rehefa mizotra dia mila jiro @ sisin-dalana, mila

Mitandrema ry Malagasy fa efa tonga ny fotoam-pijinjana.

Fa ahoana no ahalalanao fatratra fa fotoam-pijinjana izao?
Dia averiko indray: nga ny Gasy ihany no vahoakan'Andriamanitra ?

Amboary ny Lalan'i Jehovah! Ataovy Mahitsy Ny Lalan-kalehany.

dia misangojy indray... eo lalana mankany amin'ny Tompo no vetiventesinao...
sy lazainao hoe handeha any aho.
avy eo ny lalany indray? Aiza ny tianao hahatongavana?

AMDG

105. ikaretsaka ( 01/08/2007 14:14)
Mandefitra:

Zay no ataoko hoe samia ihany ihany mijery Fitaratra any ampisokony, ndrao miova Ilay endrika satria samy manana ny taram-pahazavany ny fisoko tsirairay, arakaraky ny itarafan'ny masoandro azy.

dia ahoana ny momba ilay fisoko anakiray voalazany ao anaty baiboly fa nakininy t@ ilay Apostoly Vato dia na ny varavaran'ny Helo aza tsy mampaninona azy?

Raha zaho zao, tsy mila zany intermédiaires be dia be izany aho satria efa afaka miresaka mivantana @ Andriamanitra Raiko, noho i Kristy nandatsaka ny Rany.
Kolosiana 1:20 sady Izy (Jesosy Kristy)no hampihavanany ny zavatra rehetra aminy, ka dia ny rany teo amin'ny hazo fijaliana no nanaovany fampihavanana - eny, Izy, hoy izaho, no fampihavanana izany, na ny ety ambonin'ny tany, na ny any an-danitra

dia tsy nila an'i Paoly niteny an'io akory izany ianao fa i Paoly niteny an'io dia efa intermediaire! ho ho!
AMDG

106. Mandefitra ( 02/08/2007 04:43)
dia tsy nila an'i Paoly niteny an'io akory izany ianao fa i Paoly niteny an'io dia efa intermediaire! ho ho!

Tsy mitovy ngamba ny zavatra resahina, ny ahy ny intermediaire tsy ilaiko le hoe "Masina Maria Renin.Andriamanitra mivavaha ho anay mpanota", na irony hoe Karazana OloMasina mpiaro @ aretina isankarazany irony.
Efa nampianarin'ny Tompo ahy ny mivavaka, efa nolazainy fa na inona angatahinareo @ Raiko, @ Anarako de ho azonareo zany, efa nolazainy fa zay mihinana ny nofoko sy misotro ny Rako, Zaho ho aminy, izy ho ao amiko.
Ampy tsara ny fanavotany sy ny Rany nalatsany ho fampihavanana araky ny lazain'i Paoly.
107. Rasiligaoma ( 02/08/2007 04:45)
dia tsy nila an'i Paoly niteny an'io akory izany ianao fa i Paoly niteny an'io dia efa intermediaire!

hafa indray iny lojika iny, fa eny tokoa e, iombonako hevitra
108. Mandefitra ( 02/08/2007 05:07)

Hoy Ika:
dia efa averiko foana.. hita ny lalantsara fa rehefa mizotra dia mila jiro @ sisin-dalana, mila

Efa manana ny fahazavana zahay ka ....
Jaona 8:12 Ary Jesosy niteny tamin'ny olona indray ka nanao hoe: Izaho no fahazavan'izao tontolo izao; izay manaraka Ahy tsy mba handeha amin'ny maizina, fa hanana ny fahazavan'aina
109. Rasiligaoma ( 02/08/2007 05:17)
Ataovy hoe misy olona mijoro mitazona Jiro be ery ambony ery,
Ataovy hoe zahako avy aty an-tranomaizina no manjepizepy mankany, manaraka an'io jiro io. Impiry tafitohina sy midona zahako raha amin'izao fotsiny?
ary impiry midona sy tafitohina aho raha misy jiro sy poteaux misy signes betsaka manoro ahy hoe par ici par la ...?

dia averiko ny Lojikan'i Ika:
Jaona 8:12, intermediaire i Jaona eto nampita ilay izy tany aminao :-D
110. Mandefitra ( 02/08/2007 05:56)
Jaona 8:12, intermediaire i Jaona eto nampita ilay izy tany aminao

TSy novakian i Rasil ngamba le valiny teo ambony fa aleo avriko eto ndray :
Tsy mitovy ngamba ny zavatra resahina, ny ahy ny intermediaire tsy ilaiko le hoe "Masina Maria Renin.Andriamanitra mivavaha ho anay mpanota", na irony hoe Karazana OloMasina mpiaro @ aretina isankarazany irony.
Efa nampianarin'ny Tompo ahy ny mivavaka, efa nolazainy fa na inona angatahinareo @ Raiko, @ Anarako de ho azonareo zany, efa nolazainy fa zay mihinana ny nofoko sy misotro ny Rako, Zaho ho aminy, izy ho ao amiko.
111. Mandefitra ( 02/08/2007 05:59)
Ataovy hoe misy olona mijoro mitazona Jiro be ery ambony ery,
Ataovy hoe zahako avy aty an-tranomaizina no manjepizepy mankany, manaraka an'io jiro io. Impiry tafitohina sy midona zahako raha amin'izao fotsiny?
ary impiry midona sy tafitohina aho raha misy jiro sy poteaux misy signes betsaka manoro ahy hoe par ici par la ...?

Iray ihany Fahazavana, sady mazava zay rehetra ao aminy ka tsy misy maizina ... ka tsy azoko hoe nivoaka avy ao anaty tranomaizina avy aiza raSililigaoma, sady raha izany, mpanakona hazavana zany no ilaina' ingahy, na satroka kaskety fa sao mirepirepy sa?
112. boraingy ( 02/08/2007 06:02)
Ataovy tsy misy parasite fotsiny radionao. Ny olombelona aza nahavita Hifi ka ny Endrik'Andriamanitra indray ve?

Haleluia!

Boraingy tsisy ilana azy!!
113. niryna ( 02/08/2007 06:03)
mbaliana:

boraingy> marina fa ampoka ary tena mazava ny resaka momban'i Jesoa...
fa izany akory tsy midika fa tsy azo hajaina koa ny Reniny...io Reniny io mihitsy aza no niseho vatana (fisehoana tany Lourdes sy ny hafa mbola tsy voamarina) tamin'ny olombelona hoe hiaraka mivavaka aminareo aho indrindra eo amin'ny fotoana sarotra iainanareo (mivavaha ho anay mpanota ankehitriny ary amin'ny andro ahafatesanay).. mbola tsy niteny taminao izy fa efa niteny kosa tamin'ny hafa zay nampisehoany koa fa afaka manampy antsika izy...fanetre-tena, fahamasinana ary fahazavana no fomba nentiny niainany nahazoany fahasoavana dia mba zarainy amintsika...atorony antsika...sady raha misy manampy anao mivavaka...eo ampovoany izy ATra...efa nomen'Atra ny fahasoavana lehibe izy dia mba alaina tahaka koa ny fomba fiainany...
Ity mba misy fanontaniana manitikitika ahy: raha mahita olona nahazo fahasoavana be ianao eo anoloanao...ahona ny fomba ifandraisanao amin'io olona io? arabainao izy ...rehefa arabainao izy dia hozy hoe mivavaha miaraka amiko fa efa nomena ahy ny fahasoavana ka ho zaraiko aminareo ihany koa...sa hozy ianao hoe za koa hahita lalana ho ahy manokana hahitako ny fahasoavan'Atra...?

mbaliana a,mety tsy mahita anie ianao fa lasa mivoana ilay izy e,tsy misy manome tsiny anao eo na izay olona manaraka fa ahoana no milaza fa tsy mivavaka kanefa isaky ny miditra ao am-piangonana dia mandohalika mitodika ireny tsangam-baton'olona ireny (tadidio fa asa tanana io ary efa noravan'Atra izany asa-tanana izany satria tsy tiany).Dia mbola lasa indray koa izao ny beben'i Jesosy Masimbavy Ann.Anontanio hoe izay nampianatra anareo aiza ao anaty baiboly no misy ny anaran'i hoe reninin'i Maria ,beben'i Jesosy,ilay masimbavy Ann a?
Tadidio fa mbola tsy nisy Maria no efa nisy Jesosy.Izy no niandohana ary Izy koa no hiafarana.
114. niryna ( 02/08/2007 06:08)
Dia izao koa no tsy fantatry ny sasany,manao sarisary olona kely be dia be izy alefany isaky ny trano hakana vola ary ao ny milaza fa manasitrana,manao an'izao sy izao.Rehefa avy eo ilay sary averin'ny olona satria tsy misy ireny sarisary kely ireny izy.
Aty aminay ireo no feno fa any amintsika tsy misy an'izany.
Manao fanangonana vola koa fa hoe andeha hijery ny pope hono fa angaha izy no andriamanitra ,maninona no tsy mba heno mihitsy ny anaran'i Jesosy ao am-piangonana fa ireo olona masina ireo no tanisaina?Mampalahelo anie ry ireto izany e,ianareo izao no tokony hanapaka ny tady satria efa manomboka nomen'Atra fahazavana.
115. niryna ( 02/08/2007 06:11)
MIala tsiny aho ary hifonako raha ohatra aho milaza ny zava-misy.Raha mandray moa ianareo tsy maninona raha tsy mandray moa fa miziriziry ny hevitrareo,tadidio fa isika rehetra dia samy mitady ny ho voavonjy ny fanahintsika.Matoa isika mbola samy mijanona ato dia misy asa ampanaovin'ny Tompo ho antsika tsirairay avy ,tafiditra amin'izany ireo izay milaza tsy mino.Tsy hoe tsy mino izy fa mitady evidence.Toy ny rano araraka eo amin'ny vato ny tenin'ATra ka na rahoviana na rahoviana dia tsy maitsy misy diany kely foana eo,tsy maitsy ho vaky ihany ilay vato nianjeran'ny rano amin'ny farany.
116. niryna ( 02/08/2007 06:21)
Raha miresaka finoana isika dia tsy ny maha betsaka ny mpiangona no mikaonty fa ny mahabetsaka ny ho voavonjy ny fanahiny.Azavaiko.Raha milaza ianao fa matanjaka be ohatra ny fiangonana atsy na aroa kanefa tsy manao toroteny mikasika an'i Jesosy dia tsaratsara kokoa ny mandeha any amin'ny fiangonana vitsy satria ny teniny dia efa manao hoe raha misy roa na telo no miangona ka mangataka zavatra amin'ny anarako dia eo afovoany aho.
Vakio daholo izay teny rehetra nandeha teto,alaivo ny baibolinao,ampitovio izay nolazaina,mivavaha fa mahery ny satana,tsy tiany ny hiverenananao any amin'Atra.Izany no mahatonga ny loha-hevitra mivoana matetika satria taritiny amin'ny zavatra hafa isika dia tsy tonga any amin'ny tanjona.
Mivavaha,mangataha ny Fanahy Masina hanazava ny tenin'ATra ho anao.Manomboha mamaky baiboly,mety tsy mahazo izay lazaina ianao amin'ny voalohany fa toy ireny manao exercice ireny ihany ,marary daholo ny vatana rehefa voalohany,kivy tsy te-hanao intsony kanefa rehefa mikiry dia mahavita ihany ary ianao ihany no mahazo tombotsoa voalohany avy eo mizara ny hafa.
117. niryna ( 02/08/2007 06:26)
Averiko indray ianao irery no herany,Atra nanome antsika safidy,na isika hanaraka Azy,na isika tsy manaiky izay voasoratra ao anaty baiboly.Manaova recherche,misy mifanohitra ny filazan'ny namana mikasika ny tenin'ATra a,manome reference ho antsika izy,vakio fa aza mety manaiky fotsiny.
Tsy mora ny manara-dia an'ATra kanefa raha miezaka sy mamaky ny teniny ianao dia hisokatra tsikelikely ny fahalalanao ny marina.Ary ny marina no hanafaka antsika rehetra amin'ny fahotana sy ny ota,marary ny tena hilazana ny marina kanefa izany hoe efa marina izany izy.
Fanontaniana ity:
Ahoana izany no hitoriantsika tenin'Atra ka hilazantsika fa Jesosy maty teo ambon'ny hazofijaliana noho ny otako sy ny otanao,kanefa dia ampidirina sy ampianarina azy ireo indray ny hiantso ny anaran'ny reniny ,ny ampiasa ilay saplet izay tsy voasoratra ao anaty baiboly mihitsy izany saplet izany?
118. niryna ( 02/08/2007 06:43)
Miala tsiny aho miala fondro fa misy vaovao lazaiko ity
Efa naheno foana isika ary efa voasoratra ao anaty baiboly fa tokony hanambady ny olona,tsy misy fanankanana ny tsy hanambady.
Vakio ny baiboly I Timoty 4:1-4 Fa ny Fanahy milaza marina fa amin'ny andro aoriana dia hihiemotra amin'ny finoana ny sasany,manaiky fanahy mamitaka sy fampianaran'ny demonia amin'ny fihatsarambelantsin'ny mpilaza lainga ,ka voapetaky ny vy mahay may ny vavanyizay mandrara tsy hanam-bady;ary mampifady hanina ,izay nataon'Atra ho an'izay mino sady mahalala ny marina,mba ho raisiny amin'ny fisaorana.Fa ny zavatra rehetra nataon'Atra rehetra dia tsara avokoa,ka tsy misy tokony hovalivna ,raha raisina amin'ny fisaorana ( I Tim 4:1-4)
Isika olombelona anefa nofo sy ra ary manana ny filana ihany koa ary dia maro ny olona lasa mivadika mifanambady ny lahy sy ny lahy ,ny vavy sy ny vavy.
Ny mampalahelo anefa dia nikiky tao amindry zareo izay nanao izany ny fangirifirina nahazo azy ireo,tsy afaka ny hiteny satria tsy mety tsy mino ny olona hoe mpitondra fivavahana ve dia ahafavita izany.
Vola amina million maromaro no notapenana ny olona tsy hitory 600.000 izay nomen'ireo fiangonana manankarena eran-tany mba tsy hitory ny olona ary eo amin'ny 460 eo ireo olona ,tafiditra amin'izany ny tanora lahy ,sy ny ankizy lahy tanora voavetavetan'ireo lehilahy mpitondra fivavahana ireo.Vaovao nivoaka taty aminay tamin'iny herinandro iny io.Mbola maro ny tsy sahy nitory.
Matoa izany misy vola be ao,matoa tsy iray na roa ny olona mitory dia ao raha,anisany iray fampianara diso izany ilay hoe tsy mahazo manambady.Miala tsiny fa aleo ny olona ahita ny marina.:cry:
119. ikaretsaka ( 02/08/2007 06:45)
Mandefitra:

TSy novakian i Rasil ngamba le valiny teo ambony fa aleo avriko eto ndray :
Tsy mitovy ngamba ny zavatra resahina, ny ahy ny intermediaire tsy ilaiko le hoe "Masina Maria Renin.Andriamanitra mivavaha ho anay mpanota", na irony hoe Karazana OloMasina mpiaro @ aretina isankarazany irony.
Efa nampianarin'ny Tompo ahy ny mivavaka, efa nolazainy fa na inona angatahinareo @ Raiko, @ Anarako de ho azonareo zany, efa nolazainy fa zay mihinana ny nofoko sy misotro ny Rako, Zaho ho aminy, izy ho ao amiko.

resakareo mianaka fa tsy aritro dia hidirako kely: (miala tsinyfa mitsabaka)
i mandefitra ve hatramin'ny niainanao tsy mba nangataka t@ olona mba hivavaka ho anao?
dia inona no mahadiso ilay mangataka fiarahana mivavaka ary?

120. niryna ( 02/08/2007 06:58)
Miala tsiny aho miala fondro fa misy vaovao lazaiko ity
Efa naheno foana isika ary efa voasoratra ao anaty baiboly fa tokony hanambady ny olona,tsy misy fanankanana ny tsy hanambady.
Vakio ny baiboly I Timoty 4:1-4 Fa ny Fanahy milaza marina fa amin'ny andro aoriana dia hihiemotra amin'ny finoana ny sasany,manaiky fanahy mamitaka sy fampianaran'ny demonia amin'ny fihatsarambelantsin'ny mpilaza lainga ,ka voapetaky ny vy mahay may ny vavanyizay mandrara tsy hanam-bady;ary mampifady hanina ,izay nataon'Atra ho an'izay mino sady mahalala ny marina,mba ho raisiny amin'ny fisaorana.Fa ny zavatra rehetra nataon'Atra rehetra dia tsara avokoa,ka tsy misy tokony hovalivna ,raha raisina amin'ny fisaorana ( I Tim 4:1-4)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5482