Ny tenin'Atra dia toy ny fitaratra.Ahoana izany?
162. Mandefitra
(
07/08/2007 07:40)
Za klo tsy Nirina fa mba manitikitika ahy ty:
ianareo mpino katolika no mangaka @ Masina Maria sy ireo olo-masina hivavaka ho anareo, nefa ianareo ko no nilaza fa sady mandray ny Teny no mihinana ny Tena n i Kristy, zany hoe Jesosy efa ao anatinareo (Imanoela:amintsika Andriamanitra).
Tsy mifanohitra ve zany?Kristy efa ao anatiko,nefa indro za fa hiteny @ Maria hoe lazao an'i Kristy zao hafatra izao. :roll:

163. tywa68
(
07/08/2007 09:46)
i Mandefitra angaha tsy mba mitondra am-bavaka ny namana ? ny havana ? ny pasitera angaha tsy mivavaka ho an'ny mpiangonna na dia miara-miangona eo aza ? :lol: Dia ohatr'izay koa ny andrasanay @ i Masina Maria sns ... tsy maninona hoy ianao fa finoana dhl zany :-D
164. Mandefitra
(
07/08/2007 10:22)
Zay no nataoko hoe finoana io fa tsy iraisana.Ary ataoko fa tsy hanome tsiny ny katolika ra tsy mangataka @ Maria na ireo olomasina zahay satria tsy mety aminay ilay izy. EN plus, efa an hetsiny maro nareo no manao tohy vakana mangataka vavaka amindry zareo, ka aleo ihany ny anay alefa mivantana ko.
Sady zay rahateo no nampianarin' i Kristy :
- "na inona angtahinareo @ Ray @ anarako de ho azonareo zany".
-"Hitaredretra va Izy ka tsy hamaly ny olony?"
-"ka ianareo na dia ratsy aza mahalala manome zava-tsoa ho an'ny zanakareo, maika fa ny Rainareo zay any andanitra ..."

165. ari.malala
(
07/08/2007 11:32)
fa na tsy mangataka aminy aza anie ianareo mivavaka hoanareo foana izy e! reny tsy mba miangajanaka mantsy izy izay! :)
168. niryna
(
08/08/2007 04:51)
ari.malala:
niryna, ary tsy novalianao mintsy mantsy ny fanotaniako?? sa tsy hitanao? ndraso alo averiko,
Dia inona kay ny atoan'i niryna eto? tsy manelanelana ny olona @ ATra v enao zao? enoa mitory sns, nefa d hoe JEsoa irery no lalnaa mankany am Ray... ts mila anoa anie zany ra i JEsoa IRERYa o lalana e!!! ary refa miteny ianao fa hivavaka hoan'olona iray d ts manelanelana koa v enao fa tonga d le ol mivantana no miresaka @ ATra? sa enao miteny hoe ndana tonga d Atra mivantana tenenina sa hoe ndana JEsoa mivantana tenenina fa izy no lalana mankany @ Ray??? fa manin refa izahay Katolika no mangataka @ olomasina hivavaka hoanay d ts mety ny intermediaire? ary hono hoa ry niryna, ts finoan'ny gasy v kay ny hoe mitahy ny razana??? sa nareo efa ts mino anzany tsony??? d zay hoa, averiko iany ny fanontaniako ts nasinao valiny hoe manin refa miteny enao hoe hivavaka hoan'olona iray, hitondra am-bavaka olona iray ts manin, fa manin refa ny Renin'Andriamanitra na ireo olomasina sy olon-tsambatra no angatahina hivavaka d ts mety, fa raha ny samy mbola mpanota aza milaza fa mifampivavaka mino fa handaitra iny vavaka iny d manin ny olona masina sy efa any anilan'ny Tompo no tsy mety??? mba valio azafady!!!
Miala tsiny aho raha tsy namaly fa zavatra fotsibe fotsiny no voaraiko tato nandritra ny dimy andro.Androany vao nahazo namaly aho ,ny antony dia tsy fantatro.:cry:
169. niryna
(
08/08/2007 04:55)
niryna:
Mbola hitohy ny fanazavako io teny anglisy manazava ny rosary io .
Misaotra antsika namaky,ary miala tsiny fa lava .:*
Tsy hino ianareo raha hilazako fa nisy ni-bloque ny hafatra izay nalefako tato amin'ity sehatra ity nandritra ny dimy andro,izay alefako dia nisy nanala fa zavatra fotsibe fotsiny no miverina.Ity hafatra iray ity ihany anefa.:cry:
170. ikaretsaka
(
08/08/2007 04:58)
sao kosa nisy zavatra niseho (ohatra hoe karazana fambara) taminao t@ alalan'izany zavatra fotsibe izany nandritra izay 5 andro izay fa saingy tsy fantatrao?
dia zavatra fotsy (izany hoe tsy nahita ninoninona teo @ le fitaratra ianao)?
ny olona anefa nahita?
mba eritreritra ny ahy iny, fa resaka fitaratra moa ny resaka, dia lasa ihany ny eritreritra! fa na izany aza, tsy mahasakana ny tena sy ny saina sy ny fanahy hikarokaroka sy hanontany tena

171. niryna
(
08/08/2007 05:26)
Mandefitra:
Zay no nataoko hoe finoana io fa tsy iraisana.Ary ataoko fa tsy hanome tsiny ny katolika ra tsy mangataka @ Maria na ireo olomasina zahay satria tsy mety aminay ilay izy. EN plus, efa an hetsiny maro nareo no manao tohy vakana mangataka vavaka amindry zareo, ka aleo ihany ny anay alefa mivantana ko.
Sady zay rahateo no nampianarin' i Kristy :
- "na inona angtahinareo @ Ray @ anarako de ho azonareo zany".
-"Hitaredretra va Izy ka tsy hamaly ny olony?"
-"ka ianareo na dia ratsy aza mahalala manome zava-tsoa ho an'ny zanakareo, maika fa ny Rainareo zay any andanitra ..."
=D=D
172. niryna
(
08/08/2007 05:39)
ikaretsaka:
sao kosa nisy zavatra niseho (ohatra hoe karazana fambara) taminao t@ alalan'izany zavatra fotsibe izany nandritra izay 5 andro izay fa saingy tsy fantatrao?
dia zavatra fotsy (izany hoe tsy nahita ninoninona teo @ le fitaratra ianao)?
ny olona anefa nahita?
mba eritreritra ny ahy iny, fa resaka fitaratra moa ny resaka, dia lasa ihany ny eritreritra! fa na izany aza, tsy mahasakana ny tena sy ny saina sy ny fanahy hikarokaroka sy hanontany tena
Nalefako io ilay izy vao nivoaka,ny namako koa mitaraina fa mandefa hafatra dia tsy misy tonga any amin'izay alehany.Misaotra na izany aza.
173. niryna
(
08/08/2007 05:43)
Ny tenin'Atra dia efa naseho antsika fony zaza isika.
Fa hatrin'ny fony vao zaza hianao dia efa nahalala ny soratra masina,izay mampahahendry anao ho amin'ny famonjena amin'ny finoana izay ao amin'i kristy J.Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Atra dia mahasoa koa ho fampianarana ,ho fandresen-dahatra,ho fanitsiana izay diso ,ho fitaizana amin'ny fahamarianana,mba ho tanteraka ny olon'Atra ho vonona tsara ho amin'ny asa tsara rehetra. II Tim 3:16-17
Ny teny izay aloaky ny vavako dia tsy hiverina amiko foana Isaia 55:11
Ny tenin'Atra dia tsy hiverina aminy fa na mamelombelona ny fanahy ilay izy ho an'izay mihaino azy na manameloka azy satria manda ny tenin'Atra ilay olona

174. niryna
(
08/08/2007 06:04)
Mahery ny tenin'Atra.Fiainana ho an'izay mandray azy ihany koa
Ny teny izay lazaiko anareo dia fanahy sy fiainana Jaona 6:3
Afaka hitarafan-tsika ny fiainana ny tenin'Atra ary ny fianarana azy,ny fitadidiana ilay teny dia hery iray lehibe ahafahana mihatrika ny fiainana satria manana hery miafina izay tsy takatry ny sainy izany tenin'Atra izany ary mamelombelona ny fanahy ho an'izay miaina sy mino azy.
[i]Fa velona sy mahery ny tenin'Atra ka maranitra noho ny sabatra roa lela,ka manindrona hatramin'ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona sy ny tsoka,ka mahay mamantatra ny eritreritra sy ny fisainan'ny fo. Heb 4:12
Ny tenin'Atra dia hitarafana ny fiainana ka na manapaka ny fatotra mangeja vokatry ny satana ary dia miverina amin'Atra ka ahavonjy ny aina na hiandry ny fitsarana .Ary izany no antony anantonana an'i kristy izay mpanavotra antsika sy tompontsika.Satria any aminy irery no misy ny fanavotana mba ahafahantsika mifandray amin'ny Ray.Tsy misy olona mahay manantona Ahy raha tsy nomen'ny Ray azy izany. Jaona 6:65.

175. niryna
(
08/08/2007 07:10)
ari.malala:
niryna, ary tsy novalianao mintsy mantsy ny fanotaniako?? sa tsy hitanao? ndraso alo averiko,
Dia inona kay ny atoan'i niryna eto? tsy manelanelana ny olona @ ATra v enao zao? enoa mitory sns, nefa d hoe JEsoa irery no lalnaa mankany am Ray... ts mila anoa anie zany ra i JEsoa IRERYa o lalana e!!! ary refa miteny ianao fa hivavaka hoan'olona iray d ts manelanelana koa v enao fa tonga d le ol mivantana no miresaka @ ATra? sa enao miteny hoe ndana tonga d Atra mivantana tenenina sa hoe ndana JEsoa mivantana tenenina fa izy no lalana mankany @ Ray??? fa manin refa izahay Katolika no mangataka @ olomasina hivavaka hoanay d ts mety ny intermediaire? ary hono hoa ry niryna, ts finoan'ny gasy v kay ny hoe mitahy ny razana??? sa nareo efa ts mino anzany tsony??? d zay hoa, averiko iany ny fanontaniako ts nasinao valiny hoe manin refa miteny enao hoe hivavaka hoan'olona iray, hitondra am-bavaka olona iray ts manin, fa manin refa ny Renin'Andriamanitra na ireo olomasina sy olon-tsambatra no angatahina hivavaka d ts mety, fa raha ny samy mbola mpanota aza milaza fa mifampivavaka mino fa handaitra iny vavaka iny d manin ny olona masina sy efa any anilan'ny Tompo no tsy mety??? mba valio azafady!!!
Miala tsiny aho fa tsy mety tafiditra mihitsy sy tsy nahita izay vaovao tato mihitsy aho elabe.Ilay 30/06/07 an'ika iny no hitako tapany dia tsy mety miditra sy nisy namafa izay nalefako isan'andro.:cry:
Andriamanitry ny velona no hivavahana fa tsy an'ny maty.Efa nomeko tonony maro ao anaty baiboly ianao fa mety tsy novakianao mihitsy.Averiko indray ilay izy hoe moa ve ny maty afaka midera an'Atra?Ny valiny ao anaty baiboly io fa izao tsy hiteny na hiresaka fotsiny a.Ny maty dia naman'ny maty ary tsy afaka hidera an'Atra na hivavaka amin'ny olona velona.Mbola velona ny olona no mila mitady ho vonjena ny fanahiny fa rehefa maty dia izay (dangy vita hatreo ny fanomezana ny tenin'Atra ataon'iny olona iny,toy izany koa raha mbola velona ihany ny fanahintsika no mibebaka sy manantona ary mangataka famelankeloka na mamela olona fa raha maty ilay olona dia vita hatreo izany.Ianareo moa mino ny afo fandiovana ka dia manaova izay hiadanin'ny kibo izany ety an-tany dia omena vola ny havana hivavaka izay maty.Kanefa kely ny finoako satria voasoratra koa izany.
Nomena safidy isika ari-malala a,natsipy izay aloha ny hafatra ao anaty baiboly,izay mandray ,mandray izay tsy mandray Atra no nifidy azy fa tsy ilay olona mitory teny akory.
Afaka mivavaka amin'ny olona isika ary ny vavaky ny maro no mahataka-danitra fa tsy ny maty tsy mifoha ao am-pasana intsony,io dia mbola betsaka ary mbola mahita aho hatramin'izao mitondra labozia mivavaka ilay ray efa maty taona maro.Mahazo vola aloha ny mpivarotra labozia e.Iny ilay ramatoa fa mitantara ny vadiny efa maty amam-polon-taonany maro dia mandrehitra labozia kely dia miresaka aminy eo,moa tsy fantany fa maty tsy miverina intsony ,lasa izy,ny fanahiny no mbola velona fa ny vatany fotsiny no ao am-pasana,koa lasa misidina eny amin'ny habakabaka toy ny devoly indray izany ilay olona maty raha izany.
176. ikaretsaka
(
08/08/2007 13:02)
Andriamanitry ny velona no hivavahana fa tsy an'ny maty
jereo koa ny antony ao @ ilay dinika baiboly katolika... (sa iniana tsy jeren'i niryna io)
sy ireo toko sy andininy maro nomeko ao ambony ao fa nanamarina ireo
jereo koa ny antony ao @ ilay dinika baiboly katolika... (sa iniana tsy jeren'i niryna io)
sy ireo toko sy andininy maro nomeko ao ambony ao fa nanamarina ireo
177. tywa68
(
08/08/2007 14:14)
Hoy i niryna :
Niryna : ny katolika aloha tsy mivavaka @ maty na @ sary vongana sns … toa izany foana no tianao averina eto, fa maninona ? sa rehefa averina matetika d mahasarika olona hafa (eo am-pitadiavana ny lalany !!!) tsy mitsara aho fa mba lasa eritreritra, ary indrindra mamaky ihany ny zavatra voasoratra eto, zay vô manoratra ! dia ezahina tsy hanafi-tohina olona ny soratana satria tsy misy manana ny marina isika eto, na dia hamerimberina foana aza hoe izao no tena izy sns … sa ahoana hoy Niryna ?
Efa hita t@ sujet hafa fa io ramatoa io miresaka @ vadiny efa maty fa tsy mivavaka aminy, sa hitanao ny ao am-pòny ?
Tiany eritreretina angambany hoe efa any akaikin’ny Ray ny vadiny, dia ilay labozia tsy midika hoe inona, fa marik’ilay fiarahana @iny fotoana iny ! koa raha te hamelatra elo izy inona no olana e ? fa aza tonga d tenenina hoe mivavaka @ elo koa !!!
Ianao no mieritreritra hoe mivavaka @ maty izy (raha mahafinaritra anao dia tohizo), ary ny fanahiny, na ianao na izaho manoratra eto tsy mahalala hoe aiza satria an’Atra izany !
Aza atao hoe devoly misidina eny @ habakabaka sns... rehefa tsy hay fa "aza anontaniana ny anton’izany … " hoy ianao tatsy ambadika tatsy, sa nosoratana fotsiny koa io hanokafana blabla ?
Na izany aza, inona no manakana an'ilay ramatoa hivavaka ho an'ilay vadiny ?? :lol:
Afaka mivavaka amin'ny olona isika ary ny vavaky ny maro no mahataka-danitra fa tsy ny maty tsy mifoha ao am-pasana intsony,io dia mbola betsaka ary mbola mahita aho hatramin'izao mitondra labozia mivavaka ilay ray efa maty taona maro.Mahazo vola aloha ny mpivarotra labozia e.Iny ilay ramatoa fa mitantara ny vadiny efa maty amam-polon-taonany maro dia mandrehitra labozia kely dia miresaka aminy eo,moa tsy fantany fa maty tsy miverina intsony ,lasa izy,ny fanahiny no mbola velona fa ny vatany fotsiny no ao am-pasana,koa lasa misidina eny amin'ny habakabaka toy ny devoly indray izany ilay olona maty raha izany.
Niryna : ny katolika aloha tsy mivavaka @ maty na @ sary vongana sns … toa izany foana no tianao averina eto, fa maninona ? sa rehefa averina matetika d mahasarika olona hafa (eo am-pitadiavana ny lalany !!!) tsy mitsara aho fa mba lasa eritreritra, ary indrindra mamaky ihany ny zavatra voasoratra eto, zay vô manoratra ! dia ezahina tsy hanafi-tohina olona ny soratana satria tsy misy manana ny marina isika eto, na dia hamerimberina foana aza hoe izao no tena izy sns … sa ahoana hoy Niryna ?
Efa hita t@ sujet hafa fa io ramatoa io miresaka @ vadiny efa maty fa tsy mivavaka aminy, sa hitanao ny ao am-pòny ?
Tiany eritreretina angambany hoe efa any akaikin’ny Ray ny vadiny, dia ilay labozia tsy midika hoe inona, fa marik’ilay fiarahana @iny fotoana iny ! koa raha te hamelatra elo izy inona no olana e ? fa aza tonga d tenenina hoe mivavaka @ elo koa !!!
Ianao no mieritreritra hoe mivavaka @ maty izy (raha mahafinaritra anao dia tohizo), ary ny fanahiny, na ianao na izaho manoratra eto tsy mahalala hoe aiza satria an’Atra izany !
Aza atao hoe devoly misidina eny @ habakabaka sns... rehefa tsy hay fa "aza anontaniana ny anton’izany … " hoy ianao tatsy ambadika tatsy, sa nosoratana fotsiny koa io hanokafana blabla ?
Na izany aza, inona no manakana an'ilay ramatoa hivavaka ho an'ilay vadiny ?? :lol:
178. Rasiligaoma
(
08/08/2007 19:58)
ary i Niryna ity miteniteny foana, rehefa tsy mahay dia manontany fa tsy miteniteny foana!
Ny labozia sy ny afo dia:
-simbole n'ny fahazavana Ny jiro tsy atao ambany latabatra sy afenina,ary atao eo akaiky hanazava ny fo sy ny fanahy ary ny saina, andramo ny mamaky Baiboly na bokim-bavaka eo ambody labozia fa vao mainka mampiainga be ny fanahy
simbolen'ny fanolorana Sorona dorana, sacrifice, fiaina-baovao.
Tsy mivavaka amin'ny vadiny ilay Ramatoa, fa mivavaka [size=13px]ho[/size] an'ny vadiny

179. niryna
(
09/08/2007 04:34)
Hery a ,maninona no tsy mivoaka foana izay zavatra soratan'ny olona ato?Mba omeo fanazavana kely anie izaho azafady e,ny isa 160 ka hatramin'ny 177 dia fotsibe fotsiny:cry::cry::cry:
Miala tsiny aho ry ireto raha mba te hamaly fa tsy misy mivoaka izay alefanareo ato.Tsy vao indray mandeha ihany no nisy toa ity ary maro ny ankizy no mitaraina fa asorin'izay ao amin'ny foibe ilay izy
Ny antsasaky ny hafatr'ika ihany no mivoaka eto ary 30-07-2007 17:35:31
Misy zavatra hatahoranareo hipoitra ve ny marina no tsy avela ny olona hiresaka e.Tsy maninona fa izany akory tsy hampiova ny fizarako ny tenin'Atra ianareo aza manaiky ampiasan'ny devoly.Mamela anareo izay ao amin'n foibe ao aho.
Efa ho enina andro no tsy mivoaka sy tsy mandalo ato anatin'ny ordinateur-ko ny valiny tian'ny ankizy alefa ary ato amin'ity ny tenin'Atra ity ihany fa tsy any an-kafa.:roll:

180. niryna
(
09/08/2007 04:39)
niryna:
The Rosary is Blasphemy Against God!
The rosary is a damnable heresy, nowhere taught in the Word of God. I am saddened that so many people have fallen hook, line, and sinker for the damnable teachings of the Roman Catholic religion. I say "damnable teachings" because they are NOT based upon the Bible, but rather upon traditions and superstitious fairytales (like Fatima). The following GREEN paragraph is from www.Catholicity.com, titled "The Fifteen Promises of the Rosary." I am going to refute these lies with the Bible, my responses will be in bold white type.
The Fifteen Promises of the Rosary
Our Lady made these promises to Christians who faithfully pray the Rosary:
1. To all those who shall pray my Rosary devoutly, I promise my special protection and great graces.
It sounds great, but what is the "special protection" and what are the "great graces." Talk is cheap, you've got to tell us more than that. And what's with the "my Rosary" deal? If the rosary belongs to Mary, where does God fit into the picture? From all the time I have spent dissecting the Catholic religion, one thing is very clear to me...Roman Catholics are utterly consumed in mind, body, and spirit with the "blessed virgin Mary" while Jesus Christ is ignored. I triple dog dare you to watch any Catholic worship service and you'll see Mary exalted to the heavens, but what does the Bible say concerning this heathen practice? The Bible declares...
"Wherefore God also hath highly exalted him, and given him a name which is above every name: That at the name of Jesus every knee should bow, of things in heaven, and things in earth, and things under the earth" -Philippians 2:9,10
Listen to any Roman Catholic worship service and all you will hear is Mary, Mary, Mary! The Bible teaches that ONLY the name of Jesus Christ should be exalted, for there is NO salvation in any other name...
"Neither is there salvation in any other: for there is none other name under heaven given among men, whereby we must be saved." -Acts 4:12
2. Those who shall persevere in the recitation of my Rosary will receive some special grace.
There is absolutely nothing in the Bible teaching such foolishness. God never instructs us to recite anything; on the contrary, God condemns such practices...
"But when ye pray, use not vain repetitions, as the heathen do..." -Matthew 6:7
Catholicism is as heathen as can be! I recently watched a bunch of nuns chanting the rosary on EWTN (the Eternal Word Television Network for Catholics). They just kept chanting...
Mary, Queen of Heaven...we pray to thee
Mary, Queen of all saints...we pray to thee
Mary, Queen of angels...we pray to thee
Mary, Queen of the holy rosary...we pray to thee
And so on...it lasted for several minutes.
Ironically, I frequently get e-mails from Catholics adamantly denying that they pray to Mary. What? Then what do you call the above chants? The nuns were reciting over and over...Mary, Queen of ____...we pray to thee." They are indeed praying to Mary, wickedly so!
Folks, please do NOT be deceived by the devil, Roman Catholicism is straight out of the pits of hell. Jesus Christ is the ONLY Way to heaven, not the blessed virgin Mary. Furthermore, Mary did not remain a virgin (contrary to the perpetual virginity teachings of the Catholic religion). Please don't be deceived by the double-talk of Catholics. In one breath they admit that Mary is not the way to heaven, yet as you will read in promise # 5 below, they do teach that praying the rosary to Mary guarantees heaven. God does not play Word Games like Catholics do; God said what He meant, and we had better listen to Him or else. Romans 3:4 declares, "... let God be true, but every man a liar..."
3. The Rosary will be a very powerful armor against hell; it will destroy vice, deliver from sin and dispel heresy.
What a bunch of lies! Do you really believe that counting 59 beads and a cross on a rosary is going to accomplish anything other than wasting your time? Jesus never taught any such nonsense. The Bible never teaches us to count beads or pray a rosary. In Matthew 6:9-13, Jesus taught us how to pray...
"After this manner therefore pray ye: Our Father which art in heaven, Hallowed be thy name. Thy kingdom come. Thy will be done in earth, as it is in heaven. Give us this day our daily bread. And forgive us our debts, as we forgive our debtors. And lead us not into temptation, but deliver us from evil: For thine is the kingdom, and the power, and the glory, for ever. Amen."
Jesus said, "After this manner therefore pray ye..." Jesus didn't tell us exactly what to pray, but He taught us in what "manner" to pray. I don't see anything about a hail Mary in there. God wants us to adore Him, to worship His good and perfect name. God wants us to seek the kingdom of God first (Matthew 6:33), and God's will in our life. God wants us to be repentant, humble, and forgiving of others. God wants us to pray to avoid temptation (to walk in the Spirit). God wants us to brag on Him and boast about His greatness and power. If you boil this prayer all down into simplest form, you basically have 2 things:
God is everything, and we desperately need God.
Roman Catholics foolishly and sinfully ADD Mary to the list. God will NOT accept any worship that includes Mary or anyone else.
Also, praying the rosary can't dispel heresy because it is heresy itself. The Bible teaches that heresy is exposed by shining the light of God's Word upon the darkness (Psalm 119:105). The Bible is a "lamp" unto our feet to light the path. God's Holy Spirit is our guide to "guide us into all truth" (John 16:13). If a doctrine doesn't fit within the parameters of the Bible, then it is heresy! If you don't like this, then it is only because you do NOT believe the Bible. Praying the rosary will do nothing but waste your time and upset God.
4. The rosary will make virtue and good works flourish, and will obtain for souls the most abundant divine mercies. It will draw the hearts of men from the love of the world and its vanities, and will lift them to the desire of eternal things. Oh, that souls would sanctify themselves by this means.
I dare you to show me any of the above claims from the Bible. The Bible teaches in John 17:17, " Sanctify them through thy truth: thy word is truth." It is the Word of God that sanctifies us (sets us apart "from" the world and "to" God). Catholicism elevates the rosary above the Word of God. The rosary cannot sanctify you. How can you be sanctified by repeating a bunch of vain repetitions? The term "hail Mary" is NOT even mentioned once in the Bible! Not once! Think about it.
5. Those who trust themselves to me through the Rosary will not perish.
This is one of the most blasphemous statements I've read. The Catholic religion teaches that those who trust MARY through the ROSARY will not perish. That's a dirty lie of the devil. The Bible proclaims...
"For God so loved the world, that he gave his only begotten Son, that whosoever believeth in him should not perish, but have everlasting life." -John 3:16
You can pray a million rosaries and trust Our Lady of Fatima (Mary) with all your heart, but you WILL go straight to hell when you die and face the judgments of God. God sent His Son into the world to pay the price, the ransom, for our many sins. Jesus Christ has made salvation available to all men, all you need to do is to forsake your false religion, and place 100% of your faith in Christ alone, not the Great Whore of Catholicism. By the way, Mary (Jesus' mother) is not the great Whore, Mary of the Roman catholic church is the Great Whore. Roman Catholicism has created a MONSTER out of Mary that is all a big lie. False doctrines such as "the assumption of Mary, "the "Immaculate Conception of Mary," and Mary's "Perpetual Virginity" are fictitious lies of the devil nowhere found in the Bible.
6. Whoever recites my Rosary devoutly reflecting on the mysteries, shall never be overwhelmed by misfortune. He will not experience the anger of God nor will he perish by an unprovided death. The sinner will be converted; the just will persevere in grace and merit eternal life.
Wow! Talk about a flame-broiled whopper! This is extreme Catholic blasphemy against a Holy God. No sinner will ever be converted by reciting the rosary! The ONLY hope of salvation is through Jesus Christ ALONE...
"And this is the will of him that sent me, that every one which seeth the Son, and believeth on him, may have everlasting life: and I will raise him up at the last day." -John 6:40
Io izany misy articles milaza ny fanazavana fa maninona no manohitra an'Atra ny fampiasana ny rosary.
FANDIKANA NY TENY NO NALEFAKO TATO MIKASIKA IREO ZAVATRA IREO,KANJO NOFAFAN'IZAY TOMPON'ANDRAIKITRA ATO AMIN'NY SERASERA ARY TSY AFAKA NY ANDEHA HAFATRA AHO,METY HITANAREO ATO NY HAFATRO FA IZAY HAFATRA ALEFANAREO DIA BLOCKEN'ILAY AO AMIN'NY FOIBEN'NY SERASERA.MAMPALAHELO ARY ALEFAKO IHANY FA IZANY AKORY TSY HANAKANA AHY.