Ny tenin'Atra dia toy ny fitaratra.Ahoana izany?

81. niryna ( 31/07/2007 06:16)
ikaretsaka

Voalaza ao amin'ny Soratra Masina (Salamo 16:10, Gen 3:19) fa vokatry ny ota no ahasimban'ny vatana, Izy misy fanahy sy nohasoavina nohon'ny vehivavy rehetra satria ny Tompo ao aminy... Vokatr'izay tsy fisiana ota eo aminy izay nonanadratana ny vatany teo no eo aorian'ny nahafatesany fa tsy lo!
Ao amin'ny soratra Masina dia bedebe ny milaza an'io ohatra vitsivitsy: Enoch (Gen 5:24; cf. Heb 11:5), Elisea (2 Mpanjaka 2:11), St. Paul (2 Cor 12:2,4)

(Fanambarana 12, 1-6) Raha i Jesoa ilay zazalahy io. dia iza ilay vehivavy?[/quote:



Tsy azoko mihitsy ny tianao ho resahina eto.
Noentin'Atra Enoka,ary tsy niverina intsony.Koa mbola misy ihany ve izany ny olona mivavaka amin'io Enoka io miantso azy mba ho tonga any amin'Atra ny hafatra?
[quote=niryna]Nahita ttsy kely izay koa aho mantsy miteny hoe misaotra anao aho ry Saint... fa ...,misaotra anao aho miaraka amin'Atra ianao,mangataka aminao aho mba ...Dia tena gaga aho fa angaha ireny olona maty ireny (ireo antsoina hoy saint.. ianona ,na masindahy ranona mitondra ny hafatritsika any amin'ATRa?
eny... Misaotra an'ilay Saint izy fa nivaly ny vavaka niarahany natao t@ ilay saint, mino aho fa rariny iznay, ohatranao sy ny namanao miaraka mivavaka io dia raha mahazo valim-bavaka ianao dia misaotra ilay namanao... tsy hitako ny mahadiso an'izany!


Fa izy mangata-javatra an'iny olona efa maty iny no nahagaga ahy anie e
Vakio ny Mpitoriteny 9:5-6[i]Fa fantatry ny velona fa ho faty izy,fa ny maty kosa tsy mba mahalala na inona na inona ,ary tsy manana valim-pitia intsony izy,fa hadino ny fahatsiarovana azy.Na ny fitiavany,na ny fankahalany ,na ny fialonany dia samy efa levona ela sady tsy manana anjara intsony mandrakizay amin'izay atao aty ambany masoandro izy
82. niryna ( 31/07/2007 06:43)
boraingy:

Tohiny kely ho an'i ari-malala sy mbaliana

Araka ny loha-hevitra moa dia fitaratra ny Tenin'Andriamanitra. Tenin'Andriamanitra ve ny raozery? Sary toy inona no heverinao hangatahinao vavaka io? Ilay Vazaha fotsy misarom-boaly ametrahanao voninkazo io ve? Mbola velona ve izy io hatramin'izao?

Eo amin'ny tena izy. Fotsy sa mainty Jesoa sy ny Reniny? inona no endrika hita sary ao an-tsaina raha mangataka amin-dreniny?

Aza hafangaro ny fangatahana amin'ny velona sy ny fangatahana amin'izay efa lasa nodimandry.



Izay anie hoy aho e,tsy manome tsiny an'iza aho satria izay no fototra nampianarina azy ireo.Ny tena mampalahelo hoy ilay olona iray izay dia mafy loha izy ireo :roll:tsy mety miova ny tiany na diso aza.Efa hita fa mivavaka dia hoe tsy mivavaka ,maninona no mamarimberina miantso ny anaran'ny olona efa maty kanefa ny Faminaniana 9:5-6 ,ny Salamo 115:16-17 Ny lanitra dia an'i Jehovah.Fa ny tany nomeny ho an'ny zanak'olombelona.Ny maty tsy mba hidera an'i Jehovah.Na izay midina any amin'ny mangingina.
Omeo ao anaty baiboly hoy aho ahitana izany fa mijaly ny olona izay omenareo lalana diso.
Ny ao anaty baiboly ihany no tokony arahintsika sy omentsika ny olona ny reference satria miresaka ny tenin'Atra isika izao.Aiza ao anaty baiboly izany hoe tamin'ny andron'i Jesosy no efa nanao an'io rosary io?
Mbola tsy teraka akory Jesosy dia efa nisy io ary avy amin'ny pagan

Bowing to Mary is a Sin!

Io ary misy article iray indray milaza sy mampianatra antsika fa ny miankohoka na miresaka na mandohalika an'i Mary dia fahotana.

“The children gather wood, and the fathers kindle the fire, and the women knead their dough, to make cakes to the QUEEN OF HEAVEN...that they may provoke me to anger” -Jeremiah 7:18



Notice the Halo around Mary (especially her head). The is an idolatrous practice of the Catholics which symbolizes deity (that she is equal with God). The Babylonians practiced the same idolatrous worship to the Queen of Heaven. Mary is NOT deity, she was a normal every-day woman. Yes friend, Satan is definitely working in the Vatican and in Catholic organizations all across the world. Though most Catholics will deny worshipping Mary, the evidence says something very different! They bow down and literally pray in the name of "Mother Mary" to a graven statue of Mary. This is sinful idolatry! They are lying through their teeth. God makes CLEAR in His Word that He will NOT share His glory with another (that includes Mary).

"I am the LORD: that is my name: and my glory will I not give to another, neither my praise to graven images." -Isaiah 42:8

How could anyone be so foolish to actually bow down in prayer to a statue of Mary, yet at the same time deny that they are worshipping her? Talk about crazy! God clearly command us in the first of the ten commandments NOT to make unto ourselves ANY graven images.


Miala tsiny fa teny anglisy ilay izy ary hiezahako azavaina antsika amin'ny teny gasy raha tsy vitako androany.
Ny tena tanjona dia ny hiverenantsika rehetra hanantona an'i Jesosy izay mamerimberina fa Izy irery ihany no lalana sy fahamarinana ary fiaianana mankany amin'ny Ray
Isika nanana fahotana diso teo anatrehan'ATra
Ny Zanany no nomeny antsika mba hiverenantsika any Aminy indray

Olona:arrow::arrow:Jesosy:arrow::arrow:Ray

Ireo ihany ny ankoatran'izay dia diso ary tsy manarak an'i Kristy.
83. niryna ( 31/07/2007 06:58)
Ary Ny andriamanintsika tia atsika hatramin'ny farany ary mitady izay fika hanavotana antsika foana, ary miala nenina hatr@ farany izy.. izany no mampisy an'io.
last chance e![/quote]
Tsy misy izany last chance ho diovina izany,ianao manao vaky vilana fotsiny raha izany satria resaka Tompo sy mpanompo manana trosa dia ampidirina ao am-ponja,inona no hidiran'ny afo fandiovana amin'izany?
Nanefa ny sazin'ilay mpanompo tsy nahasoa satria namaly ratsy,tsy namela eloka,nibaby ny ziogan'ny otany sy ny nataony izy.Toy izany ihany koa isika rehetra ,ny fahafatesana no tambin'ny ota,kanefa raha manana an'I JESOSY HO TOMPON'NY FIAINANAO IANAO dia tsy mba andalo izany.Na isika miaraka aminy,na isika manohitra aminy,tsy afaka ny hanompo roa isika.
Ika toroy ny marina amin'izay ny olona fa mampalahelo,ampianaro amin'izay izay manomboka mahalala fa Jesosy irery ihany no mediator,akoatra azy dia dehors daholo.
Raha tena milaza ny marina isika dia mba asivo mianatra mivavaka mivatana amin'i Jesosy ny olona .
Aza asiana miantso an'i Mary mihitsy hoe androany:roll:.Raha mahavita an'izany ianao na ny miara-dia aminao dia hisaorana Atra hivavahantsika,raha tsy mahavita izany fa midiridiry ihany miantso sy mamerina ny anaran'i Mary dia anareo ny anareo fa efa vita ny anjaran'ny olona.

Kanefa ny fahasoavana no nomena antsika ,tsy avy amin'ny asan-tsika hoy Izy izany fa sao misy olona hirehareha,

dia nefa hoy i Jakoba 2:14-18 hoe amin'ny finoana sy ny asantsika no hamonjena antsika
I paoly sa i jakoba no marina?
Misy an'ilay resaka talenta koa nolazain'i Jesoa, ataoko fa asa no nampitomboan'ireo nomena izany ny talenta!
[/quote]
Dia aza afangaro indray ihany koa fa misy manao hoe Andriamanitra tsy manampy izay tsy manampy ny tenany.Tsy ao anaty baiboly koa io.
Eny Atra manampy ireo izay tsy mahavita manampy ny tenany intsony satria lany haiky izy ireo nitady vahaolana ka JESOSY IRERY IHANY NO VAHAOLANA FARANY.Mitety atsy ,mitety aroa,mino atsy ,mino aroa,izany anie no mahatonga ny tsy fifanekena ny tenin'ny Tompo e,misy zavatra tsy mety ao dia avadika ho blame amin'ny hafa.Isika olombelona mantsy matetika tsy mba miaiky ny fahotantsika fa afindra any amin'ny hafa foana.


84. niryna ( 31/07/2007 07:05)
mbaliana:

hozy niryna
Raha tsy mino ny Maria izany ny olona iray dia tsy ho tonga any an-danitra?
: iza no niteny an'io teto? mba noforoninao kosa angamba io....
ohatry ny manaja ny Reninao ihany io... ataovy hoe nisy olona tena tia anao tinao mba namela hafatra na anatra ho anao... hitanao fa tena marina ny nolazainy .. tsy ho tadidinao foana ve? ampiasainao koa aza amin'ny fotona mahamety azy...

Nahita ttsy kely izay koa aho mantsy miteny hoe misaotra anao aho ry Saint... fa ...,misaotra anao aho miaraka amin'Atra ianao,mangataka aminao aho mba ...Dia tena gaga aho fa angaha ireny olona maty ireny (ireo antsoina hoy saint.. ianona ,na masindahy ranona mitondra ny hafatritsika any amin'ATRa?

miaraka mivavaka wa ny teneniko aminareo...asa nareo raha mba naheno hoe mivavaka ho anao ...na koa hoe mivavaha ho ahy ry zareo fa mandalo fotoana sarotra aho zao ecc... ny fahatsiarovanao an'le olona hitanao fa tsara na nahazo fahasoavana no nahatonga an'io ary io choix personnel mety ho tianao mety tsy ho tianao....





Tsy misy miteny fa hita maso ary efa taona maro dia maro.Kanefa Atra mahay ny zavatra rehetra ary maro no efa nivoaka tao anaty vovo.
Hoy ity namako izay androany.
Nanao chorale hono izy fahiny ary dia isaky ny zoma misy lanonana foana ary misotro dovay daholo ny choral miaraka amin'ny mompera(avy Ireland).Ary dia tena migoaka tokoa hono izy rehetra ary ny tena nampalahelo dia mamo tampona ilay monpera
Nisy ihany koa hoy izy fanangonana vola hanaovana soa,hatramin'izao io aloha dia misy eraky ny fiangonana tsy olana izany fa nisy partie be ary dia mamo indray ilay monpera ary niteny ratsy mihitsy .Noroahina ilay izy.Narary mafy ilay tovovavy ny farany tamin'ilay fisotroana dovay be loatra ary dia niala.
85. niryna ( 31/07/2007 07:13)
mbaliana:

fa noraisiko le teldia izy lasa ... tohiny kely hihihi

niryna> asa na henonao koa hoe rehefa misy maintso hoe
Saint..... (inona ny tohiny?) mivavaha ho anay


mbaliana a,araho ny ao anaty baiboly,mbola manana fotoana ianao hiderana sy hianaranao azy tsara,tsy manome tsiny anao anie aho e,toy ireny fianakaviana maro tsy mahalala ireny e,raha te ahita izany fitiavan'i Jesosy antsika izany ianao,mianara miantso ny anarany fotsiny irery,,mianara manantona Azy tsy manisy mpanelanelana.Io koa aloha araka ny sitrapon'ny Tompo e,raha mbola tsy tonga ny fotoana na feno aza ny pejy rehefa tsy mino na tsy mihiratra izay ny masom-panahin'ny olona dia tsy mihiratra.Fantatr'Atra anefa ny olona mangetaheta ny teniny koa hainy foana ny manova antsika amin'izany,Ny fahatongavantsika ato amin'ity serasera ity dia tsy kisendrasendra fa lahatra avy Aminy daholo.Tsy mbola nisy mihitsy teto na iray aza miteny hoe mandehana any amin'ny fiangonanay na mandehana mankaroa.Niteny fotsiny ny olona hoe Manantona an'i Jesosy,im-piry isika no miantso ny anaran'i Jesosy rehefa hivavaka,toy ireny olona miantso na manonina ny anaran'ny hafa ireny?
86. ari.malala ( 31/07/2007 07:31)
Izay ilayefa nahiako... fa refa tsy mifanaraka @ izay anareo ve ry niryna sy ny toa azy rehetra dia tsy fivavahana izay a!!! tena gaga mintsy aho!!!

Ika toroy ny marina amin'izay ny olona fa mampalahelo
:roll::roll: fa refa tsy mivazavaza ny aleloia tehaka hoan'i jesosy eraky ny arabe ve ny olona dia tsy mivavaka sy manaraka lalandiso?:roll:
87. niryna ( 31/07/2007 07:34)
ikaretsaka:


Dia ao koa ilay hoe afofandiovana(pergutory)

Matio 5:26, Matio 18;30
Ny ny toerana fanaovanao an'ireo

Lazaiko aminao marina tokoa :Tsy ho afaka ao mihitsy hianao ,ambara-pandoanao ny variraivety farany indrindra

Nefa tsy nety izy fa lasa nampanao azy tao an-trano maizina mandra-pahandoany ny trosa

Ireo no nomenao ary resaka tsy fandoavana trosa,resaka tsy famelan-keloka,inona no hidiran'ny afo fandiovana amin'ireo?

Aza ovainy ika ny tenin'Atra a.
Fanoharana no nataon'i Jesosy eto,fanoharana izay mazava tsara fa raha tsy mamela ny hafa isika dia tsy hamela antsika koa Atra ,raha manana ady amin'ny hafa isika ka tsy mamela iny olona iny ohatra dia tsy mamela antsika koa andriamanitra

Aza mbola tohizana ihany koa hoe ianao ,ny tenanao ihany no trano-maizina satria raha tsy mamela ny hafa ianao ianao ihany no manana fo maloto,mbola ao anatin'ny tranomaizin'ny fo maloto izany ianao,ianao ihany no marary sy tezi-dava isaky ny mahita ilay fahavalo,iza no voa,iza no marary tsy ilay olona ao anatin'ny trano maizina ihany.
Manana trano maizina daholo isika rehetra ka raha tsy miala ao anatiny ao dia isika ihany no ho simba.
Amiko tsy misy hidiran'ny afo fandiovana izany
Io koa dia mbola fampianarana mivoana ao anaty baiboly ihany koa.

Andriamanitra o,omeo hery izahay ahalala ny zava-miafina izay ao aminao,omeo hery izahay mba ahalala ny marina izay nosoratanao,mangataka ny Fanahy Masina izahay hampianatra,hitari-dalana,hanoro ,hiresaka,ary hitantana anay mba ahalalanay ny marina
Amena
88. ikaretsaka ( 31/07/2007 13:08)
Lazaiko aminao marina tokoa :Tsy ho afaka ao mihitsy hianao ,ambara-pandoanao ny variraivety farany indrindra

Nefa tsy nety izy fa lasa nampanao azy tao an-trano maizina mandra-pahandoany ny trosa

Ireo no nomenao ary resaka tsy fandoavana trosa,resaka tsy famelan-keloka,inona no hidiran'ny afo fandiovana amin'ireo?


izao ve dia tsy takatri niryna?
eto aloha dia misy fandikana teny nivika indray.. ilay "tranomaizina" voalaza eto amin'ny teny Grika sy Latinina dia "Purgatorium" no anarany dia lasa hoe Purgatoire
izany hoe mi purge,

Hoy ny diksionera Angalisy (New Oxford)
Purge: rid (someone) of an unwanted feeling, memory, or condition, typically giving a sense of cathartic release : Bob had helped purge Martha of the terrible guilt that had haunted her.
Tsy afa bela ianao mandra pahavitanao sy mampadio ny helokao. Fa rehefa madio ny helokao dia afaka ianao.

mpamindra fo hatramin'ny farany Andriamanitra, asiany toerana hahafahanao mandio ny hadisoanao.
Tsy mandrakizay ireo toerana ireo fa toerana voafetra: rehefa voadionao ilay izy dia afaka ianao.

Raha maty ilay olona iray dia mbola afaka manadio io fanahiny io any!

Ny helo kosa dia mandrakizay, rehefa tsy voadio ianao vao mankany!
89. ikaretsaka ( 31/07/2007 13:11)
tohin'ny an'i niryna ihany fa fanahy iniako notapatapahina

Tsy azoko mihitsy ny tianao ho resahina eto.
Noentin'Atra Enoka,ary tsy niverina intsony.Koa mbola misy ihany ve izany ny olona mivavaka amin'io Enoka io miantso azy mba ho tonga any amin'Atra ny hafatra?

ie...misy jereo ny tohin'ilay tantara.
90. ikaretsaka ( 31/07/2007 13:27)

Araka ny loha-hevitra moa dia fitaratra ny Tenin'Andriamanitra. Tenin'Andriamanitra ve ny raozery? Sary toy inona no heverinao hangatahinao vavaka io? Ilay Vazaha fotsy misarom-boaly ametrahanao voninkazo io ve? Mbola velona ve izy io hatramin'izao?


tsy tenin'Andriamanitra ny Raozery fa fomba fandinihina ny tenin'Andriamanitra amin'ny alalan'ny fanaovana azy!

tsy misy maha samihafa azy @ ny hoe tsy tenin'Andriamanitra ny baiboly fa boky mirakitra ny tenin'andriamanitra

eny "mbola velona ny vazaha fotsy" hatramin'izao, ary afaha Tapa-bolana mahery dia tsy hiasa IANAREO fa hankalaza ny fetiny IZAHAY:wink:

tsy mivavaka "Worship" izahay rehefa manaritra voninkazo eo @ io sary io fa manaja "Venerer"
Zavatra roa samihafa ireo.
Ny antony anateranay voninkazo eo aminy dia ohatranao misaotra ilay olona nanampy anao tamin-javatra iray ka lasa nivadika soa iny!


momba ilay
Saint (.....) Mivavaha ho anay..

Eritrereto ho toy ny manao hoe.. ndao hiaraka hivavaka aminay ny dikany etp
Manaraka ny ao anaty baiboly tsara mihitsy ka! iza no miteny aminao fa tsy mamaky baiboly ilay fianakaviana sy ilay saint any amin'ny misy azy any?
Ohatranareo sy i pasiteranareo manao cellule de priere io re a! Dia ahoana rehefa hoe Pasitera o..mivavaha ho anay dia mety?
91. ikaretsaka ( 31/07/2007 13:32)
Bowing to Mary is a Sin!


Ny principen'ilay "miondrika eo anatrehany" indray eto no mifangaro!:roll:
mifangaro indray ilay mitsaoka "worship" sy Manaja "venerer"

Izao ary, raha manao art martiaux ianao...(judo, karate, sns... ) ka miondrika eo alohan'ny maitre sy ny mpijery
na artiste ianao ka miondrika eo alohan'ny mpijery rehefa vita ny hira,
Manota ve izany ianao?
92. ikaretsaka ( 31/07/2007 13:41)
Tsy misy izany last chance ho diovina izany,

iny finoanao samirery

fa aminayy dia Andriamanitra fitiavana sy mpamindra fo hatr@ farany no inoanay
izay aminay ny principen'ny Tantaram-pamonjena sy ny asan'Andriamanitra.
Izahay tsy manao ilay hoe Henoy izahay fa raha tsy izany dia lasa any amin'ny afobe ianareo

ikaretsaka tany aloha tany :
...raha izaho no asainao mitoriteny dia tsy hoe Andriamanitra mpanasazy na hoe mibebaha no voiziko voalohany fa ny fitiavan'Andriamanitra antsika amin'ny mahaolombelona antsika : zany hoe ny fanovany ny fiainantsika hisy zavatra positive eo anivontsika, ny fampaherezana antsika amin'ny fiainan-tsarotra, ny fahatsapana fa tiany isika na manana kilema aza saingy afaka miala tanteraka izany kilema izany raha manana ny Fanahin'Andriamanitra ianao ka mandray azy ao am-po. Dia izay olona mandray an'Andriamanitra no mahalala ny otany rehefa avy eo dia miezaka mibebaka fa tsy izaho mihitsy ny hanizingizina aminy vao manomboka ny toriteny hoe : isika dia mpanota, io otanao io antony nahatonga na'Andriamanitra nandefa ny zanany sns....

93. ikaretsaka ( 31/07/2007 14:02)
Purgatoire ihany.
Matio 5:22
ny Tompo dia milaza ota (tezitra amin'ny rahalahinao) dia misy fitsara sy etapes (stage betsaka) amin'io
Fa Izaho kosa milaza aminareo hoe: Izay rehetra tezitra amin'ny rahalahiny dia mendrika hohelohina amin'ny fitsarana; ary na zovy na zovy no hanao amin'ny rahalahiny hoe : Olom-poana hianao, dia mendrika hohelohina amin'ny Synedriona; ary na zovy na zovy no hanao hoe: Foka ialahy, dia mendrika ho ao amin'ny helo mirehitra afo.
94. ikaretsaka ( 31/07/2007 14:10)
fa entre pa HS kely.. ilay (foka ialahy) io ve le ataon'ny angalisy hoe F.....K you?:?:
95. piste ( 01/08/2007 00:46)
Ny fahitako an`ity resaka ity dia ho sarotra @ finoana hafa mihitsy ny handray Dogma na doctrine catholique. Ka aoka ho an`izay olona sincere ihany no hanazavana azy fa ireo tsy vonona na faly ny hitsikera dia ataoko tsy dia misy antony loatra ny handaniana andro hanazavana izany @ izy ireo.
Izaho manokana aleoko lavitra miresaka an`i Masina Maria @ Musulman toy izay @ Protestanta, satria iry voalohany dia manaja fatratra an`i Myriam(na Maria ) koa. Ho an`i Protestant dia fitaovana toy ny fitaovana rehetra ihany izy.
96. Rasiligaoma ( 01/08/2007 04:57)
Ny hitako koa dia tsy azony akory ny zavatra kianiny na efa miezaka manazava aza ireo olona sasany:(isaorana Ikaretsaka, Pissoa , Mbaliana, Ari.Malala, Piste sns...)
Tadiavina lojika tsotra, misy manazava lojika tsotra
tadiavina lojika araka ny baiboly: misy manazava lojika araka ny baiboly
tsy haiko io na fanahy iniana na ahoana!

Ilay resaka mitsaoka koa dia iombonako hevitra fa samihafa tokoa ny mandohalika na miondrika manamarika fanajana, sy ny mandoalika na miondrika miankohoka sy mitsahoka an'Andriamanitra!

Raha miondrika eo anatrehanao ^:^ aho akory tsy manao anao ho Andriamanitro fa manaja anao! sa tsy izany ry Nirina fa ianao no mpanao an'io
97. tywa68 ( 01/08/2007 05:14)
Izahay tsy manao ilay hoe Henoy izahay fa raha tsy izany dia lasa any amin'ny afobe ianareo


Ika sy Rasiligaoma : Ka ity mihitsy no tena mandreraka @ sujets rehetra momban'ny finoana ! satria rehefa tsy mitovy hevitra na mampiasa fitaovana hafa hankanesana etsy @ilay tanjona 1 itambarana, dia any @ afobe na satàna hono !

Manenjika nefa efa omena fanazavàna hoe fa maninona ilay olona no nanao an'izay safidy izay ?

Tena marina ny anao ry Piste : sarotra satria tsy maintsy hidoika, hanesika hatrany ny andininy, sy ny toko samihafa tsindroana anaty baiboly. Raha manaiky hoe mitombina ny fijerinao satria olombelona hafa koa ianao fa tsy mitovy dhl isika rehetra, dia lasa foana ny resaka hifandirana !!!

Ny Tompo anie hitantana antsika tsirairay mba tsy hitàna alahelo @fomba firesaka eto fa handroso hatrany @ fanatonana Azy.:-*
98. Rasiligaoma ( 01/08/2007 05:26)
dia ny tsy azoko koa dia ity: fatratra ery ny hiteny le hoe: "aza mitsara raha tsy tsy tsaraina"

dia fatratra ery anefa rehefa avy eo hanao ilay hoe:
Rehefa tsy miaraka aminy na tsy mitovy hevitra aminy na mampiasa fitaovana hafa hankanesana etsy @ilay tanjona 1 itambarana, dia any @ afobe na satàna hono !
Dia ahoana ihany?

"Mandiniha tena" hoy Ika izay
99. tywa68 ( 01/08/2007 05:30)
Rasiligaoma : mila fandinihan-tena ary mila fandeferana beeeee ny finoana :lol:
100. boraingy ( 01/08/2007 07:15)
Efa ampy ny Teny.

Be Fitiavana Andriamanitra.

Indice: namparary kibo an'i Jaona ny horonan-taratasy kely nampihinanan'ny Anjely azy ao amin'ny Fanambarana. Ario amin'izay fa efa voasoratra ao ampontsika ny Tenin'ny Ray.

Aoka hipoaka ny sarombilany ho an'ny Gasy.

Amim-panetrentena lehibe ry rahalahiko sy anabaviko isany no ananarako anareo tsikelikely.

Hirao amin'ny Fo ireo Hira Malagasintsika momba an'Andriamanitra.

Handeha an-kafaliana hanatona an'Andriamanitra aho e!

Hiran'ny Nenibeko io fa izaho niboraingy tsy nino an'i Maria ho Renin'Andriamanitra izany. Ilay Amen no aoka hanamarina fa inona moa izay izaho? tanimanga kely mora potika ery! Raha tsy Jesoa Kristy tsy hitako ny Lalan-tsara.

Mitandrema ry Malagasy fa efa tonga ny fotoam-pijinjana.

Amboary ny Lalan'i Jehovah! Ataovy Mahitsy Ny Lalan-kalehany.

Amin'ny Anaran'i Jesoa Kristy. Amen
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1523