ndao hilalao aby

161. wooda ( 22/02/2007 22:52)
tsy mainty nijery courriel fa manomboka efa lava loatra de tsy araka!
@ firy aloha izao eh?
162. ftma ( 22/02/2007 22:56)
23h13 (France) 1h13 (Mada)
wooda nga tsy matory @ alina?
163. wooda ( 22/02/2007 23:16)
Tsy matory fa milalao saka foana!:-D:-D:-D
Oviana ny farany?
164. ftma ( 22/02/2007 23:35)
rehefa miletika ny masoandro
fa inona tsy mampatory anao io?
165. cutie ( 22/02/2007 23:39)
mbola tsy lera
ary manao in enao io :lol:
166. wooda ( 23/02/2007 00:38)
mijery anao mamalifaly ny masoko izao!8O
Inona no tokony ho hataon-tsika rehefa avy eo?:oops:
:-D:-D:-D
167. cutie ( 23/02/2007 01:00)
hisakafo
sa hatory :lol:
168. xxx ( 23/02/2007 01:04)
andao hatory cutie a

sa tsy afaka indray indry?
169. wooda ( 23/02/2007 01:59)
tsy haiko izay nalehany, tsy nametraka texto t@ko tsinona izy.
Mbola misy tsy matory foana ve @izao?
170. rivorijasoa ( 23/02/2007 02:30)
efa mifoha ary no betsaka!
nefa inona moa no antony hifohazana amin'izao lera izao?
171. wooda ( 23/02/2007 02:37)
andeha hijery izay valianareo ato!
inona ny petit déjeuner androany?
172. lancia ( 23/02/2007 02:38)
ie, mety mbola misy hoatr'ahy
De oviana hono ity resaka ty no hifarana?
173. Lalah ( 23/02/2007 03:29)
zao,Za mamarana azy
Tsy misy intsony? Good bye
174. rivorijasoa ( 23/02/2007 04:33)
Mbola misy ka!
ngah tsy mety renault io lancia io na atao porche?
175. ftma ( 23/02/2007 09:12)
tsy mety io manendrika azy
tsy natory mihitsy izany wooda?
176. tslem ( 23/02/2007 10:06)
natory ihany izy fa efa t@ 03:37:59 , variana be loatra nikarajia hono,hihi

firy metatra moa tour eiffel?
177. kelly13 ( 23/02/2007 11:40)
misy² hoza ny tsy mahay manisa?

inn ary zany, sady matsiro no tsy mankaleo? hihihi
178. tslem ( 23/02/2007 11:58)
forum :-D:-D
sa inn?
179. chipie1 ( 23/02/2007 12:02)
serasera
iza io akaikinao io
180. ari.malala ( 23/02/2007 12:47)
tsisy olona eto zao

Lenan'ny orana v enao teo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0548