ndao hilalao aby

201. wooda ( 23/02/2007 20:10)
:-*
Mamaly azy ve?
202. cutie ( 23/02/2007 20:14)
tsy mahavaly azy
in no maha malagasy anao :lol:
203. sitlo ( 23/02/2007 20:19)
:*

mahavaly?
204. cutie ( 23/02/2007 20:24)
mbola
sarotra be nga le fanontaniana :lol:
205. wooda ( 23/02/2007 20:32)
Tsy sarotra fa ianareo no sarotra omena fahafam-po! :wink:
Oviana le fin eh?
206. booboo ( 23/02/2007 20:35)
andraso klou hanandro

-fa maninona no ho faranana ity lalao ity ?
207. pissoa ( 23/02/2007 20:36)
tsy faranana zany k !

Fa iza njay niteny oe faranana ? :x
208. cutie ( 23/02/2007 20:39)
i wooda
refa tsy mahita pasy ve de atao fin:-D
209. wooda ( 23/02/2007 20:40)
Tsy izaho aloha eh :-D:-D:-D
Malaky tezitra ve ianao?
210. cutie ( 23/02/2007 20:41)
non
mora mihomehy ve enao :-D
211. sitlo ( 23/02/2007 20:50)
tsia

dia maninona nefa?
212. cutie ( 23/02/2007 20:52)
tsara ho fantatra
fa manin nefa
213. totofy ( 23/02/2007 21:09)
tsy maninn

enao lasa tsy miteny ????
214. cutie ( 23/02/2007 21:11)
hihihihihi
naka souffle
andrasanao :lol:
215. tslem ( 23/02/2007 21:19)
an,an,an

faly b zao booboo e?
216. pissoa ( 23/02/2007 21:24)
ngamba

faly ve booboo ? :-D
217. Stretch ( 23/02/2007 21:40)
dain (l)

mitsako tsy misy fotsiny eto:miam:
218. wooda ( 24/02/2007 04:56)
Tsy HS ve ?



Sao de misy adino?

219. Stretch ( 24/02/2007 08:47)
ndao hilalao aby


ndao hilalao aby?
220. tslem ( 24/02/2007 08:53)
zay fa niverina ny size, tapitraaaaaaaaaaaaaaaaaa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.7334