ndao hilalao aby

261. totofy ( 27/02/2007 20:45)
ié , bonbon sisety !
enao ngah tsy mianatra sa migintrika ?
262. cutie ( 27/02/2007 21:02)
migintrika
bedy ve zao za :-D
263. totofy ( 27/02/2007 21:43)
bedy !

tandremo an , enao ngah mbola tsy nahazo ceinture ?
264. cutie ( 27/02/2007 22:04)
t@ mbola kely ihany :-D:-D:-D:-D
sao de ho darofan'i totofy eto aza za :-D
265. totofy ( 27/02/2007 22:26)
totofy tsy midaroka kah !
matahotra nga enao ?
266. tywa68 ( 27/02/2007 22:28)
an3

cutie angaha hono matahotra ?
267. Stretch ( 27/02/2007 22:31)
bedy a

masika be anga ny mpiserasera ?
268. sitlo ( 27/02/2007 23:27)
ye

dia maninona anefa?
269. simplex ( 28/02/2007 12:08)
asany

iza no tena masiaka?
270. Samoana ( 28/02/2007 12:16)
ny mpihinan-tsakay
iza no mahatanty ?
271. booboo ( 28/02/2007 17:13)
tsy mbô zà, marinamafy ra'mbo zà

sa ianao ?
272. ftma ( 28/02/2007 21:43)
tsy mbô zà, marinamafy ra'mbo zà :wink:
mpanara-kefa ve io?
273. simplex ( 28/02/2007 21:45)
tsy haiko

in zany kefa? :roll:
274. wooda ( 28/02/2007 23:55)
:(

inona indray ny question manaraka?
275. pissoa ( 01/03/2007 18:10)
inona moa ?

inona moa ?
276. tywa68 ( 01/03/2007 18:17)
tsy haiko !

Mihinam-bary impiry isan'andro enao ?
277. pissoa ( 01/03/2007 18:18)
in-3 isankerinandro :lol:

impiry isan'andro moa izany in-3 isankerinandro ?
278. sitlo ( 01/03/2007 19:26)
in-dimy

dia firy kilao izaky ny mihinana ireny saka ireny?
279. tywa68 ( 01/03/2007 20:03)
50 grama !

Adin'ny firy isan'andro enao no eto ?:-D
280. wooda ( 01/03/2007 20:56)
2h

ary ianao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0095