ndao hilalao aby

281. Stretch ( 01/03/2007 21:46)
48 ora
zany aza mbola tsy ampy.

misy manana pile ve fa lany pile ny ordi ako ?
282. totofy ( 01/03/2007 22:29)
ié ,
pile wonder?
283. Stretch ( 02/03/2007 18:19)
fisaka sa boribory ?

nefa telozoro no mety ra misy , misy v ?
284. totofy ( 02/03/2007 18:24)
tsy fantatro
f'enao ngah tia fisaka (18 cl):-D:-D:-D ?
285. Stretch ( 02/03/2007 18:38)
sôvaly 3 alefa de ogé ogé ô sôvalé !

mbola misy tsenakely mivo v ao akaiky ao ?
286. totofy ( 02/03/2007 19:11)
:-D:-D sôvaly telo

enao ngah milalao PMU ?
287. Stretch ( 02/03/2007 19:34)
a a a , ny tsy laitrako le milahatra maka le sôsy,
nefa a mahazo fôna de aiza v de hilahatra fôna zany.
:-D:-P:-D

hainao v we aiza ny misy an le loto tsy mahazo mintsy ?
288. totofy ( 02/03/2007 19:59)
ngah :-D:-D:-D:-D
ié, omenao anah ny vola dé tsy omeko enao (tsy mahazo intsony)

enao ngah tia milalao ?
289. totofy ( 02/03/2007 20:44)
tsara vintana ngah ny namana ?
sa manao vitam-boka ?
290. Stretch ( 02/03/2007 21:37)
a a a manao vintana mananasy mitaingitseza.

inn no tsy mahazo tsabo3 sa tsabo2 ?
291. totofy ( 02/03/2007 22:04)
mila toeram-pitsabona izany !
seza inn, seza bory ?
292. pissoa ( 03/03/2007 11:20)
tsy haiko

fa inn le resaka eto ?
293. tywa68 ( 03/03/2007 13:18)
resake !

manao ahoana ny andro any aminareo ?
294. Stretch ( 03/03/2007 14:59)
matroka tsy misy tsiky na kely aza, mangatsika.

inn no mafinaritra am ty sabotsy ariva ?
295. sitlo ( 03/03/2007 20:27)
miresaka aminao

manao ahoana?
296. wooda ( 03/03/2007 21:49)
tsara fa misaotra.

Oviana no mifankahita?
297. sitlo ( 03/03/2007 21:54)
any andro, any volana, any taona, izaho sy ... mbola hifankahita

inona ary no tokony ho eo amin'ny ...?
298. wooda ( 03/03/2007 23:06)
ianao ve? 8O :-D:-D

De maninona avy eo?
299. cutie ( 03/03/2007 23:42)
hifankahita koa
sa.............?
300. wooda ( 04/03/2007 00:36)
eh eh eh, tena tsy sahiko valina marina!

Sao de hainao?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.5017