ndao hilalao aby
325. totofy
(
06/03/2007 21:31)
cutie sorisorena hono... :-w
fa iza hono zany vikitaoro ? vikitaoro solo veuuu ?=))
fa iza hono zany vikitaoro ? vikitaoro solo veuuu ?=))
327. sitlo
(
06/03/2007 22:44)
mbola hanao fa mila pause kely aloha hieritreretana
ary ianao io mbola hanao sa tsy hanao intsony?
ary ianao io mbola hanao sa tsy hanao intsony?
328. Stretch
(
07/03/2007 12:20)
mbola hanao intsony :-D :-D
http://www.dailymotion.com/visited/search/francis%2Bturbo/video/x1bt5w_francis-turbo-hananona
mitsatsaka angà enao ?
http://www.dailymotion.com/visited/search/francis%2Bturbo/video/x1bt5w_francis-turbo-hananona
mitsatsaka angà enao ?
330. Stretch
(
07/03/2007 23:02)
inn alou ny dikany lay mitsatsaka ?
katsatsatsa le mitsorika am rindrina reny ve ?
ra reny dia tsia ny valiny.
re belôty ndray e !
ary enao ?
katsatsatsa le mitsorika am rindrina reny ve ?
ra reny dia tsia ny valiny.
re belôty ndray e !
ary enao ?
