ndao hilalao aby

301. cutie ( 04/03/2007 01:04)
sa hipitrapitra
sa tsy zany :roll:
302. Stretch ( 04/03/2007 22:49)
zany mintsy e!

mazoto ve enao am ty latsinainy beuuu hiasa ?
303. Samoana ( 05/03/2007 12:06)
tsy olana fa 4 andro sisa de wikendy indray e:lol: !
inona no azo atao @ wikendy?
304. pissoa ( 05/03/2007 17:02)
beeeeeetsaka be

inona no ho ataonao amin'ny wikendy ohatra ?
305. sipagasy ( 05/03/2007 17:22)
za niasa!!:-P

ary raoviana ny hihaona??
306. totofy ( 05/03/2007 17:45)
@ wikendy.
wikendy 7 jours ve tianareo ?
307. Stretch ( 05/03/2007 20:15)
zany ve ho ampy.

am vôkanendy a mbola miandry ny replay an le ekilipsa fa tsy nahita.
misy replay ana ekilipsa ko ve any aminareo ?
308. totofy ( 05/03/2007 20:42)
zahay kou tsy nahita
fa iza alou ity replay ? play boy's ve ?:wink:
309. cutie ( 05/03/2007 21:28)
ekilipsa hono e
za koa tara:lol:
in zany play boy's :?:
310. booboo ( 05/03/2007 21:37)
machin truc chouette zany

-mbola hanohy an'ity raha ity foana ve enao ?
311. totofy ( 05/03/2007 21:40)
mahafinaritra lé izzz
nareo ngah leo ?
312. totofy ( 05/03/2007 21:42)
play boy's mitovy an' i justin Timber...
Tara inn cutie ?
313. simplex ( 05/03/2007 21:43)
an3, mandresy ny feux de l'amour ny tanjona
vonona ?
314. booboo ( 05/03/2007 21:45)
kou klou raim

-vonona haninona oun zany ?
315. simplex ( 05/03/2007 21:47)
9999 episode ee ;-)
ndry nga efa nieriteritra ny hangala-badin'ol tao ? :°)
316. booboo ( 05/03/2007 21:49)
tssss, hi-birda oe fa tsy hangalatra :°):-D:-D

-post faha-firy kay zao tsika @ ity lalao ity ?
317. simplex ( 05/03/2007 21:53)
telo ambifolo sy dimanjato :roll:

post sa positra ?
318. booboo ( 05/03/2007 21:57)
fanontaniana goavana zany ka saro-baliana

-efa nivoaka ve ny pams any aminareo zao ?
319. totofy ( 05/03/2007 22:01)
ié, efa nitsikilovinay teo
refa manana zafikely zany simplex vô hajanona ity ?
320. simplex ( 05/03/2007 22:02)
:-D:-D afaka fotoana fohy, efa manao bain d'huile :roll:8)

enao nga tsy mba hande?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0606