ndao hilalao aby

241. booboo ( 26/02/2007 13:45)
eka ouz :-D:-D:-D

-moa ka tsy zany va ? :°)
242. kelly13 ( 26/02/2007 13:48)
marina an'iouuuuuu

aseoy hoe zany manjakely zany? :-D
243. booboo ( 26/02/2007 17:01)
8)...:°)

-enao ve mahay mifika taolana ? hihihihi

244. wooda ( 26/02/2007 19:26)
tsy mahay

fa iza i booboo?
245. cutie ( 26/02/2007 19:52)
namana mavitrika mpiserasera
ary wooda nankaiza teo :lol:
246. booboo ( 26/02/2007 20:53)
lasa nananona angamba :°)

-im-piry nandefa rivotra enao anio ? :°)
247. wooda ( 26/02/2007 22:08)
tsy hay intsony fa mbola zariko ny laokanay :-D:-D:-D

Mbola hitohy ve?
248. cutie ( 26/02/2007 22:20)
ie
iza njay no hanohy azy :-D
249. Stretch ( 26/02/2007 22:27)
ndao hilalao aby . . tohiny.
anio fizarana faha valo amby efapolo sy roan-jato.
=D
250. Stretch ( 26/02/2007 22:30)
mbola tsy matory sa efa mifoha enao?
251. cutie ( 26/02/2007 22:36)
mbola tsy matory
ary enao ?
252. wooda ( 26/02/2007 22:42)
tena tsy haiko!

Fa iza ianao?:-D
253. xxx ( 27/02/2007 05:16)
i xxx :wink:

fa ahoana ry wooda ? :lol:
254. Stretch ( 27/02/2007 07:37)
wooda manonofy

inn ny ao am feu de l'amour?
255. Samoana ( 27/02/2007 15:05)
lasa be volombava daholo rizalahy afats'i vikitaoro:-D
Olona firy manodidina anao ?
256. pissoa ( 27/02/2007 15:50)
olona 1 rehefa isaina zah :°)

ary rehefa tsy isaina ianao ?
257. simplex ( 27/02/2007 17:06)
eo @ 7 miliara eo ho eo :°)

enao ve tia biscuit?
258. cutie ( 27/02/2007 17:33)
ie biscuit bokotra:-D:-D:-D
enao ve tia bonbon sisety:-D:-D:-D
259. totofy ( 27/02/2007 19:45)
ié !
cutie ngah tia mitsetsitsa ?:-D
260. cutie ( 27/02/2007 20:21)
raha bonbon de ie :-D:-D:-D
ary totofy:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0679