ndao hilalao aby

221. Stretch ( 24/02/2007 10:09)
euuuuuu!
ndao hilalao aby

ndao hilalao aby . . . .
222. baw ( 24/02/2007 10:55)
za nefa vao saika hanampy

fa naninona no nofarananareo?
223. booboo ( 24/02/2007 10:59)
satria sabata ny andro :°):°)

-tsara ve ny andro any aminareo anio ?
224. tslem ( 24/02/2007 11:00)
inn n nofafàna ? hampirevena lou baw fa voa² e

averina ndray v zany lé zé a?
225. baw ( 24/02/2007 11:07)
avereno e, d nofaranana no noteneniko fa nofafana k

ary tslem tsy mamaly kestiô? :-D
226. booboo ( 24/02/2007 11:08)
-tohizana fa tsy averina zany

-tsara ve hoà ny andro any aminareo ?
227. baw ( 24/02/2007 11:12)
eny oa

fa nareo oa hors sizé doly?
228. Stretch ( 24/02/2007 17:13)
tsisy or sizé zany

mafotaka ny carnaval aty amnay fa avy ny orana.
tia carnaval v nareo ?
229. kelly13 ( 24/02/2007 20:05)
nan mandoto tanana ny carnaval

d aiza nefa zao zany carnaval zany?
230. pissoa ( 25/02/2007 09:53)
tsy haiko k !

Hainao ve ?
231. ftma ( 25/02/2007 10:50)
ie aty Nice http://www.nicecarnaval.com/carnaval4.html:wink:
ho avy nga nareo?
232. kelly13 ( 25/02/2007 11:35)
avy ny orana

nankaiza ingahibesola teo?
233. Stretch ( 25/02/2007 13:07)
:-D ngahbe sola mbola mibango volo ?

milatsaka ko v ny lanezy any amnareo,(mipeutitsa )
fa sady avy ny orana. .?
234. tywa68 ( 25/02/2007 14:09)
avy orana k !

Inon no dikan'ilay "mipeutitsa" ?
235. pissoa ( 25/02/2007 17:13)
tsy haiko zany

ianao ve mahay an'zany ?
236. booboo ( 26/02/2007 07:58)
-tsy mahay kounkou

-nanofy tsara sa nanofy ratsy enao t@ alina ?
237. pissoa ( 26/02/2007 08:22)
ratsy beeeeeeeee :cry:

ianao angaha mino nofy ?
238. tslem ( 26/02/2007 13:17)
ra manofy miakatra ah d mino fa ra manofy midina d tsy mino :-D:-D

ary rahoviana lé referendum e?
239. kelly13 ( 26/02/2007 13:38)
atsy ho atsy

d aôna hono?
240. pissoa ( 26/02/2007 13:42)
zao mbola manja kely zao foana e :°)

sa tsy zany ? =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0458