ndao hilalao aby
1. booboo
(
14/02/2007 13:06)
Efa nataotsika ity raha ity fa tsy quoi fa averiko foana ho an'izay mbola tsy nanao azy :°).
Fitsipika : -fanontaniana 1 isaka ny olona ihany no azo apetraka
-izay fanontaniana napetraky ny namana farany ihany no valiana
-valiny 1 isaka ny fanontaniana ihany no azo apetraka
Fandehany :
ohatra : rehefa mamaly ny fanontaniana napetraka ianao dia mametraka fanontaniana indray dia toy izay hatrany hatrany. Miezaha manaraka fitsipika :°)
Laza izao (ratsy tsy misy miviaka manao HS hihihihi)
-T@ firy ianao no nifoha androany maraina ?

répondu par wooda le 14/03/2007 23:25
3. andrea
(
14/02/2007 13:49)
iee nahazo sms hoe "anti-valentin" ..
-De inona no programme rahariva ?
-De inona no programme rahariva ?
5. hery
(
14/02/2007 15:34)
- Mbola 75 cl aloha
- Iza no miaraka aminao mamaky an'ity fanontaniana ity?

9. patrick2002
(
14/02/2007 17:21)
mbola nanidina :roll:
Iza no niaraka nifaly taminao t@ st valentin:?:

10. Fiffi
(
14/02/2007 17:24)
ftma: ka i pissoa nangala-toerana koh ! :-D:-D:-D ary zah ange namaly de ny valiko no hitako fa tsy nahita ny valin'i pissoa zah an ! (tohizako)
-tsy aiko ....:-D:-D
-vonona ve ny anti-st valentin @ 19h30 ?

14. Papoose
(
15/02/2007 06:03)
tena tsy fantatro.
inona avy no nataonareo sy ny olontinao androany(vao ninfankahita k@nisarahana androany?)